Hébreux 11:13-16
FLS :
C'est dans la foi qu'ils sont tous morts, sans avoir obtenu les choses promises; mais ils les ont vues et saluées de loin, reconnaissant qu'ils étaient étrangers et voyageurs sur la terre. Ceux qui parlent ainsi montrent qu'ils cherchent une patrie. S'ils avaient eu en vue celle d'où ils étaient sortis, ils auraient eu le temps d'y retourner. Mais maintenant ils en désirent une meilleure, c'est-à-dire une céleste. C'est pourquoi Dieu n'a pas honte d'être appelé leur Dieu, car il leur a préparé une cité.
KJV :
These all died in faith, not having received the promises, but having seen them afar off, and were persuaded of (them), and embraced (them), and confessed that they were strangers and pilgrims on the earth. For they that say such things declare plainly that they seek a country. And truly, if they had been mindful of that (country) from whence they came out, they might have had opportunity to have returned. But now they desire a better (country), that is, an heavenly: wherefore God is not ashamed to be called their God: for he hath prepared for them a city.
MLG:
Ireo rehetra ireo dia maty tamin'ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy, dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tet? ambonin'ny tany izy. Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy. Ary raha tàhiny nahatsiaro ny tany nialany izy, dia ho nahita andro hiverenany. Fa amin'izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an'ireo Izy.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--06/09/2017:
Reponse du Quiz du mardi 05/09/2017
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire