jeudi 17 juin 2021

Hafatra Baiboly jeudi--17/06/2021


1 Pierre 1:23-24





FLS :

puisque vous avez été régénérés, non par une semence corruptible, mais par une semence incorruptible, par la parole vivante et permanente de Dieu. Car Toute chair est comme l'herbe, Et toute sa gloire comme la fleur de l'herbe. L'herbe sèche, et la fleur tombe;



KJV :

Being born again, not of corruptible seed, but of incorruptible, by the word of God, which liveth and abideth for ever. For all flesh (is) as grass, and all the glory of man as the flower of grass. The grass withereth, and the flower thereof falleth away:


MLG:

fa efa teraka indray ianareo, tsy tamin'ny voa mety ho lò, fa tamin'ny tsy mety ho lò, dia ny tenin'Andriamanitra, izay velona sady maharitra. Fa "ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia taha ka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--17/06/2021:



Qui aura un lit trop court pour s'y allonger ?






Reponse du Quiz du mercredi 16/06/2021

Quel roi fut emmené captif enchaîné, puis remis sur son trône plus tard ?



Réponse: 2 Chroniques 33:11-13
MLG:
« Dia nentin'i Jehovah hamely azy ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Asyria, dia nosamborin'ireo Manase ka nasiany masom-by sady nogadrany gadra varahina ary nentiny ho any Babylona. Ary nony azom-pahoriana mafy izy, vao nifona tamin'i Jehovah Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan'Andriamanitry ny razany ka nivavaka taminy; ary Jehovah nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin'ny fanjakany. Ka dia fantatr'i Mana se fa Jehovah no Andriamanitra. »
FLS:
« Alors l'Éternel fit venir contre eux les chefs de l'armée du roi d'Assyrie, qui saisirent Manassé et le mirent dans les fers; ils le lièrent avec des chaînes d'airain, et le menèrent à Babylone. Lorsqu'il fut dans la détresse, il implora l'Éternel, son Dieu, et il s'humilia profondément devant le Dieu de ses pères. Il lui adressa ses prières; et l'Éternel, se laissant fléchir, exauça ses supplications, et le ramena à Jérusalem dans son royaume. Et Manassé reconnut que l'Éternel est Dieu. »

Aucun commentaire: