mercredi 18 mars 2020

Hafatra Baiboly mercredi--18/03/2020


Jean 18:4





FLS :

Jésus, sachant tout ce qui devait lui arriver, s'avança, et leur dit: Qui cherchez-vous?



KJV :

Jesus therefore, knowing all things that should come upon him, went forth, and said unto them, Whom seek ye?


MLG:

Ary satria fantatr'i Jesosy izay rehetra hanjo Azy, dia nivoaka Izy ka nanao tamin'ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--18/03/2020:



Quel prince boiteux perdit la moitié de ses terres par la trahison de son serviteur ?






Reponse du Quiz du mardi 17/03/2020

Qui épargna la vie de son pire ennemi dans une caverne ?



Réponse: 1 Sam uel 24:3-7
MLG:
« (24:4) Ary tonga teo amin'ny valan'ondry tamoron-dalana izay nisy zohy izy, ka niditra tao Saoly mba hiavela; nefa Davida sy ny olony efa nipetraka tao anatin'ny zohy. (24:5) Ary hoy ny olon'i Davida taminy: Izao no andro nolazain'i Jehovah taminao hoe: Indro, hatolotro eo an-tananao ny fahavalonao hataonao araka izay sitrakao. Dia nitsangana Davida ka nitsaitsaika nanapaka ny sisin'ny kapôtin'i Saoly. (24:6) Nefa nony efa vita izany, dia namely an'i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin'ny kapôtin'i Saoly, (24:7) ka hoy izy tamin'ny olony: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah, raha hanao izany zavatra izany amin'ny tompoko izay voahosotr'i Jehovah ka haninjitra ny tanako aminy, fa voahosotr'i Jehovah izy. (24:8) Dia nampijanona ny mpanompony tamin'izany teny izany Davida ka tsy namela azy hitsangana hamely an'i Saoly. Ary Saoly nitsangana ka niala tao an-johy, dia nandeha tamin'izay nalehany. »
FLS:
« {\cf2 (24:4)} Il arriva à des parcs de brebis, qui étaient près du chemin; et là se trouvait une caverne, où il entra pour se couvrir les pieds. David et ses gens étaient au fond de la caverne. {\cf2 (24:5)} Les gens de David lui dirent: Voici le jour où l'Éternel te dit: Je livre ton ennemi entre tes mains; traite-le comme bon te semblera. David se leva, et coupa doucement le pan du manteau de Saül. {\cf2 (24:6)} Après cela le coeur lui battit, parce qu'il avait coupé le pan du manteau de Saül. {\cf2 (24:7)} Et il dit à ses gens: Que l'Éternel me garde de commettre contre mon seigneur, l'oint de l'Éternel, une action telle que de porter ma main sur lui! car il est l'oint de l'Éternel. {\cf2 (24:8)} Par ces paroles David arrêta ses gens, et les empêcha de se jeter sur Saül. Puis Saül se leva pour sortir de la caverne, et continua son chemin. »

Aucun commentaire: