samedi 27 mars 2021

Hafatra Baiboly samedi--27/03/2021


1 Corinthiens 10:22





FLS :

Voulons-nous provoquer la jalousie du Seigneur? Sommes-nous plus forts que lui?



KJV :

Do we provoke the Lord to jealousy? are we stronger than he?


MLG:

Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika? Mahery noho Izy va isika?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--27/03/2021:



Quelles créatures avaient des cheveux de femmes, et des dents de lions ?






Reponse du Quiz du vendredi 26/03/2021

Quels envoyés se déguisèrent avec de vieux habits ?



Réponse: Josué 9:3-6
MLG:
« Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan'i Josoa an'i Jeriko sy Ay, dia nanao ha fetsena kosa izy ka nandeha, ary nody ho iraka ka nitondra lasaka tonta nasampiny teo amin'ny borikiny sy siny hoditra tonta sady triatra ka nofehipehezina nasiany divay, [Na: nitondra vatsy] ary kapa tonta sady nitampintampina teo amin'ny tongony, ary lamba tonta notafiny; ary efa maina sy bobongolo ny mofo rehetra izay vatsiny. [Na. torotoro] Dia nankany amin'i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin'ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo. »
FLS:
« Les habitants de Gabaon, de leur côté, lorsqu'ils apprirent de quelle manière Josué avait traité Jéricho et Aï, eurent recours à la ruse, et se mirent en route avec des provisions de voyage. Ils prirent de vieux sacs pour leurs ânes, et de vieilles outres à vin déchirées et recousues, ils portaient à leurs pieds de vieux souliers raccommodés, et sur eux de vieux vêtements; et tout le pain qu'ils avaient pour no urriture était sec et en miettes. Ils allèrent auprès de Josué au camp de Guilgal, et ils lui dirent, ainsi qu'à tous ceux d'Israël: Nous venons d'un pays éloigné, et maintenant faites alliance avec nous. »

Aucun commentaire: