mercredi 1 septembre 2021
Hafatra Baiboly mercredi--01/09/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--01/09/2021:
Quand est-ce qu'un sermon fut prêché sur des escaliers ?
Reponse du Quiz du mardi 31/08/2021
Quand est-ce que le jeu commencé par 24 jeunes gens se termina en tuerie réciproque ?
Réponse: 2 Samuel 2:12-17
MLG:
« Ary Abnera, zanak'i Nera, sy ny mpanompon'Isboseta, zanak'i Saoly, niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona. Ary Joaba, zanak'i Zeroia, sy ny mpanompon'i Davida nivoaka ka nihaona tamin'ireo teo amoron'ny kamory tao Gibeona; ary samy nipetraka teo amin'ny lafin'ny kamory avy izy. Ary hoy Abnera tamin'i Joaba: Masìna ianao, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Ary hoy Joaba; Aoka ary izy hitsangana. Dia nisy nitsangana ka nita, dia roa ambin'ny folo lahy tamin'ny Benjamina, izay an'Isboseta, zanak'i Saoly, ary roa ambin'ny folo lahy koa tamin'ny mpanompon'i Davida. Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin'ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima.[Helkata-hazorima = Tamin'ny sabatra maranitra] Ary mafy ny ady tamin'izany andro izany; ary dia resy teo anoloan'ny mpanompon'i Davida Abnera sy ny lehilahy amin'ny Isiraely. »
FLS:
« Abner, fils de Ner, et les gens d'Isch Boscheth, fils de Saül, sortirent de Mahanaïm pour marcher sur Gabaon. Joab, fils de Tseruja, et les gens de David, se mirent aussi en marche. Ils se rencontrèrent près de l'étang de Gabaon, et ils s'arrêtèrent les uns en deçà de l'étang, et les autr es au delà. Abner dit à Joab: Que ces jeunes gens se lèvent, et qu'ils se battent devant nous! Joab répondit: Qu'ils se lèvent! Ils se levèrent et s'avancèrent en nombre égal, douze pour Benjamin et pour Isch Boscheth, fils de Saül, et douze des gens de David. Chacun saisissant son adversaire par la tête lui enfonça son épée dans le flanc, et ils tombèrent tous ensemble. Et l'on donna à ce lieu, qui est près de Gabaon, le nom de Helkath Hatsurim. Il y eut en ce jour un combat très rude, dans lequel Abner et les hommes d'Israël furent battus par les gens de David. »
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire