vendredi 20 novembre 2020

Hafatra Baiboly vendredi--20/11/2020


Job 26:7





FLS :

Il étend le septentrion sur le vide, Il suspend la terre sur le néant.



KJV :

He stretcheth out the north over the empty place, (and) hangeth the earth upon nothing.


MLG:

Mamelatra ny lanitra avaratra ho eny ambonin'ny habakabaka Izy ary manantona ny tany amin'ny tsy misy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--20/11/2020:



Quand est-ce qu'un ange remit son épée dans son fourreau ?






Reponse du Quiz du jeudi 19/11/2020

Quelle est la ville dont son «second quartier» est mentionné ?



Réponse: 2 Rois 2:22 ; Sophonie 1:10
MLG:
« Ka dia tsara ny rano man draka androany araka ny teny nataon'i Elisa.[Heb. sitrana] Ary dia niakatra avy tao izy ka nankany Betela; ary nony niakatra teny an-dalana izy, dia, indreo, nisy ankizilahy madinika nivoaka avy tao an-tanàna ka nanakora azy hoe: Miakara, ry ilay sola; miakara, ry ilay sola! Ary nitodika izy ka nahita azy, dia nanozona azy tamin'ny anaran'i Jehovah. Ary dia nisy beravavy roa avy tany an'ala namiravira roa amby efa-polo tamin'ireo ankizilahy madinika ireo. Dia niala teo Elisa ka nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany any Samaria. »
FLS:
« Et les eaux furent assainies, jusqu'à ce jour, selon la parole qu'Élisée avait prononcée. Il monta de là à Béthel; et comme il cheminait à la montée, des petits garçons sortirent de la ville, et se moquèrent de lui. Ils lui disaient: Monte, chauve! monte, chauve! Il se retourna pour les regarder, et il les maudit au nom de l'Éternel. Alors deux ours sortirent de la forêt, et déchirèrent quarante -deux de ces enfants. De là il alla sur la montagne du Carmel, d'où il retourna à Samarie. »

Aucun commentaire: