mardi 31 août 2021
Hafatra Baiboly mardi--31/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--31/08/2021:
Quand est-ce que le jeu commencé par 24 jeunes gens se termina en tuerie réciproque ?
Reponse du Quiz du lundi 30/08/2021
Quel avocat les chrétiens ont-ils devant Dieu le Père ?
Réponse: 1 Jean 2:1
MLG:
« »
FLS:
« »
lundi 30 août 2021
Hafatra Baiboly lundi--30/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--30/08/2021:
Quel avocat les chrétiens ont-ils devant Dieu le Père ?
Reponse du Quiz du dimanche 29/08/2021
Où la Bible mentionne-t-elle le sanglier ?
Réponse: Psaumes 80:13
MLG:
« Ny lambo avy any an'ala mitrongy azy; ary izay bibi-dia any an-tsaha mandàny azy. »
FLS:
« {\cf2 (80:14)} Le sanglier de la forêt la ronge, Et les bêtes des champs en font leur pâture. »
dimanche 29 août 2021
Hafatra Baiboly dimanche--29/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--29/08/2021:
Où la Bible mentionne-t-elle le sanglier ?
Reponse du Quiz du samedi 28/08/2021
Où est-ce que l'Écriture parle d'une poêle à frire ?
Réponse: Lévitique 2:7 ; 7:9
MLG:
« Ary raha fanatitra hohanina voahandro amin'ny vilany no fanatitrao, dia koba tsara toto asian-diloilo no hatao. Ary ho entinao ho an'i Jehovah ny fanatitra hohanina izay atao amin'ireo zavatra ireo; ary rehefa voatitra eo amin'ny mpisorona izany, dia ho entiny eo amin'ny alitara. Ary ny mpisorona haka ny fanati-pahatsiarovan a avy amin'ny fanatitra hohanina ka handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara; dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izany. Ary ny sisa amin'ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany. Ny fanatitra hohanina rehetra, izay aterinareo ho an'i Jehovah, dia aza asiana zava-maharikivy; fa ny masirasira sy ny tantely dia samy tsy hangalanareo hodorana ho fofona ho fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; fa ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manatitra ireo ho an'i Jehovah; kanefa tsy hakarina eo ambonin'ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany. Ary samy asio sira ny fanatitra hohaninao rehetra; ary ny siran'ny faneken'Andriamanitrao dia aza atsahatra amin'ny fanatitra hohaninao; fa manatera sira miaraka amin'ny fanatitrao rehetra. Ary raha manatitra fanatitra hohanina ho an'i Jehovah avy amin'ny voaloham-bokatra ianao, dia salohim-bary voaend y amin'ny afo, dia lango avy amin'ny salohy maitso, no haterinao ho fanatitra hohanina avy amin'ny voaloham-bokatrao. Ary hasianao diloilo izy, sady hasianao ditin-kazo mani-pofona eo amboniny; dia fanatitra hohanina izany. Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny langony sy avy amin'ny diloilony ary ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany. »
FLS:
« Si ton offrande est un gâteau cuit sur le gril, il sera fait de fleur de farine pétrie à l'huile. Tu apporteras l'offrande qui sera faite à l'Éternel avec ces choses-là; elle sera remise au sacrificateur, qui la présentera sur l'autel. Le sacrificateur en prélèvera ce qui doit être offert comme souvenir, et le brûlera sur l'autel. C'est une offrande d'une agréable odeur à l'Éternel. Ce qui restera de l'offrande sera pour Aaron et pour ses fils; c'est une chose très sainte parmi les offrandes consumées par le feu devant l'Étern el. Aucune des offrandes que vous présenterez à l'Éternel ne sera faite avec du levain; car vous ne brûlerez rien qui contienne du levain ou du miel parmi les offrandes consumées par le feu devant l'Éternel. Vous pourrez en offrir à l'Éternel comme offrande des prémices; mais il n'en sera point présenté sur l'autel comme offrande d'une agréable odeur. Tu mettras du sel sur toutes tes offrandes; tu ne laisseras point ton offrande manquer de sel, signe de l'alliance de ton Dieu; sur toutes tes offrandes tu mettras du sel. Si tu fais à l'Éternel une offrande des prémices, tu présenteras des épis nouveaux, rôtis au feu et broyés, comme offrande de tes prémices. Tu verseras de l'huile dessus, et tu y ajouteras de l'encens; c'est une offrande. Le sacrificateur brûlera comme souvenir une portion des épis broyés et de l'huile, avec tout l'encens. C'est une offrande consumée par le feu devant l'Éternel. »
samedi 28 août 2021
Hafatra Baiboly samedi--28/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du samedi--28/08/2021:
Où est-ce que l'Écriture parle d'une poêle à frire ?
Reponse du Quiz du vendredi 27/08/2021
Quel roi fut assassiné dans sa chambre haute ?
Réponse: Juges 3:20-23
MLG:
« Ary Ehoda nanatona azy, raha nipetraka irery tao an-tilikambony fihatsiatsiahana izy. Dia hoy Ehoda: Misy teny avy amin'Andriamanitra holazaiko aminao. Dia nitsangana niala tamin'ny seza fiandrianana Eglona. Ary naninjitra ny tànany ankavia Ehoda ka nandray ny sabatra teny am-balahany ankavanana, dia natsatony tamin'ny kibon'i Eglona izany; ary difotra mbamin'ny zarany, ka voasaron'ny taviny ny lelan-tsabatra, ka dia tsy nanatsoaka ny sabatra tamin'ny kibony izy; ary niboroaka teo amin'ny vodiny izany. Dia nivoaka teo amin'ny lavarangana Ehoda ka nandrindrina ny varavaran'ny trano ka nanidy azy tao. »
FLS:
« Éhud l'aborda comme il était assis seul dans sa chambre d'été, et il dit: J'ai une parole de Dieu pour toi. Églon se leva de son siège. Alors Éhud avança la main gauche, tira l'épée de son côté droit, et la lui enfonça dans le ventre. La poignée même entra après la lame, et la graisse se referma autour de la lame; car il ne retira pas du ventre l'épée, qui sortit par derrière. Éhud sortit par le portique, ferma sur lui les portes de la chambre haute, et tira le verrou. »
vendredi 27 août 2021
Hafatra Baiboly vendredi--27/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du vendredi--27/08/2021:
Quel roi fut assassiné dans sa chambre haute ?
Reponse du Quiz du jeudi 26/08/2021
À qui des esprits immondes apparurent comme des grenouilles ?
Réponse: Apocalypse 16:13
MLG:
« Ary nahita aho fa indreo fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin'ny vavan'ilay dragona sy tamin'ny vavan'ilay bibi-dia ary tamin'ny vavan'ilay mpaminany sandoka. »
FLS:
« Et je vis sortir de la bouche du dragon, et de la bouche de la bête, et de la bouche du faux prophète, trois esprits impurs, semb lables à des grenouilles. »
jeudi 26 août 2021
Hafatra Baiboly jeudi--26/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--26/08/2021:
À qui des esprits immondes apparurent comme des grenouilles ?
Reponse du Quiz du mercredi 25/08/2021
Où se trouve le premier récit d'un guet-apens ?
Réponse: Genèse 34:25
MLG:
« Ary nony tamin'ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak'i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin'i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. »
FLS:
« Le troisième jour, pendant qu'ils étaient souffrants, les deux fils de Jacob, Siméon et Lévi, frères de Dina, prirent chacun leur épée, tombèrent sur la ville qui se croyait en sécurité, et tuèrent tous les mâles. »
mercredi 25 août 2021
Hafatra Baiboly mercredi--25/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--25/08/2021:
Où se trouve le premier récit d'un guet-apens ?
Reponse du Quiz du mardi 24/08/2021
Moïse a-t-il été roi ?
Réponse: Deutéronome 33:5
MLG:
« Ary tonga mpanjakan'i Jesorona Izy, Rehefa tafangona ny lehiben'ny vahoaka Sy ny firenen'Isiraely rehetra. »
FLS:
« Il était roi en Israël, Quand s'assemblaient les chefs du peuple Et les tribus d'Israël. »
mardi 24 août 2021
Hafatra Baiboly mardi--24/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--24/08/2021:
Moïse a-t-il été roi ?
Reponse du Quiz du lundi 23/08/2021
Quand est-ce qu'un roi fut trouvé dormant, sa lance fichée à terre à son chevet ?
Réponse: 1 Samuel 26:7
MLG:
« Ary tonga tao amin'ny vahoaka Davida sy Abisay nony alina; ary, indro, Saoly nandry ka natory teo anatin'ny sehatra-sariety, ary ny lefony nitsatoka amin'ny tany teo anilan'ny lohany; fa Abnera sy ny vahoaka nandry manodidina azy. »
FLS:
« David et Abischaï allèrent de nuit vers le peuple. Et voici, Saül é tait couché et dormait au milieu du camp, et sa lance était fixée en terre à son chevet. Abner et le peuple étaient couchés autour de lui. »
lundi 23 août 2021
Hafatra Baiboly lundi--23/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--23/08/2021:
Quand est-ce qu'un roi fut trouvé dormant, sa lance fichée à terre à son chevet ?
Reponse du Quiz du dimanche 22/08/2021
Quel homme sauva-t-il sa vie en trahissant sa ville ?
Réponse: Juges 1:23-25
MLG:
« Dia naniraka hisafo an'i Betela ny taranak'i Josefa (Lozy no anaran'ny tanàna taloha); ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay. Dia natoron-dralehilahy azy ny fidira na mankao an-tanàna, ka dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra dia navelany handeha. »
FLS:
« La maison de Joseph fit explorer Béthel, qui s'appelait autrefois Luz. Les gardes virent un homme qui sortait de la ville, et ils lui dirent: Montre-nous par où nous pourrons entrer dans la ville, et nous te ferons grâce. Il leur montra par où ils pourraient entrer dans la ville. Et ils frappèrent la ville du tranchant de l'épée; mais ils laissèrent aller cet homme et toute sa famille. »
dimanche 22 août 2021
Hafatra Baiboly dimanche--22/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--22/08/2021:
Quel homme sauva-t-il sa vie en trahissant sa ville ?
Reponse du Quiz du samedi 21/08/2021
Quel cavalier eut son pied coincé contre un mur ?
Réponse: Nombres 22:25
MLG:
« Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin'i Jehovah, dia niampify teo amin'ny fefy ka nanery ny tongotr'i Balama tamin'ny fefy; dia nikapoka azy indray izy. »
FLS:
« L'ânesse vit l'ange de l'Éternel; elle se serra contre le mur, et pressa le pied de Balaam contre le mur. Balaam la frappa de nouveau. »
samedi 21 août 2021
Hafatra Baiboly samedi--21/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du samedi--21/08/2021:
Quel cavalier eut son pied coincé contre un mur ?
Reponse du Quiz du vendredi 20/08/2021
Quand est-ce qu'un Égyptien affamé conduisit-il des soldats Hébreux à la victoire ?
Réponse: 1 Samuel 30:11-20
MLG:
« Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin'i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy. Ary nomeny ampempan'aviavy iray didy sy voaloboka maina roa sampaho izy; ary rehefa nihinana izy, dia nody indray ny ainy; fa hat eloan'andro sy hateloan'alina izy tsy nihinan-kanina na nisotro rano. Ary hoy Davida taminy: An'iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo Egyptiana, mpanompon'ny Amalekita anankiray, aho; ary narian'ny tompoko aho, fa narary afaka omaly. Izahay efa nanafika ny tany atsimo izay an'ny Keretita sy ny an'i Joda ary ny tany atsimo izay an'i Kaleba ary nandoro an'i Ziklaga tamin'ny afo. Ary hoy Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin'izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin'Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao na hanolotra ahy ho eo an-tànan'ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin'izany jirika izany aho. Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran'ny tany izy ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben'ny babo rehetra izay azony tamin'ny tanin'ny Filistina sy ny tanin'ny Joda. Ary Davida namely azy tamin'iny takariva iny ka hatramin'ny ampitso hariva; ary tsy nisy olona afaka, afa-tsy zatovo efa-jato lahy izay nitaingina rameva ka nandositra . Dia rarak'i Davida izay rehetra efa nobaboin'ny Amalekita; ary dia azon'i Davida koa ny vadiny roa. Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin'izay nobaboin'ireny; izany rehetra izany dia azon'i Davida avokoa. Ary Davida naka ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra; ary nentiny nialoha ny omby hafa ireo, sady nisy niantso hoe: Itony no babon'i Davida. »
FLS:
« Ils trouvèrent dans les champs un homme égyptien, qu'ils conduisirent auprès de David. Ils lui firent manger du pain et boire de l'eau, et ils lui donnèrent un morceau d'une masse de figues sèches et deux masses de raisins secs. Après qu'il eut mangé, les forces lui revinrent, car il n'avait point pris de nourriture et point bu d'eau depuis trois jours et trois nuits. David lui dit: A qui es-tu, et d'où es-tu? Il répondit: Je suis un garçon égyptien, au service d'un homme amalécite, et voilà trois jours que mon maître m'a abandonné parce que j' étais malade. Nous avons fait une invasion dans le midi des Kéréthiens, sur le territoire de Juda et au midi de Caleb, et nous avons brûlé Tsiklag. David lui dit: Veux-tu me faire descendre vers cette troupe? Et il répondit: Jure-moi par le nom de Dieu que tu ne me tueras pas et que tu ne me livreras pas à mon maître, et je te ferai descendre vers cette troupe. Il lui servit ainsi de guide. Et voici, les Amalécites étaient répandus sur toute la contrée, mangeant, buvant et dansant, à cause du grand butin qu'ils avaient enlevé du pays des Philistins et du pays de Juda. David les battit depuis l'aube du jour jusqu'au soir du lendemain, et aucun d'eux n'échappa, excepté quatre cents jeunes hommes qui montèrent sur des chameaux et s'enfuirent. David sauva tout ce que les Amalécites avaient pris, et il délivra aussi ses deux femmes. Il ne leur manqua personne, ni petit ni grand, ni fils ni fille, ni aucune chose du butin, ni rien de ce qu'on leur avait enlevé: David r amena tout. Et David prit tout le menu et le gros bétail; et ceux qui conduisaient ce troupeau et marchaient à sa tête disaient: C'est ici le butin de David. »
vendredi 20 août 2021
Hafatra Baiboly vendredi--20/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du vendredi--20/08/2021:
Quand est-ce qu'un Égyptien affamé conduisit-il des soldats Hébreux à la victoire ?
Reponse du Quiz du jeudi 19/08/2021
Quelle ville reçut en présent des dents d'ivoire et de l'ébène ?
Réponse: Ézéchiel 27:2,3,15
MLG:
« »
FLS:
« »
jeudi 19 août 2021
Hafatra Baiboly jeudi--19/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--19/08/2021:
Quelle ville reçut en présent des dents d'ivoire et de l'ébène ?
Reponse du Quiz du mercredi 18/08/2021
Quelles femmes furent exhortées à se réconcilier entre elles ?
Réponse: Philippiens 4:2
MLG:
« Mananatra an'i Eodia aho, ary mananatra an'i Syntyke, mba hiray saina ao amin'ny Tompo izy. »
FLS:
« J'exhorte Évodie et j'exhorte Syntyche à être d'un même sentiment dans le Seigneur. »
mercredi 18 août 2021
Hafatra Baiboly mercredi--18/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--18/08/2021:
Quelles femmes furent exhortées à se réconcilier entre elles ?
Reponse du Quiz du mardi 17/08/2021
Qui offrit des sacrifices au sommet du Pisga ?
Réponse: Nombres 23:14
MLG:
« Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima izy, tao an-tampon'i Pisga; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara. »
FLS:
« Il le mena au champ de Tsophim, sur le sommet du Pisga; il bâtit sept autels, et offrit un taureau et un bélier sur chaque autel. »
mardi 17 août 2021
Hafatra Baiboly mardi--17/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--17/08/2021:
Qui offrit des sacrifices au sommet du Pisga ?
Reponse du Quiz du lundi 16/08/2021
Quel roi pleura sur un prophète mourant ?
Réponse: 2 Rois 13:14
MLG:
« Ary Elisa dia nararin'ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan'ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin'ny tavan'i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin'ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! »
FLS:
« Élisée était atteint de la maladie dont il mourut; et Joas, roi d'Israël, descendit vers lui, pleura sur son visage, et dit: Mon père! mon père! Char d'Israël et sa cavalerie! »
lundi 16 août 2021
Hafatra Baiboly lundi--16/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--16/08/2021:
Quel roi pleura sur un prophète mourant ?
Reponse du Quiz du dimanche 15/08/2021
Qui, dans l'Ancien Testament, fut trahi par un baiser ?
Réponse: 2 Samuel 20:9
MLG:
« Ary hoy Joaba tamin'i Amasa: Tsara ihany va ianao, ry rahalahy? Dia noraisin'i Joaba tamin'ny tànany ankavanana ny somotr'i Amasa horohany. »
FLS:
« Joab dit à Amasa: Te portes-tu bien, mon frère? Et de la main droite il saisit la barbe d'Amasa pour le baiser. »
dimanche 15 août 2021
Hafatra Baiboly dimanche--15/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--15/08/2021:
Qui, dans l'Ancien Testament, fut trahi par un baiser ?
Reponse du Quiz du samedi 14/08/2021
Quel caractère a celui qui détruit lui-même sa maison ?
Réponse: Proverbes 14:1
MLG:
« Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin'ny tànany.[Heb. fahendren'ny vehivavy][Heb. fahadalana] »
FLS:
« La femme sage bâtit sa maison, Et la femme insensée la renverse de ses propres mains. »
samedi 14 août 2021
Hafatra Baiboly samedi--14/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du samedi--14/08/2021:
Quel caractère a celui qui détruit lui-même sa maison ?
Reponse du Quiz du vendredi 13/08/2021
Quel voyant avait quatorze fils et treize filles ?
Réponse: 1 Chroniques 25:5
MLG:
« Ireo rehetra ireo no zanak'i Hemana, mpahitan'ny mpanjaka ny amin'ny tenin'Andriamanitra, hanandratra ny tandroka. Ary Hemana dia efa nomen'Andriamanitra zazalahy efatra ambin'ny folo sy zazavavy telo. »
FLS:
« tous fils d'Héman, qui était voyant du roi pour révéler les paroles de Dieu et pour exalter sa puissance; Dieu avait donné à Héman quatorze fils et trois filles. »
vendredi 13 août 2021
Hafatra Baiboly vendredi--13/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du vendredi--13/08/2021:
Quel voyant avait quatorze fils et treize filles ?
Reponse du Quiz du jeudi 12/08/2021
Où est-il dit que les vautours sont chauves ?
Réponse: Michée 1:16
MLG:
« Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny voltora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy. [karazam-borona lehibe izay sola] »
FLS:
« Rase-toi, coupe ta chevelure, A cause de tes enfants chéris! Rends-toi chauve comme l'aigle, Car ils s'en vont en captivité loin de toi! »< /font>
jeudi 12 août 2021
Hafatra Baiboly jeudi--12/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--12/08/2021:
Où est-il dit que les vautours sont chauves ?
Reponse du Quiz du mercredi 11/08/2021
Nommer deux frères octogénaires avant de commencer leur service.
Réponse: Exode 7:7
MLG:
« Ary efa valo-polo taona Mosesy, ary efa telo amby valo-polo taona kosa Arona, raha niteny tamin'i Farao izy mirahalahy. »
FLS:
« Moïse était âgé de quatre-vingts ans, et Aaron de quatre-vingt-trois ans, lorsqu'ils parlèrent à Pharaon. »
mercredi 11 août 2021
Hafatra Baiboly mercredi--11/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--11/08/2021:
Nommer deux frères octogénaires avant de commencer leur service.
Reponse du Quiz du mardi 10/08/2021
Où la Bible mentionne-elle les cordes de chariot ?
Réponse: Ésaïe 5:18
MLG:
« Lozan'izay mitari-keloka amin'ny kofehin'ny faharatsiana Ary mitarika ota toy ny amin'ny mahazakan-tsariety, »
FLS:
« Malheur à ceux qui tirent l'iniquité avec les cordes du vice, Et le péché comme avec les traits d'un char, »
mardi 10 août 2021
Hafatra Baiboly mardi--10/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--10/08/2021:
Où la Bible mentionne-elle les cordes de chariot ?
Reponse du Quiz du lundi 09/08/2021
Quand est-ce que 276 personnes furent-elles sauvées de la noyade ?
Réponse: Actes 27:37-44
MLG:
« Ary izahay rehetra teo anaty sambo dia olona enina amby fito-polo amby roan-jato. Ary rehefa voky izy, dia nanariany ho any anaty ranomasina ny hanina mba hanamaivana ny sambo. [Na: ny vary tritika] Ary rehefa nazava ny andro, dia tsy nahalala ny tany izy, fa nahita helodrano anankiray tsara morona, ka teo no nokasainy hampidonana ny sambo, raha azony atao. Ary rehefa nesoriny avokoa ny vatofantsika, dia navelany ho any an-dranomasina, ary novahany koa ny kofehin'ny familian-tsambo dia namelatra ny lay anoloana izy ho azon'ny rivotra ka nanatona ny tany. Ary raha tonga tamin'izay nisy fihaonan-dranomasina izy, dia navelany hidona tamin'ny tany ny sambo; ary ny loha-sambo nihizina ka nitoetra tsy nihetsika, fa ny vodi-sambo kosa dia vakivaky azon'ny herin'ny onja. Ary ny miaramila nanao tetika hamono ny mpifatotra, fandrao hisy hilomano ireo ka ho afaka. Fa ny kapiteny ta-hamonjy an'i Paoly, dia nisakana azy tsy hanao izay nokasainy; fa izay nahay nilomano no nasainy hirotsaka aloha ka hilomano ho any amin'ny tany, ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin'ny hazo fisaka, na amin'ny zavatra avy amin'ny sambo. Dia tonga soa aman-tsara teny an-tanety avokoa izy rehetra. »
FLS:
« Nous étions, dans le navire, deux cent soixante-seize personnes en tout. Quand ils eurent man gé suffisamment, ils allégèrent le navire en jetant le blé à la mer. Lorsque le jour fut venu, ils ne reconnurent point la terre; mais, ayant aperçu un golfe avec une plage, ils résolurent d'y pousser le navire, s'ils le pouvaient. Ils délièrent les ancres pour les laisser aller dans la mer, et ils relâchèrent en même temps les attaches des gouvernails; puis ils mirent au vent la voile d'artimon, et se dirigèrent vers le rivage. Mais ils rencontrèrent une langue de terre, où ils firent échouer le navire; et la proue, s'étant engagée, resta immobile, tandis que la poupe se brisait par la violence des vagues. Les soldats furent d'avis de tuer les prisonniers, de peur que quelqu'un d'eux ne s'échappât à la nage. Mais le centenier, qui voulait sauver Paul, les empêcha d'exécuter ce dessein. Il ordonna à ceux qui savaient nager de se jeter les premiers dans l'eau pour gagner la terre, et aux autres de se mettre sur des planches ou sur des débris du navire. Et ain si tous parvinrent à terre sains et saufs. »
lundi 9 août 2021
Hafatra Baiboly lundi--09/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--09/08/2021:
Quand est-ce que 276 personnes furent-elles sauvées de la noyade ?
Reponse du Quiz du dimanche 08/08/2021
Qui ne se coupait les cheveux qu'une fois par an ?
Réponse: 2 Samuel 14:26
MLG:
« Ary raha nanaratra ny lohany izy (fa isaky ny fitsingerenan'ny taona no nanaratany azy; fa nanavesatra azy ka noharatany), dia nolanjainy ny volon-dohany, ka sekely roan-jato no lanjany, araka ny fandanjan'ny mpanjaka. »
FLS:
« Lorsqu'il se rasait la tête, -c'était chaque année qu'il se la rasait , parce que sa chevelure lui pesait, -le poids des cheveux de sa tête était de deux cents sicles, poids du roi. »
dimanche 8 août 2021
Hafatra Baiboly dimanche--08/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--08/08/2021:
Qui ne se coupait les cheveux qu'une fois par an ?
Reponse du Quiz du samedi 07/08/2021
Citer quatre petites créatures exceptionnellement sages.
Réponse: Proverbes 30:24-28
MLG:
« Izao zavatra efatra izao dia kely amin'ny etc ambonin'ny tany, Nefa hendry sady mahay: Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy; Ny biby hyraka dia firenena tsy manan-kery, Nefa manao ny tranony ao amin'ny harambato izy; Ny valala tsy manana mpanjaka, Nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara; Ny antsiantsy dia mandady amin'ny tànany, Nefa tonga ao an-tranon'ny mpanjaka izy.[Na: azonao samborin-tanana] »
FLS:
« Il y a sur la terre quatre animaux petits, Et cependant des plus sages; Les fourmis, peuple sans force, Préparent en été leur nourriture; Les damans, peuple sans puissance, Placent leur demeure dans les rochers; Les sauterelles n'ont point de roi, Et elles sortent toutes par divisions; Le lézard saisit avec les mains, Et se trouve dans les palais des rois. »
samedi 7 août 2021
Hafatra Baiboly samedi--07/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du samedi--07/08/2021:
Citer quatre petites créatures exceptionnellement sages.
Reponse du Quiz du vendredi 06/08/2021
De quel animal est-il dit qu'il courbe sa queue comme un cèdre ?
Réponse: Job 40:12
MLG:
« Eny, jereo ny avonavona rehetra, ka aongàny; Ary apotrahy eo amin'ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy. »
FLS:
« {\cf2 (40:7)} D'un regard humilie les hautains, Écrase sur place les méchants, »
vendredi 6 août 2021
Hafatra Baiboly vendredi--06/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du vendredi--06/08/2021:
De quel animal est-il dit qu'il courbe sa queue comme un cèdre ?
Reponse du Quiz du jeudi 05/08/2021
Qui déclara que le jour de la mort vaut mieux que celui de la naissance ?
Réponse: Ecclésiaste 7:1
MLG:
« [Ohabolana samy hafa ny amin'ny mahasoa ny olombelona] Tsara ny laza soa noho ny menaka manitra; ary ny andro ahaterahana tsy mahaleo ny andro ahafatesana. »
FLS:
« Une bonne réputation vaut mieux que le bon parfum, et le jour de la mort que le jour de la naissance. »
jeudi 5 août 2021
Hafatra Baiboly jeudi--05/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--05/08/2021:
Qui déclara que le jour de la mort vaut mieux que celui de la naissance ?
Reponse du Quiz du mercredi 04/08/2021
Où est-il indiqué d'aller dans les ruelles d'une ville ?
Réponse: Luc 14:21
MLG:
« Ary nony tonga ilay mpanompo, dia nambarany tamin'ny tompony izany. Dia tezitra ny tompon-trano ka nanao tamin'ilay mpanompony hoe: Mandehana faingana ho eny amin'ny lalambe sy ny sakeli-dalana eto an-tanàna, ka ampidiro ny malahelo sy ny kilemaina sy ny jamba ary ny mandringa. »
FLS:
« Le serviteur, de retour, rapporta ces choses à son maître. Alors le maître de la maison irrité dit à son serviteur: Va promptement dans les places et dans les rues de la ville, et amène ici les pauvres, les estropiés, les aveugles et les boiteux. »
mercredi 4 août 2021
Hafatra Baiboly mercredi--04/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mercredi--04/08/2021:
Où est-il indiqué d'aller dans les ruelles d'une ville ?
Reponse du Quiz du mardi 03/08/2021
Quel voyageur a payé le prix de sa place ?
Réponse: Jonas 1:3
MLG:
« Nefa Jona nitsangana handositra ho any Tarsisy mba hiala eo anatrehan'i Jehovah; ary nidina tany Jopa izy ka nahita sambo hankany Tarsisy, dia nandoa ny karamany ka niondrana taminy hiara-mandeha tamin'ny tao ho any Tarsisy hiala eo anatrehan'i Jehovah. »
FLS:
« Et Jonas se leva pour s'enfuir à Tarsis, loin de la fac e de l'Éternel. Il descendit à Japho, et il trouva un navire qui allait à Tarsis; il paya le prix du transport, et s'embarqua pour aller avec les passagers à Tarsis, loin de la face de l'Éternel. »
mardi 3 août 2021
Hafatra Baiboly mardi--03/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du mardi--03/08/2021:
Quel voyageur a payé le prix de sa place ?
Reponse du Quiz du lundi 02/08/2021
Qui avait 40 fils et 30 petits-fils ?
Réponse: Juges 12:13-14
MLG:
« Ary Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. Ary nanana zanakalahy efa-polo sy zafy telo-polo izay nitaingina zana-boriky fito-polo izy, ary nitsara ny Isiraely valo taona. »
FLS:
« Après lui, Abdon, fils d'Hillel, le Pirathonite, fut juge en Israël. Il eut quarante fils et trente petits-fils, qui mont aient sur soixante dix ânons. Il fut juge en Israël pendant huit ans; »
lundi 2 août 2021
Hafatra Baiboly lundi--02/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du lundi--02/08/2021:
Qui avait 40 fils et 30 petits-fils ?
Reponse du Quiz du dimanche 01/08/2021
Qui était averti à faire attention à ce que l'Éternel ne se jette par contre eux ?
Réponse: Exode 19:22, 24
MLG:
« Ary aoka ny mpisorona koa, izay manakaiky an'i Jehovah, hanamasina ny tenany, fandrao himaona hamely azy Jehovah. Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin'ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy. Ary hoy Jehovah tam iny: Mandehana midina, nefa miakara ianao, ka ento hiaraka aminao Arona; fa ny mpisorona sy ny olona dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin'i Jehovah, fandrao haringana izy. »
FLS:
« Que les sacrificateurs, qui s'approchent de l'Éternel, se sanctifient aussi, de peur que l'Éternel ne les frappe de mort. Moïse dit à l'Éternel: Le peuple ne pourra pas monter sur la montagne de Sinaï, car tu nous en as fait la défense expresse, en disant: Fixe des limites autour de la montagne, et sanctifie-la. L'Éternel lui dit: Va, descends; tu monteras ensuite avec Aaron; mais que les sacrificateurs et le peuple ne se précipitent point pour monter vers l'Éternel, de peur qu'il ne les frappe de mort. »
dimanche 1 août 2021
Hafatra Baiboly dimanche--01/08/2021
FLS :
KJV :
MLG:
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--01/08/2021:
Qui était averti à faire attention à ce que l'Éternel ne se jette par contre eux ?
Reponse du Quiz du samedi 31/07/2021
Quel prophète prend comme image un homme rencontrant un ours alors qu'il s'enfuyait de devant un lion ?
Réponse: Amos 5:19
MLG:
« Tahaka ny olona mandositra ny liona ka sendra ny bera, ary rehefa tafiditra ao an-trano ka mitehin- tanana amin'ny rindrina, dia kekerin'ny menarana. »
FLS:
« Vous serez comme un homme qui fuit devant un lion Et que rencontre u n ours, Qui gagne sa demeure, appuie sa main sur la muraille, Et que mord un serpent. »
Inscription à :
Commentaires (Atom)