mardi 16 février 2021

Hafatra Baiboly mardi--16/02/2021


1 Jean 5:1





FLS :

Quiconque croit que Jésus est le Christ, est né de Dieu, et quiconque aime celui qui l'a engendré aime aussi celui qui est né de lui.



KJV :

Whosoever believeth that Jesus is the Christ is born of God: and every one that loveth him that begat loveth him also that is begotten of him.


MLG:

Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--16/02/2021:



Quel roi enleva ses vêtements et resta nu pendant un jour et une nuit ?






Reponse du Quiz du lundi 15/02/2021

Quand est-ce qu'un bruit entendu au sommet d'arbres fut un signal de bataille ?



Réponse: 2 Samuel 5:22-25
MLG:
« Ary niakatra indray ny Filistina ka nihahakahaka teny amin'ny Lohasahan'ny Refaita. Ary nanontany tamin'i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin'ny tandrifin'ny hazo balsama. Ary raha toa mahare fingadongadon'olona eny amin'ny tendron'ny hazo balsama ianao, dia faingàna; fa amin'izay no efa miainga mialoha anao Jehovah hamely ny miaramilan'ny Filistina. Ary dia nanao araka ny nandidian'i Jehovah azy Davida ka dia namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrao akaikin'i Gazera izy. »
FLS:
« Les Philistins montèrent de nouveau, et se répandirent dans la vallée des Rephaïm. David consulta l'Éternel. Et l'Éternel dit: Tu ne monteras pas; tourne-les par derrière, et tu arriveras sur eux vis-à-vis des mûriers. Quand tu entendras un bruit de pas dans les cimes des mûriers, alors hâte-toi, car c'est l'Éternel qui marche devant toi pour battre l'armée des Philistins. David fit ce que l'Éternel lui avait ordonné, et il battit les Philistins depuis Guéba jusqu'à Guézer. »

Aucun commentaire: