vendredi 13 novembre 2020

Hafatra Baiboly vendredi--13/11/2020


Jacques 4:7





FLS :

Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.



KJV :

Submit yourselves therefore to God. Resist the devil, and he will flee from you.


MLG:

Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--13/11/2020:



Qui fut sévèrement repris pour avoir voulu acheter un don spirituel ?






Reponse du Quiz du jeudi 12/11/2020

Quel est le seul livre de la Bible à mentionner « une paire de sandales » ?



Réponse: Amos 2:6 ; 8:6
MLG:
« Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'Isiraely, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria namidiny volafotsy ny olona marina sy kapa iray lomisy ny malahelo, [Heb. tsy hahemotro] Ary mihanahana mitsiriritra ny vovo-tany eo an-dohan'ny malahelo izy sady mamily ny alehan'ny mpandefitra, ary olona mianaka dia samy mandry amin'ny zazavavy iray ihany mba handoto ny anarako masina; [Na: ho eo] Amin'ny lamba azony tamin'ny tsatòka izy no mitsilailay eny anilan'ny alitara rehetra, ary misotro divay novidina tamin'ny sazy ao an-tranon'ireo andriamaniny izy. [Heb. divain'y voasazy] Nefa Izaho no nandringana ny Amorita teo anoloany, dia olona izay lava tsanganana toy ny hazo sedera sy natanjaka toy ny ôka; Eny, nosimbako ny voany teny ambony sy ny fatany tao ambany. Ary Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta sady nitari-dalana anareo efa-polo taona tany an-efitra, mba handovanareo ny tanin'ny Amorita, Ary ny zanakalahinareo nisy natsangako ho mpaminany, ary ny zatovonareo ho Na zirita. Tsy izany va no izy, ry Zanak'Isiraely? hoy Jehovah. Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita, ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany. Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sariety feno amboara. [Na: Izaho dia itambesaranareo] Koa tsy ho afa-mandositra ny faingam-pandeha, ny mahery tsy hampiseho hery, ary ny lehilahy mahery tsy hahavonjy ny ainy; Izay mitana tsipìka tsy hahajanona, ary ny faingan-tongotra tsy hahavonjy tena, izay mitaingin-tsoavaly tsy hahavonjy ny ainy; Ary na dia izay sahy ao amin'ny mahery aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany, hoy Jehovah. »
FLS:
« Ainsi parle l'Éternel: A cause des trois crimes d'Israël, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu'ils ont vendu le juste pour de l'argent, Et le pauvre pour une paire de souliers. Ils aspirent à voir la poussière de la terre sur la tête des misérables, Et ils violent le droit des malheureux. Le fils et le père vont vers la m ême fille, Afin de profaner mon saint nom. Ils s'étendent près de chaque autel sur des vêtements pris en gage, Et ils boivent dans la maison de leurs dieux le vin de ceux qu'ils condamnent. Et pourtant j'ai détruit devant eux les Amoréens, Dont la hauteur égalait celle des cèdres, Et la force celle des chênes; J'ai détruit leurs fruits en haut, Et leurs racines en bas. Et pourtant je vous ai fait monter du pays d'Égypte, Et je vous ai conduits quarante ans dans le désert, Pour vous mettre en possession du pays des Amoréens. J'ai suscité parmi vos fils des prophètes, Et parmi vos jeunes hommes des nazaréens. N'en est-il pas ainsi, enfants d'Israël? dit l'Éternel... Et vous avez fait boire du vin aux nazaréens! Et aux prophètes vous avez donné cet ordre: Ne prophétisez pas! Voici, je vous écraserai, Comme foule la terre un chariot chargé de gerbes. Celui qui est agile ne pourra fuir, Celui qui a de la force ne pourra s'en servir, Et l'homme vaillant ne sauvera pas sa vie; Celui qui manie l'arc ne résistera pas, Celui qui a les pieds légers n'échappera pas, Et le cavalier ne sauvera pas sa vie; Le plus courageux des guerriers S'enfuira nu dans ce jour-là, dit l'Éternel. »

Aucun commentaire: