mercredi 11 novembre 2020

Hafatra Baiboly mercredi--11/11/2020


Zacharie 6:12





FLS :

Tu lui diras: Ainsi parle l'Éternel des armées: Voici, un homme, dont le nom est germe, germera dans son lieu, et bâtira le temple de l'Éternel.



KJV :

And speak unto him, saying, Thus speaketh the LORD of hosts, saying, Behold the man whose name (is) The BRANCH; and he shall grow up out of his place, and he shall build the temple of the LORD:


MLG:

dia lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro Lehilahy atao hoe Rantsana; ary hitsimoka eo am-pitoerany ihany Izy sady hanao ny tempolin'i Jehovah. [na: solofo] [na: ary hisy hitsimoka eo ambaniny]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--11/11/2020:



Quels hypocrites étaient capables de discern er l'apparence du ciel ?






Reponse du Quiz du mardi 10/11/2020

Qui fut réveillé deux fois par un ange qui le touchait ?



Réponse: 1 Rois 19:5-7
MLG:
« Ary raha nandry natory teo ambanin'ny anjavidy anankiray izy, indro, nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe. Miarena, ka homàna. [Heb. rotema; zava-maniry mifanahatahaka amin'ny kifafam-bohitra] Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan'ny lohany nisy mofo voaendy tamin'ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray. Ary avy fanindroany indray Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanohina azy ka nanao hoe: Mitohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao. »
FLS:
« Il se coucha et s'endormit sous un genêt. Et voici, un ange le toucha, et lui dit: Lève-toi, mange. Il regarda, et il y avait à son chevet un gâteau cuit sur des pierres chauffées et une cruche d'eau. I l mangea et but, puis se recoucha. L'ange de l'Éternel vint une seconde fois, le toucha, et dit: Lève-toi, mange, car le chemin est trop long pour toi. »

Aucun commentaire: