mercredi 21 juillet 2021

Hafatra Baiboly mercredi--21/07/2021


Psaumes 61:3





FLS :

Car tu es pour moi un refuge, Une tour forte, en face de l'ennemi.



KJV :

For thou hast been a shelter for me, (and) a strong tower from the enemy.


MLG:

Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--21/07/2021:



Où peut-on lire que les cheveux d'une femme ont été comme la pourpre ?






Reponse du Quiz du mardi 20/07/2021

Quand est-ce qu'un homme rendit 1100 pièces d'argent volées à sa mère ?



Réponse: Juges 17:1-4
MLG:
« [Ny nanaovan'i Mika sarin-javatra hivavahana] Nisy lehilahy tany amin'ny tany havoan'i Efraima, Mika no anarany. Ary hoy izy tamin'ny reniny: Ilay sekely volafotsy zato amby arivo nalaina taminao, izay nasianao ozona sady nolazainao teo anatrehako, indro, ato amiko ny vola; izaho no naka azy. Dia hoy ny reniny: Hotahin'i Jehovah anie ny zanako. Ary rehefa naveriny tamin'ny reniny ny sekely volafotsy zato amby arivo, dia hoy reniny: Atokako ho an'i Jehovah mihitsy ity vola avy amin'ny tanako ity ka hatolotro ho anao, ry zanako, hanaovana sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an-idina, ary ankehitriny dia averiko ho aminao izy.[Na: Efa natokako] Ary rehefa naveriny tamin-dreniny ny volafotsy, dia naka volafotsy roan-jato ny reniny, ka nomeny ny mpanao an-idina hataony sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an-idina; dia natao tao an-tranon'i Mika izany. »
FLS:
« Il y avait un homme de la montagne d'Éphraïm, nommé Mica. Il dit à sa mère: Les mille et cent sicles d'argent qu'on t'a pris, et pour lesquels tu as fait des imprécati ons même à mes oreilles, voici, cet argent est entre mes mains, c'est moi qui l'avais pris. Et sa mère dit: Béni soit mon fils par l'Éternel! Il rendit à sa mère les mille et cent sicles d'argent; et sa mère dit: Je consacre de ma main cet argent à l'Éternel, afin d'en faire pour mon fils une image taillée et une image en fonte; et c'est ainsi que je te le rendrai. Il rendit à sa mère l'argent. Sa mère prit deux cents sicles d'argent. Et elle donna l'argent au fondeur, qui en fit une image taillée et une image en fonte. On les plaça dans la maison de Mica. »

Aucun commentaire: