dimanche 19 août 2018

Hafatra Baiboly dimanche--19/08/2018


Luc 13:10-13





FLS :

Jésus enseignait dans une des synagogues, le jour du sabbat. Et voici, il y avait là une femme possédée d'un esprit qui la rendait infirme depuis dix-huit ans; elle était courbée, et ne pouvait pas du tout se redresser. Lorsqu'il la vit, Jésus lui adressa la parole, et lui dit: Femme, tu es délivrée de ton infirmité. Et il lui imposa les mains. A l'instant elle se redressa, et glorifia Dieu.



KJV :

And he was teaching in one of the synagogues on the sabbath. And, behold, there was a woman which had a spirit of infirmity eighteen years, and was bowed together, and could in no wise lift up (herself). And when Jesus saw her, he called (her to him), and said unto her, Woman, thou art loosed from thine infirmity. And he laid (his) hands on her: and immediately she was made straight , and glorified God.


MLG:

Ary nampianatra tao amin'ny synagoga anankiray Jesosy tamin'ny Sabata. Ary, indro, nisy vehivavy izay nanana fanahy mahafarofy valo ambin'ny folo taona, ary nanjoko izy ka tsy nahatraka akory. Ary rehefa nahita azy Jesosy, dia niantso azy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, afaka amin'ny rofinao ianao. Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--19/08/2018:










Reponse du Quiz du samedi 18/08/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: