2 Thessaloniciens 2:15
FLS :
Ainsi donc, frères, demeurez fermes, et retenez les instructions que vous avez reçues, soit par notre parole, soit par notre lettre.
KJV :
Therefore, brethren, stand fast, and hold the traditions which ye have been taught, whether by word, or our epistle.
MLG:
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin'ny teninay, na tamin'ny epistilinay.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--22/02/2021:
Quel roi était très gras ?
Reponse du Quiz du dimanche 21/02/2021
Quelle fête les Israélites reçurent l'ordre de garder à la fin d e l'année ?
Réponse: Exode 23:14-16 ; 34:22
MLG:
« Intelo isan-kerintaona no hanaovanao andro firavoravoana ho Ahy. Tandremo ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananao ny mofo tsy misy masirasira, araka izay nandidiako anao, amin'ny fotoan'andro amin'ny volana Abiba, fa tamin'izany no nivoahanao avy tany Egypta; ary aoka tsy hisy hiseho foana tsy mitondra fanatitra eo anatrehako. Ary tandremo koa ny andro firavoravoana amin'ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao, izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny faran'ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao. »
FLS:
« Trois fois par année, tu célébreras des fêtes en mon honneur. Tu observeras la fête des pains sans levain; pendant sept jours, au temps fixé dans le mois des épis, tu mangeras des pains sans levain, comme je t'en ai donné l'ordre, car c'e st dans ce mois que tu es sorti d'Égypte; et l'on ne se présentera point à vide devant ma face. Tu observeras la fête de la moisson, des prémices de ton travail, de ce que tu auras semé dans les champs; et la fête de la récolte, à la fin de l'année, quand tu recueilleras des champs le fruit de ton travail. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire