jeudi 31 août 2017

Hafatra Baiboly jeudi--31/08/2017


Marc 6:48





FLS :

Il vit qu'ils avaient beaucoup de peine à ramer; car le vent leur était contraire. A la quatrième veille de la nuit environ, il alla vers eux, marchant sur la mer, et il voulait les dépasser.



KJV :

And he saw them toiling in rowing; for the wind was contrary unto them: and about the fourth watch of the night he cometh unto them, walking upon the sea, and would have passed by them.


MLG:

Ary nahita azy ireo sahirana nivoy fatratra Izy, fa notohain'ny rivotra: ary tokony ho tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny aminy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina Jesosy ka nikasa handalo azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--31/08/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 30/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 30 août 2017

Hafatra Baiboly mercredi--30/08/2017


1 Pierre 2:2-3





FLS :

désirez, comme des enfants nouveau-nés, le lait spirituel et pur, afin que par lui vous croissiez pour le salut, si vous avez goûté que le Seigneur est bon.



KJV :

As newborn babes, desire the sincere milk of the word, that ye may grow thereby: If so be ye have tasted that the Lord (is) gracious.


MLG:

fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin'izany ho amin'ny famonjena, raha tàhiny "nanandrana ianareo fa tsara ny Tompo;"







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--30/08/2017:










Reponse du Quiz du mardi 29/08/2017





R� �ponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 29 août 2017

Hafatra Baiboly mardi--29/08/2017


Exode 20:4-5





FLS :

Tu ne te feras point d'image taillée, ni de représentation quelconque des choses qui sont en haut dans les cieux, qui sont en bas sur la terre, et qui sont dans les eaux plus bas que la terre. Tu ne te prosterneras point devant elles, et tu ne les serviras point; car moi, l'Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu jaloux, qui punis l'iniquité des pères sur les enfants jusqu'à la troisième et la quatrième génération de ceux qui me haïssent,



KJV :

Thou shalt not make unto thee any graven image, or any likeness (of any thing) that (is) in heaven above, or that (is) in the earth beneath, or that (is) in the water under the earth: Thou shalt not bow down thyself to them, nor serve them: for I the LORD thy God (am) a jealous God, visiting the iniquity of the fathers upon the children un to the third and fourth (generation) of them that hate me;


MLG:

Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay et? amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--29/08/2017:










Reponse du Quiz du lundi 28/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 28 août 2017

Hafatra Baiboly lundi--28/08/2017


Jean 14:6 





FLS :





KJV :




MLG:









ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--28/08/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 27/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 27 août 2017

Hafatra Baiboly dimanche--27/08/2017


Esaïe 45:18-19





FLS :

Car ainsi parle l'Éternel, Le créateur des cieux, le seul Dieu, Qui a formé la terre, qui l'a faite et qui l'a affermie, Qui l'a créée pour qu'elle ne fût pas déserte, Qui l'a formée pour qu'elle fût habitée: Je suis l'Éternel, et il n'y en a point d'autre. Je n'ai point parlé en cachette, Dans un lieu ténébreux de la terre; Je n'ai point dit à la postérité de Jacob: Cherchez-moi vainement! Moi, l'Éternel, je dis ce qui est vrai, Je proclame ce qui est droit.



KJV :

For thus saith the LORD that created the heavens; God himself that formed the earth and made it; he hath established it, he created it not in vain, he formed it to be inhabited: I (am) the LORD; and (there is) none else. I have not spoken in secret, in a dark place of the earth: I said not unto the seed of Jacob, Seek ye me in vain: I the LORD speak righteousness, I declare things that are right.


MLG:

Fa izao no lazain'i Jehovah, Izay nahary ny lanitra (Izy no Andriamanitra) sady namorona ny tany sy nahavita azy (Izy no nandamina azy; tsy ho tany tsy misy endrika tsy akory no namoronany azy, fa nataony honenana): Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa. Tsy tao amin'ny mangingina, dia tao amin'ny fitoera-maizina amin'ny tany no nitenenako; Izaho tsy niantso ny taranak'i Jakoba hitady Ahy foana; Izaho Jehovah no miteny ny marina sy manambara ny mahitsy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--27/08/2017:










Reponse du Quiz du samedi 26/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 26 août 2017

Hafatra Baiboly samedi--26/08/2017


Hébreux 1:1





FLS :

Après avoir autrefois, à plusieurs reprises et de plusieurs manières, parlé à nos pères par les prophètes,



KJV :

God, who at sundry times and in divers manners spake in time past unto the fathers by the prophets,


MLG:

[Fampitahana an'i Kristy sy ny anjely] Rehefa nampitenenin'Andriamanitra tamin'ny razana fahiny ny mpaminany tamin'ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--26/08/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 25/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 25 août 2017

Hafatra Baiboly vendredi--25/08/2017


Ezéchiel 36:25





FLS :

Je répandrai sur vous une eau pure, et vous serez purifiés; je vous purifierai de toutes vos souillures et de toutes vos idoles.



KJV :

Then will I sprinkle clean water upon you, and ye shall be clean: from all your filthiness, and from all your idols, will I cleanse you.


MLG:

Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio; ny mba ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra sy ny sampinareo rehetra no hanadiovako anareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--25/08/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 24/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »< /i>

jeudi 24 août 2017

Hafatra Baiboly jeudi--24/08/2017


1 Pierre 4:17





FLS :

Car c'est le moment où le jugement va commencer par la maison de Dieu. Or, si c'est par nous qu'il commence, quelle sera la fin de ceux qui n'obéissent pas à l'Évangile de Dieu?



KJV :

For the time (is come) that judgment must begin at the house of God: and if (it) first (begin) at us, what shall the end (be) of them that obey not the gospel of God?


MLG:

Fa tonga ny andro hiantombohan'ny fitsarana hatrao amin'ny ankohonan'Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran'izay tsy manaiky ny filazantsaran'Andriamanitra? [ Gr. tranony]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--24/08/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 23/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 23 août 2017

Hafatra Baiboly mercredi--23/08/2017


Jean 20:19-20





FLS :

Le soir de ce jour, qui était le premier de la semaine, les portes du lieu où se trouvaient les disciples étant fermées, à cause de la crainte qu'ils avaient des Juifs, Jésus vint, se présenta au milieu d'eux, et leur dit: La paix soit avec vous! Et quand il eut dit cela, il leur montra ses mains et son côté. Les disciples furent dans la joie en voyant le Seigneur.



KJV :

Then the same day at evening, being the first (day) of the week, when the doors were shut where the disciples were assembled for fear of the Jews, came Jesus and stood in the midst, and saith unto them, Peace (be) unto you. And when he had so said, he shewed unto them (his) hands and his side. Then were the disciples glad, when they saw the Lord.


MLG:

Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorany ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo. Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--23/08/2017:










Reponse du Quiz du mardi 22/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 22 août 2017

Hafatra Baiboly mardi--22/08/2017


Apocalypse 22:20





FLS :

Celui qui atteste ces choses dit: Oui, je viens bientôt. Amen! Viens, Seigneur Jésus!



KJV :

He which testifieth these things saith, Surely I come quickly. Amen. Even so, come, Lord Jesus.


MLG:

Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--22/08/2017:










Reponse du Quiz du lundi 21/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 21 août 2017

Hafatra Baiboly lundi--21/08/2017


1 Samuel 9:27





FLS :

Quand ils furent descendus à l'extrémité de la ville, Samuel dit à Saül: Dis à ton serviteur de passer devant nous. Et le serviteur passa devant. Arrête-toi maintenant, reprit Samuel, et je te ferai entendre la parole de Dieu.



KJV :

(And) as they were going down to the end of the city, Samuel said to Saul, Bid the servant pass on before us, (and he passed on,) but stand thou still a while, that I may shew thee the word of God.


MLG:

Ary nony nidina teo amin'ny faran'ny tanàna izy, dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Ampandehano eo alohantsika ny zatovo (dia lasa nandeha izy), fa mijanòna kely ianao hilazako ny tenin'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--21/08/2017:< br/>









Reponse du Quiz du dimanche 20/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 20 août 2017

Hafatra Baiboly dimanche--20/08/2017


Proverbes 14:12





FLS :

Telle voie paraît droite à un homme, Mais son issue, c'est la voie de la mort.



KJV :

There is a way which seemeth right unto a man, but the end thereof (are) the ways of death.


MLG:

Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--20/08/2017:










Reponse du Quiz du samedi 19/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 19 août 2017

Hafatra Baiboly samedi--19/08/2017


Job 36:3





FLS :

Je prendrai mes raisons de haut, Et je prouverai la justice de mon créateur.



KJV :

I will fetch my knowledge from afar, and will ascribe righteousness to my Maker.


MLG:

Halaiko avy lavitra ny fahalalako, ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--19/08/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 18/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 18 août 2017

Hafatra Baiboly vendredi--18/08/2017


Romains 1:16-17





FLS :

Car je n'ai point honte de l'Évangile: c'est une puissance de Dieu pour le salut de quiconque croit, du Juif premièrement, puis du Grec, parce qu'en lui est révélée la justice de Dieu par la foi et pour la foi, selon qu'il est écrit: Le juste vivra par la foi.



KJV :

For I am not ashamed of the gospel of Christ: for it is the power of God unto salvation to every one that believeth; to the Jew first, and also to the Greek. For therein is the righteousness of God revealed from faith to faith: as it is written, The just shall live by faith.


MLG:

Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa. [ Gr. Grika] Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy a min'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin'ny finoana no ho velona (Hab. 2. 4). [Na: Ny marina ho velon'ny finoana]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--18/08/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 17/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 17 août 2017

Hafatra Baiboly jeudi--17/08/2017


2 Corinthiens 5:17





FLS :

Si quelqu'un est en Christ, il est une nouvelle créature. Les choses anciennes sont passées; voici, toutes choses sont devenues nouvelles.



KJV :

Therefore if any man (be) in Christ, (he is) a new creature: old things are passed away; behold, all things are become new.


MLG:

Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--17/08/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 16/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 16 août 2017

Hafatra Baiboly mercredi--16/08/2017


Jacques 4:2-3





FLS :

Vous convoitez, et vous ne possédez pas; vous êtes meurtriers et envieux, et vous ne pouvez pas obtenir; vous avez des querelles et des luttes, et vous ne possédez pas, parce que vous ne demandez pas. Vous demandez, et vous ne recevez pas, parce que vous demandez mal, dans le but de satisfaire vos passions.



KJV :

Ye lust, and have not: ye kill, and desire to have, and cannot obtain: ye fight and war, yet ye have not, because ye ask not. Ye ask, and receive not, because ye ask amiss, that ye may consume (it) upon your lusts.


MLG:

Mila ianareo, nefa tsy manana ihany; mamono sy mitsiriritra ianareo, nefa tsy mahazo ihany; mifanditra sy miady ianareo; tsy manana ianareo, satria tsy mangataka. [Na: mialona] Mangataka ianareo, nefa tsy mahazo ihany, sat ria diso fangataka, mba holaninareo amin'ny filanareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--16/08/2017:










Reponse du Quiz du mardi 15/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 15 août 2017

Hafatra Baiboly mardi--15/08/2017


1 Timothée 6:6-9





FLS :

C'est, en effet, une grande source de gain que la piété avec le contentement; car nous n'avons rien apporté dans le monde, et il est évident que nous n'en pouvons rien emporter; si donc nous avons la nourriture et le vêtement, cela nous suffira. Mais ceux qui veulent s'enrichir tombent dans la tentation, dans le piège, et dans beaucoup de désirs insensés et pernicieux qui plongent les hommes dans la ruine et la perdition.



KJV :

But godliness with contentment is great gain. For we brought nothing into (this) world, (and it is) certain we can carry nothing out. And having food and raiment let us be therewith content. But they that will be rich fall into temptation and a snare, and (into) many foolish and hurtful lusts, which drown men in destruction and perdition.


MLG:

Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana. Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala. [ Na: satria] Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin'izany. Ary izay ta-hanan-karena dia latsaka amin'ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin'ny fandringanana sy ny fahaverezana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--15/08/2017:










Reponse du Quiz du lundi 14/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 14 août 2017

Hafatra Baiboly lundi--14/08/2017


1 Corinthiens 15:12





FLS :

Or, si l'on prêche que Christ est ressuscité des morts, comment quelques-uns parmi vous disent-ils qu'il n'y a point de résurrection des morts?



KJV :

Now if Christ be preached that he rose from the dead, how say some among you that there is no resurrection of the dead?


MLG:

Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin'ny maty, ahoana no ilazan'ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan'ny maty?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--14/08/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 13/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 13 août 2017

Hafatra Baiboly dimanche--13/08/2017


Marc 7:32-35





FLS :

On lui amena un sourd, qui avait de la difficulté à parler, et on le pria de lui imposer les mains. Il le prit à part loin de la foule, lui mit les doigts dans les oreilles, et lui toucha la langue avec sa propre salive; puis, levant les yeux au ciel, il soupira, et dit: Éphphatha, c'est-à-dire, ouvre-toi. Aussitôt ses oreilles s'ouvrirent, sa langue se délia, et il parla très bien.



KJV :

And they bring unto him one that was deaf, and had an impediment in his speech; and they beseech him to put his hand upon him. And he took him aside from the multitude, and put his fingers into his ears, and he spit, and touched his tongue; And looking up to heaven, he sighed, and saith unto him, Ephphatha, that is, Be opened. And straightway his ears were opened, and the string of his tongue was loosed, and he spake plain.


MLG:

Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana. Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin'ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin'ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany; ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia. Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran'ny lelany, ka dia nahateny tsara izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--13/08/2017:










Reponse du Quiz du samedi 12/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 12 août 2017

Hafatra Baiboly samedi--12/08/2017


Job 37:18





FLS :

Peux-tu comme lui étendre les cieux, Aussi solides qu'un miroir de fonte?



KJV :

Hast thou with him spread out the sky, (which is) strong, (and) as a molten looking glass?


MLG:

Moa ianao niara-nanao taminy va, raha namelatra ny habakabaka Izy, izay mitoetra mafy toy ny zavatra manganohano natao an-idina?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--12/08/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 11/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 11 août 2017

Hafatra Baiboly vendredi--11/08/2017


2 Timothée 1:12





FLS :

Et c'est à cause de cela que je souffre ces choses; mais j'en ai point honte, car je sais en qui j'ai cru, et je suis persuadé qu'il a la puissance de garder mon dépôt jusqu'à ce jour-là.



KJV :

For the which cause I also suffer these things: nevertheless I am not ashamed: for I know whom I have believed, and am persuaded that he is able to keep that which I have committed unto him against that day.


MLG:

Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy mandra-pihavin'izay andro izay. [ Na: ilay zavatra natolony ahy]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--11/08/2 017:










Reponse du Quiz du jeudi 10/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 10 août 2017

Hafatra Baiboly jeudi--10/08/2017


Matthieu 22:42





FLS :

en disant: Que pensez-vous du Christ? De qui est-il fils? Ils lui répondirent: De David.



KJV :

Saying, What think ye of Christ? whose son is he? They say unto him, (The Son) of David.


MLG:

Ahoana no hevitrareo ny amin'i Kristy? Zanak'iza moa Izy? Hoy izy taminy: Zanak'i Davida.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--10/08/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 09/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 9 août 2017

Hafatra Baiboly mercredi--09/08/2017


Tite 2:11





FLS :

Car la grâce de Dieu, source de salut pour tous les hommes, a été manifestée.



KJV :

For the grace of God that bringeth salvation hath appeared to all men,


MLG:

Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--09/08/2017:










Reponse du Quiz du mardi 08/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 8 août 2017

Hafatra Baiboly mardi--08/08/2017


2 Thessaloniciens 3:12





FLS :

Nous invitons ces gens-là, et nous les exhortons par le Seigneur Jésus Christ, à manger leur propre pain, en travaillant paisiblement.



KJV :

Now them that are such we command and exhort by our Lord Jesus Christ, that with quietness they work, and eat their own bread.


MLG:

Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin'i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin'ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--08/08/2017:










Reponse du Quiz du lundi 07/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« � �

lundi 7 août 2017

Hafatra Baiboly lundi--07/08/2017


Philippiens 1:10-11





FLS :

pour le discernement des choses les meilleures, afin que vous soyez purs et irréprochables pour le jour de Christ, remplis du fruit de justice qui est par Jésus Christ, à la gloire et à la louange de Dieu.



KJV :

That ye may approve things that are excellent; that ye may be sincere and without offence till the day of Christ; Being filled with the fruits of righteousness, which are by Jesus Christ, unto the glory and praise of God.


MLG:

mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin'ny andron'i Kristy ianareo, [ Na: samy hafa] sady feno ny vokatry ny fahamarinana, izay avy amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana an'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--07/08/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 06/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 6 août 2017

Hafatra Baiboly dimanche--06/08/2017


Hébreux 4:3





FLS :

Pour nous qui avons cru, nous entrons dans le repos, selon qu'il dit: Je jurai dans ma colère: Ils n'entreront pas dans mon repos! Il dit cela, quoique ses oeuvres eussent été achevées depuis la création du monde.



KJV :

For we which have believed do enter into rest, as he said, As I have sworn in my wrath, if they shall enter into my rest: although the works were finished from the foundation of the world.


MLG:

Fa isika izay nino no miditra amin'izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: "Toy ny nianiako tamin'ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95.11), na dia vita hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--06/08/2017:










Reponse du Quiz du samedi 05/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 5 août 2017

Hafatra Baiboly samedi--05/08/2017


Proverbes 3:7





FLS :

Ne sois point sage à tes propres yeux, Crains l'Éternel, et détourne-toi du mal:



KJV :

Be not wise in thine own eyes: fear the LORD, and depart from evil.


MLG:

Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah, ka mifadia ny ratsy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--05/08/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 04/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 4 août 2017

Hafatra Baiboly vendredi--04/08/2017


Psaumes 119:162





FLS :

Je me réjouis de ta parole, Comme celui qui trouve un grand butin.



KJV :

I rejoice at thy word, as one that findeth great spoil.


MLG:

Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--04/08/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 03/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 3 août 2017

Hafatra Baiboly jeudi--03/08/2017


Jean 20:17





FLS :

Jésus lui dit: Ne me touche pas; car je ne suis pas encore monté vers mon Père. Mais va trouver mes frères, et dis-leur que je monte vers mon Père et votre Père, vers mon Dieu et votre Dieu.



KJV :

Jesus saith unto her, Touch me not; for I am not yet ascended to my Father: but go to my brethren, and say unto them, I ascend unto my Father, and your Father; and (to) my God, and your God.


MLG:

Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin'ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin'ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--03/08/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 02/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 2 août 2017

Hafatra Baiboly mercredi--02/08/2017


Lévitique 20:6





FLS :

Si quelqu'un s'adresse aux morts et aux esprits, pour se prostituer après eux, je tournerai ma face contre cet homme, je le retrancherai du milieu de son peuple.



KJV :

And the soul that turneth after such as have familiar spirits, and after wizards, to go a whoring after them, I will even set my face against that soul, and will cut him off from among his people.


MLG:

Ary ny olona izay mivily hanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana, hijangajanga hanaraka azy, dia hanandrina izany olona izany ny Tavako, ka hofongorako tsy ho amin'ny fireneny izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--02/08/2017:










< i>Reponse du Quiz du mardi 01/08/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 1 août 2017

Hafatra Baiboly mardi--01/08/2017


Genèse 42:36





FLS :

Jacob, leur père, leur dit: Vous me privez de mes enfants! Joseph n'est plus, Siméon n'est plus, et vous prendriez Benjamin! C'est sur moi que tout cela retombe.



KJV :

And Jacob their father said unto them, Me have ye bereaved (of my children): Joseph (is) not, and Simeon (is) not, and ye will take Benjamin (away): all these things are against me.


MLG:

Ary hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho: Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto intsony, ary Benjamina indray halainareo; izaho ihany no ozoin'izany rehetra izany,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--01/08/2017:










Reponse du Quiz du lundi 31/0 7/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »