mardi 1 décembre 2020

Hafatra Baiboly mardi--01/12/2020


Psaumes 16:11-11





FLS :

Tu me feras connaître le sentier de la vie; Il y a d'abondantes joies devant ta face, Des délices éternelles à ta droite.



KJV :

Thou wilt shew me the path of life: in thy presence (is) fulness of joy; at thy right hand (there are) pleasures for evermore.


MLG:

Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao; fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao, ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--01/12/2020:



Quel est le plus long chapitre du Pentateuque ?






Reponse du Quiz du lundi 30/11/2020

Quels sont les trois hommes qui tuèrent chacun un lion� �?



Réponse: Juges 14:5-6 ; 1 Samuel 17:36 ; 2 Samuel 23:20
MLG:
« Dia nidina Samsona sy ny rainy aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin'ny tanim-boaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. Dia nilatsaka tamin'i Samsona ny Fanahin'i Jehovah, ary ilay liona tanora dia nosamatsamahiny hoatra ny fanasamaka zanak'osy, nefa tsy nisy na inona na inona teny an-tànany; ary tsy nambarany tamin'ny rainy na tamin'ny reniny izay efa nataony. »
FLS:
« Samson descendit avec son père et sa mère à Thimna. Lorsqu'ils arrivèrent aux vignes de Thimna, voici, un jeune lion rugissant vint à sa rencontre. L'esprit de l'Éternel saisit Samson; et, sans avoir rien à la main, Samson déchira le lion comme on déchire un chevreau. Il ne dit point à son père et à sa mère ce qu'il avait fait. »

Aucun commentaire: