Romains 6:18-19
FLS :
Ayant été affranchis du péché, vous êtes devenus esclaves de la justice. - Je parle à la manière des hommes, à cause de la faiblesse de votre chair. -De même donc que vous avez livré vos membres comme esclaves à l'impureté et à l'iniquité, pour arriver à l'iniquité, ainsi maintenant livrez vos membres comme esclaves à la justice, pour arriver à la sainteté.
KJV :
Being then made free from sin, ye became the servants of righteousness. I speak after the manner of men because of the infirmity of your flesh: for as ye have yielded your members servants to uncleanness and to iniquity unto iniquity; even so now yield your members servants to righteousness unto holiness.
MLG:
ary rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo, dia tonga mpanompo n'ny fahamarinana. Miteny araka ny fanaon'ny olona aho noho ny fahalemen'ny nofonareo; fa tahaka ny nanoloranareo ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahalotoana sy ny tsi-fanarahan-dalàna hahatanteraka ny tsi-fanarahan-dalàna, dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--17/03/2020:
Qui épargna la vie de son pire ennemi dans une caverne ?
Reponse du Quiz du lundi 16/03/2020
Quand est-ce qu'un prêteur sur gage ne devait pas garder le gage plus d'un jour ?
Réponse: Deutéronome 24:10-13
MLG:
« Raha mampisambo-javatra ny namanao ianao, dia aza miditra ao an-tranony handray ny antoka aminy. Mijanòna eo ala-trano, ary ny lehilahy izay nampisamborinao no hamoak a ny antoka ho aminao eo ala-trano. Ary raha malahelo ralehilahy, dia aza tananao miloaka alina ny antoka, fa tsy maintsy haverinao aminy mihitsy, rehefa tokony ho maty masoandro, mba hirakofany ny lambany, ka hisaorany anao; dia ho fahamarinana ho anao eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao izany. »
FLS:
« Si tu fais à ton prochain un prêt quelconque, tu n'entreras point dans sa maison pour te saisir de son gage; tu resteras dehors, et celui à qui tu fais le prêt t'apportera le gage dehors. Si cet homme est pauvre, tu ne te coucheras point, en retenant son gage; tu le lui rendras au coucher du soleil, afin qu'il couche dans son vêtement et qu'il te bénisse; et cela te sera imputé à justice devant l'Éternel, ton Dieu. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire