dimanche 11 juillet 2021

Hafatra Baiboly dimanche--11/07/2021


Éphésiens 1:5-7





FLS :

nous ayant prédestinés dans son amour à être ses enfants d'adoption par Jésus Christ, selon le bon plaisir de sa volonté, à la louange de la gloire de sa grâce qu'il nous a accordée en son bien-aimé. En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce,



KJV :

Having predestinated us unto the adoption of children by Jesus Christ to himself, according to the good pleasure of his will, To the praise of the glory of his grace, wherein he hath made us accepted in the beloved. In whom we have redemption through his blood, the forgiveness of sins, according to the riches of his grace;


MLG:

rehefa notendreny rahateo amin'ny fitiavana isika mba ho Azy amin'ny fananganan'anaka amin'ny alalan'i J esosy Kristy, araka izay ankasitrahan'ny fony, [ Na: amin'ny fitiavana, rehefa notendreny rahateo ho Azy isika] ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin'ny Malala. Izy no ananantsika fanavotana amin'ny ràny, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren'ny fahasoavany,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--11/07/2021:



De qui disait-on que ses écrits étaient forts, mais sa parole méprisable ?






Reponse du Quiz du samedi 10/07/2021

Quand est-ce que la main paralysée d'un roi fut guérie par la prière d'un prophète ?



Réponse: 1 Rois 13:4-6
MLG:
« Ary nony ren'i Jeroboama mpanjaka ny tenin'ny lehilahin'Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tànany niala tamin'ny alitara izy ka nanao hoe: Hazo ny ilehio. Dia maty iny tànany nahinjiny nanondro azy iny ka tsy azony noketrahina intsony. [Heb. maina] Dia nitresaka koa ny alitara, ka nikorotsaka ny lavenona teo amboniny, araka ny fahagagana Izay nasehon'ilay lehilahin'Andriamanitra noho ny tenin'i Jehovah. Ary ny mpanjaka namaly ilay lehilahin'Andriamanitra nanao hoe: Mba ifony amin'i Jehovah Andriamanitrao aho, ka mivavaha ho ahy, mba ho azoko ketrahina indray ny tanako. Ary ilay lehilahin'Andriamanitra dia nifona tamin'i Jehovah, ka dia azon'ny mpanjaka noketrahina indray ny tànany ka tonga tahaka ny teo. »
FLS:
« Lorsque le roi entendit la parole que l'homme de Dieu avait criée contre l'autel de Béthel, il avança la main de dessus l'autel, en disant: Saisissez le! Et la main que Jéroboam avait étendue contre lui devint sèche, et il ne put la ramener à soi. L'autel se fendit, et la cendre qui était dessus fut répandue, selon le signe qu'avait donné l'homme de Dieu, par la parole de l'Éternel. Al ors le roi prit la parole, et dit à l'homme de Dieu: Implore l'Éternel, ton Dieu, et prie pour moi, afin que je puisse retirer ma main. L'homme de Dieu implora l'Éternel, et le roi put retirer sa main, qui fut comme auparavant. »

Aucun commentaire: