mardi 15 septembre 2020

Hafatra Baiboly mardi--15/09/2020


Luc 4:17-19





FLS :

et on lui remit le livre du prophète Ésaïe. L'ayant déroulé, il trouva l'endroit où il était écrit: L'Esprit du Seigneur est sur moi, Parce qu'il m'a oint pour annoncer une bonne nouvelle aux pauvres; Il m'a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé, Pour proclamer aux captifs la délivrance, Et aux aveugles le recouvrement de la vue, Pour renvoyer libres les opprimés, Pour publier une année de grâce du Seigneur.



KJV :

And there was delivered unto him the book of the prophet Esaias. And when he had opened the book, he found the place where it was written, The Spirit of the Lord (is) upon me, because he hath anointed me to preach the gospel to the poor; he hath sent me to heal the brokenhearted, to preach deliverance to the captives, and recovering of sight to the bli nd, to set at liberty them that are bruised, To preach the acceptable year of the Lord.


MLG:

Dia natolotra Azy ny bokin'Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe: Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin'ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin'ny jamba, Hanafaka izay nampahorina, Hitory ny taona ankasitrahan'i Jehovah (Isa. 61. 1, 2).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--15/09/2020:



Où est-il écrit que la terre s'ouvrit pour engloutir des hommes ?






Reponse du Quiz du lundi 14/09/2020

Quel sort est-il annoncé pour les différents articles de toilette d'une femme ?



Réponse: Ésaïe 3:18-24
MLG:
« Amin'izan y andro izany dia hesorin'i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana, [Na: voavola] Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,[Na: haba] Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,[Heb. diadema] Na ny peratra, na ny kavin'orona, Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra, Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana;[He. hamama] Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay.[Heb. lamba malailay] »
FLS:
« En ce jour, le Seigneur ôtera les boucles qui servent d'ornement à leurs pieds, Et les filets et les croissants; Les pendant s d'oreilles, les bracelets et les voiles; Les diadèmes, les chaînettes des pieds et les ceintures, Les boîtes de senteur et les amulettes; Les bagues et les anneaux du nez; Les vêtements précieux et les larges tuniques, Les manteaux et les gibecières; Les miroirs et les chemises fines, Les turbans et les surtouts légers. Au lieu de parfum, il y aura de l'infection; Au lieu de ceinture, une corde; Au lieu de cheveux bouclés, une tête chauve; Au lieu d'un large manteau, un sac étroit; Une marque flétrissante, au lieu de beauté. »

Aucun commentaire: