1 Corinthiens 1:21
FLS :
Car puisque le monde, avec sa sagesse, n'a point connu Dieu dans la sagesse de Dieu, il a plu à Dieu de sauver les croyants par la folie de la prédication.
KJV :
For after that in the wisdom of God the world by wisdom knew not God, it pleased God by the foolishness of preaching to save them that believe.
MLG:
Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino; [ Na: Fa noho ny fahendren'Andriamanitra]
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--16/11/2020:
Où peut-on lire que 33 rois s'enivraient à midi ?
Reponse du Quiz du dimanche 15/11/2020
Où peut-on lire qu'une nuée d'insectes campe dans les haies au frais du jour ?
Réponse: Nahum 3:17
MLG:
« Ny andriananao dia toy ny valala, Ary ny mpifehinao dia toy ny valalavao, Izay mitoby eny amin'ny fefy, raha mangatsiaka ny andro; Fa raha miposaka ny masoandro, dia lasa manidina izy, Ka tsy fantatra izay nalehany.[Na: mpanoratrao] »
FLS:
« Tes princes sont comme les sauterelles, Tes chefs comme une multitude de sauterelles, Qui se posent sur les haies au temps de la froidure: Le soleil paraît, elles s'envolent, Et l'on ne connaît plus le lieu où elles étaient. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire