mercredi 25 mars 2020

Hafatra Baiboly mercredi--25/03/2020


Psaumes 50:1





FLS :

Psaume d'Asaph. Dieu, Dieu, l'Éternel, parle, et convoque la terre, Depuis le soleil levant jusqu'au soleil couchant.



KJV :

The mighty God, (even) the LORD, hath spoken, and called the earth from the rising of the sun unto the going down thereof.


MLG:

Psaume d'Asaph. [Ny amin'ny fivavahana marina sy ny fanatitra sitrak'Andriamanitra] Salamo nataon i Asafa. Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, no miteny ka miantso ny tany hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--25/03/2020:



Quel roi n'a pas été bandé quand son bras fut cassé ?






Reponse du Quiz du mardi 24/03/2020

Qui fut terrifié par une apparition dans la nuit sans la reconnaître ?



Réponse: Job 4:13-16
MLG:
« Tamin'ny eritreritra avy amin'ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona, Dia azon-tahotra sy hovotra aho, ka nampihorohoro ny taolako rehetra izany. Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako. Nijanona izy, nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; Nisy endri-javatra teo anoloan'ny masoko; Nisy fanginana, dia nandre feo aho nanao hoe: »
FLS:
« Au moment où les visions de la nuit agitent la pensée, Quand les hommes sont livrés à un profond sommeil, Je fus saisi de frayeur et d'épouvante, Et tous mes os tremblèrent. Un esprit passa près de moi... Tous mes cheveux se hérissèrent... Une figure d'un aspect inconnu était devant mes yeux, Et j'entendis une voix qui murmurait doucement: »

Aucun commentaire: