jeudi 21 mai 2020

Hafatra Baiboly jeudi--21/05/2020


Jacques 4:6-7





FLS :

Il accorde, au contraire, une grâce plus excellente; c'est pourquoi l'Écriture dit: Dieu résiste aux l'orgueilleux, Mais il fait grâce aux humbles. Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.



KJV :

But he giveth more grace. Wherefore he saith, God resisteth the proud, but giveth grace unto the humble. Submit yourselves therefore to God. Resist the devil, and he will flee from you.


MLG:

Nefa manome fahasoavana bebe kokoa Izy. Koa hoy izy: "Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an'ny manetry tena" (Oha. 3.34]. Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--21/05/2020:



Quel prophète désobéissant a été tué par un lion ?






Reponse du Quiz du mercredi 20/05/2020

Que ne fallait-il pas raconter dans Gath ?



Réponse: 2 Samuel 1:17-20
MLG:
« Ary Davida nisaona an'i Saoly sy Jonatana zanany tamin'izao hira fisaonana izao (ary nasainy nampianarina ny taranak'i Joda ny hira atao hoe Tsipika; indro, voasoratra ao amin'ny Bokin'i Jasara izany): [Jasara = Ilay mahitsy] Ilay voninahitrao, ry Isiraely, no voalefona teo amin'ny havoananao; Endrey! Lavo ny mahery! [Na: gazelanao, dia anaram-biby haingan-tongotra] Aza ambaranareo any Gata izany, Aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben'i Askelona. Fandrao mifaly ny zanakavavin'ny Filistina. Fandrao miravoravo ny zanakavavin'ny tsy mifora. »
FLS:
« Voici le cantique funèbre que David composa sur Saül et sur Jonathan, son fils, et q u'il ordonna d'enseigner aux enfants de Juda. C'est le cantique de l'arc: il est écrit dans le livre du Juste. L'élite d'Israël a succombé sur tes collines! Comment des héros sont-ils tombés? Ne l'annoncez point dans Gath, N'en publiez point la nouvelle dans les rues d'Askalon, De peur que les filles des Philistins ne se réjouissent, De peur que les filles des incirconcis ne triomphent. »

Aucun commentaire: