lundi 2 juillet 2018

Hafatra Baiboly lundi--02/07/2018


Jean 19:19-20





FLS :

Pilate fit une inscription, qu'il plaça sur la croix, et qui était ainsi conçue: Jésus de Nazareth, roi des Juifs. Beaucoup de Juifs lurent cette inscription, parce que le lieu où Jésus fut crucifié était près de la ville: elle était en hébreu, en grec et en latin.



KJV :

And Pilate wrote a title, and put (it) on the cross. And the writing was, JESUS OF NAZARETH THE KING OF THE JEWS. This title then read many of the Jews: for the place where Jesus was crucified was nigh to the city: and it was written in Hebrew, (and) Greek, (and) Latin.


MLG:

Ary Pilato nanoratra anarana, ka napetany teo amin'ny hazo fijaliana. Ary izao no voasoratra: JESOSY AVY ANY NAZARETA, MPANJAKAN'NY JIOSY. Ary izany anarana izany dia novakin'ny Jiosy maro, fa akaikin'n y tanàna ny tany izay nanomboana an'i Jesosy tamin'ny hazo fijaliana; ary voasoratra tamin'ny teny Hebreo sy Romana sy Grika izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--02/07/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 01/07/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: