dimanche 13 mai 2018

Hafatra Baiboly dimanche--13/05/2018


Esaïe 6:3-5





FLS :

Ils criaient l'un à l'autre, et disaient: Saint, saint, saint est l'Éternel des armées! toute la terre est pleine de sa gloire! Les portes furent ébranlées dans leurs fondements par la voix qui retentissait, et la maison se remplit de fumée. Alors je dis: Malheur à moi! je suis perdu, car je suis un homme dont les lèvres sont impures, j'habite au milieu d'un peuple dont les lèvres sont impures, et mes yeux ont vu le Roi, l'Éternel des armées.



KJV :

And one cried unto another, and said, Holy, holy, holy, (is) the LORD of hosts: the whole earth (is) full of his glory. And the posts of the door moved at the voice of him that cried, and the house was filled with smoke. Then said I, Woe (is) me! for I am undone; because I (am) a man of unclean lips, and I dwell in the midst of a people of unclean lips: for mine eyes have seen the King, the LORD of hosts.


MLG:

Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Jehovah, Tompon'ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra.[Na: Voninahiny avokoa ny eran'ny tany] Dia nihorohoro ny fanambanin'ny tokonana noho ny feon'ireo nanandratra ny feony; ary feno setroka ny trano. Dia hoy izaho: Lozako! maty aho! fa lehilahy maloto molotra, sady ato amin'ny firenena maloto molotra no itoerako, fa ny mpanjaka, dia Jehovah, Tompon'ny maro, no efa hitan'ny masoko.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--13/05/2018:










Reponse du Quiz du samedi 12/05/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: