Psaumes 62:1-6
FLS :
Au chef des chantres. D'après Jeduthun. Psaume de David. Oui, c'est en Dieu que mon âme se confie; De lui vient mon salut. Oui, c'est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai guère. Jusqu'à quand vous jetterez-vous sur un homme, Chercherez-vous tous à l'abattre, Comme une muraille qui penche, Comme une clôture qu'on renverse? Ils conspirent pour le précipiter de son poste élevé; Ils prennent plaisir au mensonge; Ils bénissent de leur bouche, Et ils maudissent dans leur coeur. -Pause. Oui, mon âme, confie-toi en Dieu! Car de lui vient mon espérance. Oui, c'est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai pas.
KJV :
MLG:
Au chef de musique. Sur Jeduthun. Psaume de David. [Fiantombenan'ny fanahy izay manantena an'Andriamanitra, na dia mafy aza ny famelin'ny fahavalo] Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy. Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho. Mandra-pahoviana no hirohotanareo h amely olona sy handrodananareo rehetra azy toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona; Misaina hanongana azy hiala amin'ny voninahiny ireny; lainga no ifaliany, misaotra amin'ny vavany izy, fa manozona amin'ny fony. Miantombena amin'Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko. Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--19/12/2016:
Reponse du Quiz du dimanche 18/12/2016
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire