vendredi 2 juillet 2021

Hafatra Baiboly vendredi--02/07/2021


Habacuc 2:20





FLS :

L'Éternel est dans son saint temple. Que toute la terre fasse silence devant lui!



KJV :

But the LORD (is) in his holy temple: let all the earth keep silence before him.


MLG:

Jehovah dia ao amin'ny tempoliny masina; Mangina eo anatrehany, ry tany rehetra!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--02/07/2021:



Qui accuse les chrétiens devant Dieu ?






Reponse du Quiz du jeudi 01/07/2021

Qui rendit très confus les envoyés d'un roi, en faisant raser la moitié de leur barbe ?



Réponse: 2 Samuel 10:4-5
MLG:
« Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida, k a noharatany ny ila-somony, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy. Ary dia nisy lasa nanambara izany tamin'i Davida, ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra ireo lehilahy ireo; ka dia hoy ny tenin'ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin'ny somotrareo, vao mody ianareo.[Na: menatra] »
FLS:
« Alors Hanun saisit les serviteurs de David, leur fit raser la moitié de la barbe, et fit couper leurs habits par le milieu jusqu'au haut des cuisses. Puis il les congédia. David, qui fut informé, envoya des gens à leur rencontre, car ces hommes étaient dans une grande confusion; et le roi leur fit dire: Restez à Jéricho jusqu'à ce que votre barbe ait repoussé, et revenez ensuite. »

Aucun commentaire: