Job 14:1-3
FLS :
L'homme né de la femme! Sa vie est courte, sans cesse agitée. Il naît, il est coupé comme une fleur; Il fuit et disparaît comme une ombre. Et c'est sur lui que tu as l'oeil ouvert! Et tu me fais aller en justice avec toi!
KJV :
Man (that is) born of a woman (is) of few days, and full of trouble. He cometh forth like a flower, and is cut down: he fleeth also as a shadow, and continueth not. And dost thou open thine eyes upon such an one, and bringest me into judgment with thee?
MLG:
Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana. Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.[Na: malazo] kanefa amin'izay toy izany foana no ampihiratanao ny masonao? ka dia izay izaho avy no entinao hifandah atra aminao amin'ny fitsarana![Na: fitsaranao]
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du vendredi--02/12/2016:
Reponse du Quiz du jeudi 01/12/2016
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire