jeudi 26 novembre 2020

Hafatra Baiboly jeudi--26/11/2020


Matthieu 25:11-12





FLS :

Plus tard, les autres vierges vinrent, et dirent: Seigneur, Seigneur, ouvre-nous. Mais il répondit: Je vous le dis en vérité, je ne vous connais pas.



KJV :

Afterward came also the other virgins, saying, Lord, Lord, open to us. But he answered and said, Verily I say unto you, I know you not.


MLG:

Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay. Fa izy namaly hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy fantatro ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--26/11/2020:



Citer le nom d'un oncle du roi David.






Reponse du Quiz du mercredi 25/11/2020

Quel roi déclara publiquement que Dieu avait pris plaisir en lui ?



Réponse: 1 Chroniques 28:4
MLG:
« Nefa kosa Jehovah, Andriamanitra ny Isiraely efa nifidy ahy tamin'ny ankohonan'ny raiko rehetra ho mpanjakan'ny Isiraely mandrakizay; fa Joda no nofidiny ho mpanjaka, ary tamin'ny taranak'i Joda indray dia ny ankohonan'ny raiko no nofidiny; ary tamin'ny ankohonan'ny raiko dia izaho kosa no nankasitrahany ka nataony mpanjaka amin'ny Isiraely rehetra. »
FLS:
« L'Éternel, le Dieu d'Israël, m'a choisi dans toute la maison de mon père, pour que je fusse roi d'Israël à toujours; car il a choisi Juda pour chef, il a choisi la maison de mon père dans la maison de Juda, et parmi les fils de mon père c'est moi qu'il a voulu faire régner sur tout Israël. »

Aucun commentaire: