Jérémie 2:13
FLS :
Car mon peuple a commis un double péché: Ils m'ont abandonné, moi qui suis une source d'eau vive, Pour se creuser des citernes, des citernes crevassées, Qui ne retiennent pas l'eau.
KJV :
For my people have committed two evils; they have forsaken me the fountain of living waters, (and) hewed them out cisterns, broken cisterns, that can hold no water.
MLG:
Fa zava-dratsy roa loha no nataon'ny oloko: Efa nahafoy Ahy, loharanon'aina, izy ka nihady lavaka famorian-drano ho an'ny tenany, nefa lavaka mitriatriatra tsy mahatan-drano.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du samedi--25/04/2020:
Quand est-ce qu'une femme habile se déguisa en veuve ?
< br/>
Reponse du Quiz du vendredi 24/04/2020
Quand est-ce que deux employés du palais royal furent pendus pour avoir cherché à faire un attentat contre le roi ?
Réponse: Esther 2:21-23
MLG:
« Tamin'izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka izy. Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy. At? rehefa nodinihina izany zavatra izany, dia, indro, marina; ka dia nahantona tamin'ny hazo izy roa lahy; ary nosoratana tao amin'ny bokin'ny tantara teo anatrehan'ny mpanjaka izany. »
FLS:
« Dans ce même temps, comme Mardochée était assis à la porte du roi, Bigthan et Théresch, deux eu nuques du roi, gardes du seuil, cédèrent à un mouvement d'irritation et voulurent porter la main sur le roi Assuérus. Mardochée eut connaissance de la chose et en informa la reine Esther, qui la redit au roi de la part de Mardochée. Le fait ayant été vérifié et trouvé exact, les deux eunuques furent pendus à un bois. Et cela fut écrit dans le livre des Chroniques en présence du roi. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire