samedi 16 mai 2020

Hafatra Baiboly samedi--16/05/2020


2 Corinthiens 6:4





FLS :

Mais nous nous rendons à tous égards recommandables, comme serviteurs de Dieu, par beaucoup de patience dans les tribulations, dans les calamités, dans les détresses,



KJV :

But in all (things) approving ourselves as the ministers of God, in much patience, in afflictions, in necessities, in distresses,


MLG:

fa amin'ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be, amin'ny fahoriana, amin'ny fahaterena, amin'ny fahantrana,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--16/05/2020:



Qui fit un voyage avec des huches à pain sur ses épaules ?






Reponse du Qu iz du vendredi 15/05/2020

Quels prédicateurs chrétiens furent confondus avec des dieux païens ?



Réponse: Actes 14:11-13
MLG:
« Ary nony hitan'ny vahoaka betsaka izay zavatra nataon'i Paoly, dia nanandratra ny feony ka nanao tamin'ny fitenin'i Lykaonia hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endrik'olona! Ary ny anaran'i Barnabasy nataony hoe Jopitera, ary Paoly kosa Merkory, satria izy no mpitarika ny teny nalahatra. [ Gr. Zeosy] [ Gr. Hermesy] Ary ny mpisoron'ilay Jopitera teo anoloan'ny tanàna, mbamin'ny vahoaka, dia nitondra ombilahy sy voninkazo natao fihaingoana ho ao am-bavahady ka nikasa hanao fanatitra. »
FLS:
« A la vue de ce que Paul avait fait, la foule éleva la voix, et dit en langue lycaonienne: Les dieux sous une forme humaine sont descendus vers nous. Ils appelaient Barnabas Jupiter, et Paul Mercure, parce que c'était lui qui portait la parole. Le prêtre de Jupiter, do nt le temple était à l'entrée de la ville, amena des taureaux avec des bandelettes vers les portes, et voulait, de même que la foule, offrir un sacrifice. »

Aucun commentaire: