Psaumes 41:1
FLS :
Au chef des chantres. Psaume de David. Heureux celui qui s'intéresse au pauvre! Au jour du malheur l'Éternel le délivre;
KJV :
MLG:
Au chef de musique. Psaume de David, [Fitarainan'ilay ampahorin'ny olon-tsy tia sy ny sakaiza mamadika] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatra izay mahatsiaro ny malahelo; Jehovah hamonjy azy amin'ny andro fahoriana.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--02/09/2020:
Quels sont les deux rois qui avaient de petites lunes aux cous de leurs chameaux ?
< i>Reponse du Quiz du mardi 01/09/2020
Quel chef étranger cria en hébreu aux juifs sur la muraille de Jérusalem ?
Réponse: 2 Rois 18:26,28
MLG:
« Dia hoy Eliakima, zanak'i Hilkia, sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy aminay mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren'ny olona eny ambonin'ny mànda.[Heb. Aramiana] Fa hoy Rabsake taminy: Moa ho amin'ny tomponao sy ianao akory va no nanirahan'ny tompoko ahy hilaza izao teny izao, fa tsy ho amin'ny olona izay mipetraka eny ambonin'ny manda, hihinanany izay tsy fihinany sy hisotroany izay tsy fisotrony miaraka aminareo? [Heb. ny tainy][Heb. ny amaniny] Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: »
FLS:
« Éliakim, fils de Hilkija, Schebna et Joach, dirent à Rabschaké: Parle à tes servi teurs en araméen, car nous le comprenons; et ne nous parle pas en langue judaïque, aux oreilles du peuple qui est sur la muraille. Rabschaké leur répondit: Est-ce à ton maître et à toi que mon maître m'a envoyé dire ces paroles? N'est-ce pas à ces hommes assis sur la muraille pour manger leurs excréments et pour boire leur urine avec vous? Alors Rabschaké, s'étant avancé, cria à haute voix en langue judaïque, et dit: Écoutez la parole du grand roi, du roi d'Assyrie! »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire