jeudi 23 janvier 2020

Hafatra Baiboly jeudi--23/01/2020


1 Jean 5:20





FLS :

Nous savons aussi que le Fils de Dieu est venu, et qu'il nous a donné l'intelligence pour connaître le Véritable; et nous sommes dans le Véritable, en son Fils Jésus Christ.



KJV :

And we know that the Son of God is come, and hath given us an understanding, that we may know him that is true, and we are in him that is true, (even) in his Son Jesus Christ. This is the true God, and eternal life.


MLG:

Ary fantatsika fa tonga ny Zanak'Andriamanitra ka efa nanome antsika ny fahazavan-tsaina, mba ho fantatsika ilay marina; ary isika ao amin'ilay marina, dia ao amin'i Jesosy Kristy Zanany. Izy no Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--23/01/202 0:



Quelles sont les personnes que le Nouveau Testament décrit comme recherchant la mort sans la trouver ?






Reponse du Quiz du mercredi 22/01/2020

Quand est-ce qu'un présent consista de baume, de miel, de myrrhe, de pistaches et d'amandes ?



Réponse: Genèse 43:11
MLG:
« Ary hoy Isiraely rainy taminy: Raha izany ary no izy, dia izao no ataovy: analao ny vokatra malaza amin'ny tany ka ataovy ao anatin'ny fitondran-entanareo, dia ento midina haterina ho an-dralehilahy, dia balsama kely sy tantely kely, ditin-kazo nekota sy lota sy pistakia ary amygdala; »
FLS:
« Israël, leur père, leur dit: Puisqu'il le faut, faites ceci. Prenez dans vos sacs des meilleures productions du pays, pour en porter un présent à cet homme, un peu de baume et un peu de miel, des aromates, de la myrrhe, des pistaches et des amandes. »

mercredi 22 janvier 2020

Hafatra Baiboly mercredi--22/01/2020


Psaumes 107:25-26





FLS :

Il dit, et il fit souffler la tempête, Qui souleva les flots de la mer. Ils montaient vers les cieux, ils descendaient dans l'abîme; Leur âme était éperdue en face du danger;



KJV :

For he commandeth, and raiseth the stormy wind, which lifteth up the waves thereof. They mount up to the heaven, they go down again to the depths: their soul is melted because of trouble.


MLG:

Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery, Izay nampisondrotra ny onjan-drano; Niakatra hatramin'ny lanitra ny olona, ary nidina hatramin'ny lalina; Ny fanahiny levona noho ny fahoriana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--22/01/2020:



Quand est-ce qu'un présent consista de baume, d e miel, de myrrhe, de pistaches et d'amandes ?






Reponse du Quiz du mardi 21/01/2020

Quel était le nom de la sœur de Lévi ?



Réponse: Genèse 29:34 ; 30:21 ; ch. 34
MLG:
« Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny izao dia hikambana amiko ny vadiko, fa efa niteraka zazalahy telo ho azy aho; izany no nanaovana ny anarany hoe Levy. Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny dia hidera an'i Jehovah aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Joda; dia nitsaha-jaza izy. »
FLS:
« Elle devint encore enceinte, et enfanta un fils, et elle dit: Pour cette fois, mon mari s'attachera à moi; car je lui ai enfanté trois fils. C'est pourquoi on lui donna le nom de Lévi. Elle devint encore enceinte, et enfanta un fils, et elle dit: Cette fois, je louerai l'Éternel. C'est pourquoi elle lui donna le nom de Juda. Et elle cessa d'enfanter. »

mardi 21 janvier 2020

Hafatra Baiboly mardi--21/01/2020


Romains 4:25





FLS :

lequel a été livré pour nos offenses, et est ressuscité pour notre justification.



KJV :

Who was delivered for our offences, and was raised again for our justification.


MLG:

Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--21/01/2020:



Quel était le nom de la sœur de Lévi ?






Reponse du Quiz du lundi 20/01/2020

Quel roi tomba par une fenêtre ?



Réponse: 2 Rois 1:2
MLG:
« Ary Ahazia nianjera avy teo amin'ny makarakara teo amin'ny efi-trano ambony tao Samaria ka narary; dia nan iraka olona izy ka nanao taminy hoe: Mandehana, anontanio amin'i Bala-zeboba, andriamanitr'i Ekrona, na ho sitrana ihany aho amin'ity aretiko ity, na tsia. »
FLS:
« Or Achazia tomba par le treillis de sa chambre haute à Samarie, et il en fut malade. Il fit partir des messagers, et leur dit: Allez, consultez Baal Zebub, dieu d'Ékron, pour savoir si je guérirai de cette maladie. »

lundi 20 janvier 2020

Hafatra Baiboly lundi--20/01/2020


Jean 12:32





FLS :

Et moi, quand j'aurai été élevé de la terre, j'attirerai tous les hommes à moi.



KJV :

And I, if I be lifted up from the earth, will draw all (men) unto me.


MLG:

Ary Izaho, raha asandratra hiala amin'ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--20/01/2020:



Quel roi tomba par une fenêtre ?






Reponse du Quiz du dimanche 19/01/2020

Quelle est la seule femme dont il est demandé de se souvenir ?



Réponse: Luc 17:32
MLG:
« Tsarovy ny vadin'i Lota. »
FLS:
« Souvenez-vous de la femme de Lot. »

dimanche 19 janvier 2020

Hafatra Baiboly dimanche--19/01/2020


Proverbes 19:29





FLS :

Les châtiments sont prêts pour les moqueurs, Et les coups pour le dos des insensés.



KJV :

Judgments are prepared for scorners, and stripes for the back of fools.


MLG:

Vonona ho amin'ny mpaniratsira ny fanamelohana, Ary ny kapoka ho amin'ny lamosin'ny adala.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--19/01/2020:



Quelle est la seule femme dont il est demandé de se souvenir ?






Reponse du Quiz du samedi 18/01/2020

Qui partit chercher les ânesses de son père et trouva un royaume ?



Réponse: 1 Samuel 9:3,17-20
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 18 janvier 2020

Hafatra Baiboly samedi--18/01/2020


Romains 12:15





FLS :

Réjouissez-vous avec ceux qui se réjouissent; pleurez avec ceux qui pleurent.



KJV :

Rejoice with them that do rejoice, and weep with them that weep.


MLG:

Miaraha mifaly amin'izay mifaly, ary miaraha mitomany amin'izay mitomany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--18/01/2020:



Qui partit chercher les ânesses de son père et trouva un royaume ?






Reponse du Quiz du vendredi 17/01/2020

Où se trouve le premier récit d'une embuscade ?



Réponse: Josué 8:3-22
MLG:
« Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin'ny alina. Dia nandidy azy izy ka nanao hoe: Indro, ianareo hanotrika eo ivohon'ny tanàna hamely azy, ka aza manalavitra azy loatra, fa miomàna ianareo rehetra. Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay. Dia hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa izy hanao hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay. Ary dia hiroatra avy ao amin'ny fanotrehana kosa ianareo, ka ho azonareo ny tanàna; fa atolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo izy. Ary rehefa afakareo ny tanàna, dia dory amin'ny afo; araka ny didin'i Jehovah no hataonareo; indro, efa nandidy anareo aho. Dia nampandehanin'i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan'i Ay, teo anelanelan'i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin'ny vahoaka ihany tamin' izany alina izany. Dia nifoha maraina koa Josoa ka nandamina ny vahoaka, ary niakatra teo alohan'ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon'ny Isiraely. Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin'i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr'i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan'izy sy Ay. Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanotrika azy teo anelanelan'i Betela sy Ay, andrefan'ny tanàna. Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan'ny tanàna, dia nandeha nankeo amin'ny lohasaha Josoa tamin'izany alina izany. Ary rehefa hitan'ny mpanjakan'i Ay izany, dia nifoha maraina koa ny olona tao an-tanàna ka nivoaka faingana hiady tamin'ny Isiraely, teo amin'ny tany nifamotoanany tandrifin'ny tani-hay, dia ny mpanjaka sy ny vahoakany: fa tsy fantany ho nisy otrika hamely azy tao ankoatry ny tanàna. [Na: fotoana] Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra nody resy teo anoloany ka nanao tari-dositra tamin'ny lalana mankany an-efitra. Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an'i Josoa izy, ka dia voatarika ho tafavoaka ny tanàna. Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy. Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Atondroy an'i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron'i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany. Dia niroatra faingana ny otrika avy tao amin'ny nitoerany ka nihazakazaka, raha vao natondrony ny tànany; dia niditra tao an-tanàna izy ka nahafaka azy ary nandoro azy faingana tamin'ny afo. Ary niherika ny mponina tao Ay, ka hitany fa, indro, ny setroky ny tanàna niakatra ho any an-danitra, sady tsy nisy handosirany akory , na ho et?, na ho er?; fa ny Isiraely izay nanao tari-dositra ho any an-efitra dia nifotitra namely ny mpanenjika kosa. Fa re hefa hitan'i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon'ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay. Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan'ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran'ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. »
FLS:
« Josué se leva avec tous les gens de guerre, pour monter contre Aï. Il choisit trente mille vaillants hommes, qu'il fit partir de nuit, et auxquels il donna cet ordre: Écoutez, vous vous mettrez en embuscade derrière la ville; ne vous éloignez pas beaucoup de la ville, et soyez tous prêts. Mais moi et tout le peuple qui est avec moi, nous nous approcherons de la ville. Et quand ils sortiront à notre rencontre, comme la première fois, nous prendrons la fuite devant eux. Ils nous poursuivront jusqu'à ce que nous les ayons attirés loin de la v ille, car ils diront: Ils fuient devant nous, comme la première fois! Et nous fuirons devant eux. Vous sortirez alors de l'embuscade, et vous vous emparerez de la ville, et l'Éternel, votre Dieu, la livrera entre vos mains. Quand vous aurez pris la ville, vous y mettrez le feu, vous agirez comme l'Éternel l'a dit: c'est l'ordre que je vous donne. Josué les fit partir, et ils allèrent se placer en embuscade entre Béthel et Aï, à l'occident d'Aï. Mais Josué passa cette nuit-là au milieu du peuple. Josué se leva de bon matin, passa le peuple en revue, et marcha contre Aï, à la tête du peuple, lui et les anciens d'Israël. Tous les gens de guerre qui étaient avec lui montèrent et s'approchèrent; lorsqu'ils furent arrivés en face de la ville, ils campèrent au nord d'Aï, dont ils étaient séparés par la vallée. Josué prit environ cinq mille hommes, et les mit en embuscade entre Béthel et Aï, à l'occident de la ville. Après que tout le camp eut pris position au nord de la ville, et l'embuscade à l'occident de la ville, Josué s'avança cette nuit-là au milieu de la vallée. Lorsque le roi d'Aï vit cela, les gens d'Aï se levèrent en hâte de bon matin, et sortirent à la rencontre d'Israël, pour le combattre. Le roi se dirigea, avec tout son peuple, vers un lieu fixé, du côté de la plaine, et il ne savait pas qu'il y avait derrière la ville une embuscade contre lui. Josué et tout Israël feignirent d'être battus devant eux, et ils s'enfuirent par le chemin du désert. Alors tout le peuple qui était dans la ville s'assembla pour se mettre à leur poursuite. Ils poursuivirent Josué, et ils furent attirés loin de la ville. Il n'y eut dans Aï et dans Béthel pas un homme qui ne sortit contre Israël. Ils laissèrent la ville ouverte, et poursuivirent Israël. L'Éternel dit à Josué: Étends vers Aï le javelot que tu as à la main, car je vais la livrer en ton pouvoir. Et Josué étendit vers la ville le javelot qu'il avait � � la main. Aussitôt qu'il eut étendu sa main, les hommes en embuscade sortirent précipitamment du lieu où ils étaient; ils pénétrèrent dans la ville, la prirent, et se hâtèrent d'y mettre le feu. Les gens d'Aï, ayant regardé derrière eux, virent la fumée de la ville monter vers le ciel, et ils ne purent se sauver d'aucun côté. Le peuple qui fuyait vers le désert se retourna contre ceux qui le poursuivaient; car Josué et tout Israël, voyant la ville prise par les hommes de l'embuscade, et la fumée de la ville qui montait, se retournèrent et battirent les gens d'Aï. Les autres sortirent de la ville à leur rencontre, et les gens d'Aï furent enveloppés par Israël de toutes parts. Israël les battit, sans leur laisser un survivant ni un fuyard; »

vendredi 17 janvier 2020

Hafatra Baiboly vendredi--17/01/2020


Esaïe 50:4





FLS :

Le Seigneur, l'Éternel, m'a donné une langue exercée, Pour que je sache soutenir par la parole celui qui est abattu; Il éveille, chaque matin, il éveille mon oreille, Pour que j'écoute comme écoutent des disciples.



KJV :

The Lord GOD hath given me the tongue of the learned, that I should know how to speak a word in season to (him that is) weary: he wakeneth morning by morning, he wakeneth mine ear to hear as the learned.


MLG:

Jehovah Tompo nanome Ahy ny lelan'ny efa mahay, mba hahaizako manao teny hampahatanjaka izay reraka; ampandrenesiny isa-maraina isa-maraina, eny, ampandrenesiny ny sofiko hihaino tahaka ny efa mahay [Heb.efa nampianarina]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vend redi--17/01/2020:



Où se trouve le premier récit d'une embuscade ?






Reponse du Quiz du jeudi 16/01/2020

Quel pays fut ruiné par un vent d'est, puis délivré par un vent d'ouest ?



Réponse: Exode 10:13-19
MLG:
« Dia nahinjitr'i Mosesy tambonin'ny tany Egypta ny tehiny, ary Jehovah nitondra rivotra avy any atsinanana hankany amin'ny tany mandritra iny andro sy iny alina iny; ary nony maraina dia nitondra ny valala ny rivotra avy any atsinanana. Ary ny valala niakatra ho amin'ny tany Egypta rehetra, dia nipetraka nanerana ny tany Egypta rehetra; ary nampahory indrindra ireny, ka tsy nisy valala toy izany tany aloha, ary ato aoriany koa tsy hisy toy izany. Fa nandrakotra ny tany rehetra ireny, ka efa maizina ny tany; ary nohaniny ny anana rehetra teo amin'ny tany sy ny voankazo rehetra, izay sisan'ny havandra; ka dia tsy nisy sisa ny zava-maitso e ran'ny tany Egypta rehetra, na tamin'ny hazo, na tamin'ny anana tany an-tsaha. Ary Farao dia nampaka an'i Mosesy sy Arona faingana ka nanao hoe: Efa nanota tamin'i Jehovah Andriamanitrareo sy taminareo aho. Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja. Dia niala teo amin'i Farao izy ka nangataka tamin'i Jehovah. Ary Jehovah nahatonga rivotra mahery indrindra avy andrefana kosa, izay nitondra ny valala ka namarina azy tao amin'ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala eran'ny tany Egypta rehetra, na dia iray akory aza. »
FLS:
« Moïse étendit sa verge sur le pays d'Égypte; et l'Éternel fit souffler un vent d'orient sur le pays toute cette journée et toute la nuit. Quand ce fut le matin, le vent d'orient avait apporté les sauterelles. Les sauterelles montèrent sur le pays d'Égypte, et se posèrent dans toute l'éten due de l'Égypte; elles étaient en si grande quantité qu'il n'y avait jamais eu et qu'il n'y aura jamais rien de semblable. Elles couvrirent la surface de toute la terre, et la terre fut dans l'obscurité; elles dévorèrent toute l'herbe de la terre et tout le fruit des arbres, tout ce que la grêle avait laissé; et il ne resta aucune verdure aux arbres ni à l'herbe des champs, dans tout le pays d'Égypte. Aussitôt Pharaon appela Moïse et Aaron, et dit: J'ai péché contre l'Éternel, votre Dieu, et contre vous. Mais pardonne mon péché pour cette fois seulement; et priez l'Éternel, votre Dieu, afin qu'il éloigne de moi encore cette plaie mortelle. Moïse sortit de chez Pharaon, et il pria l'Éternel. L'Éternel fit souffler un vent d'occident très fort, qui emporta les sauterelles, et les précipita dans la mer Rouge; il ne resta pas une seule sauterelle dans toute l'étendue de l'Égypte. »

jeudi 16 janvier 2020

Hafatra Baiboly jeudi--16/01/2020


Jean 16:27





FLS :

car le Père lui-même vous aime, parce que vous m'avez aimé, et que vous avez cru que je suis sorti de Dieu.



KJV :

For the Father himself loveth you, because ye have loved me, and have believed that I came out from God.


MLG:

fa ny Ray dia tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin'ny Ray Aho.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--16/01/2020:



Quel pays fut ruiné par un vent d'est, puis délivré par un vent d'ouest ?






Reponse du Quiz du mercredi 15/01/2020

Quels sont les premiers hommes dont il est écrit qu'ils furent frappés d'aveuglement à cause de leurs péchés ?



Réponse: Genèse 19:10-11
MLG:
« Fa naninjitra ny tànany izy roa lahy, dia nanintona an'i Lota hankao an-trano ho ao aminy, ka nakatony ny varavarana. Dia nampanjambena ny mason'ny lehilahy izay teo am-baravaran'ny trano izy hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe; ka dia sasa-poana nitady ny varavarana ireo. »
FLS:
« Les hommes étendirent la main, firent rentrer Lot vers eux dans la maison, et fermèrent la porte. Et ils frappèrent d'aveuglement les gens qui étaient à l'entrée de la maison, depuis le plus petit jusqu'au plus grand, de sorte qu'ils se donnèrent une peine inutile pour trouver la porte. »

mercredi 15 janvier 2020

Hafatra Baiboly mercredi--15/01/2020


Proverbes 22:20-21





FLS :

N'ai-je pas déjà pour toi mis par écrit Des conseils et des réflexions, Pour t'enseigner des choses sûres, des paroles vraies, Afin que tu répondes par des paroles vraies à celui qui t'envoie?



KJV :

Have not I written to thee excellent things in counsels and knowledge, That I might make thee know the certainty of the words of truth; that thou mightest answer the words of truth to them that send unto thee?


MLG:

Tsy efa nanoratra zava-tsoa ho anao va aho, Izay misy hevitra tsara sy fahalalana, Mba hampahafantariko ny fahamarinan'ny teny mahatoky ianao, Sy hahazoanao teny holazaina amin'izay naniraka anao?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--15/01/2020:


Quels sont les premiers hommes dont il est écrit qu'ils furent frappés d'aveuglement à cause de leurs péchés ?






Reponse du Quiz du mardi 14/01/2020

Où trouve-t-on pour la première fois le principe de prier avant de manger ?



Réponse: 1 Samuel 9:13
MLG:
« ary raha vao miditra ao an-tanàna ianareo, dia ho hitanareo izy, raha tsy mbola miakatra hihinana ao amin'ny fitoerana avo, fa tsy hihinana ny vahoaka mandra-pahatongany, fa izy no manao fisaorana amin'ny fanatitra, ary rehefa afaka izany, dia vao mihinana izay nasaina; koa miakara ianareo ankehitriny, fa amin'izao no hahitanareo azy. »
FLS:
« Quand vous serez entrés dans la ville, vous le trouverez avant qu'il monte au haut lieu pour manger; car le peuple ne mangera point qu'il ne soit arrivé, parce qu'il doit bénir le sacrifice; après quoi, les conviés mangeront. Montez donc, car ma intenant vous le trouverez. »

mardi 14 janvier 2020

Hafatra Baiboly mardi--14/01/2020


Jérémie 3:12-13





FLS :

Va, crie ces paroles vers le septentrion, et dis: Reviens, infidèle Israël! dit l'Éternel. Je ne jetterai pas sur vous un regard sévère; Car je suis miséricordieux, dit l'Éternel, Je ne garde pas ma colère à toujours. Reconnais seulement ton iniquité, Reconnais que tu as été infidèle à l'Éternel, ton Dieu, Que tu as dirigé çà et là tes pas vers les dieux étrangers, Sous tout arbre vert, Et que tu n'as pas écouté ma voix, dit l'Éternel.



KJV :

Go and proclaim these words toward the north, and say, Return, thou backsliding Israel, saith the LORD; (and) I will not cause mine anger to fall upon you: for I (am) merciful, saith the LORD, (and) I will not keep (anger) for ever. Only acknowledge thine iniquity, that thou hast transgressed against the LORD thy God, an d hast scattered thy ways to the strangers under every green tree, and ye have not obeyed my voice, saith the LORD.


MLG:

Mandehana, ka torio manatrika ny avaratra izao teny izao hoe: Miverena ianao, ry Isiraely mpiodina, hoy Jehovah; Tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; Fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay. Kanefa kosa ekeo ny helokao, fa tamin'i Jehovah Andriamanitrao no niodinanao, ary nivezivezy nankany amin'ny hafa ianao. Teny ambanin'ny hazo maitso rehetra, fa tsy mba nihaino ny feoko ianareo, hoy Jehovah.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--14/01/2020:



Où trouve-t-on pour la première fois le principe de prier avant de manger ?






Reponse du Quiz du lundi 13/01/2020

Quelle est la ville qui dit en son cœur : « Je suis assise en reine, et je ne suis point veuve » ?



Réponse: Apocalypse 18:2,7
MLG:
« Ary niantso tamin'ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan'ny demonia sy fieren'ny fanahy maloto rehetra ary akanin'ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina. [ Gr. tranomaizina] Fa tamin'ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan'ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan'ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpandranto amin'ny tany tonga mpanankarena noho ny hafatratry ny nitiavan'io ny zava-mahafinaritra ny tena. [ Na: (nisotrohan')] Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy. Fa ny fahotany efa nitehika tamin'ny lanitra, ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny ratsy nataony. Mamalia azy araka izay nataony, ka omeo azy indroa heny toy ny nataony izy; ny kapoaka izay nofenoiny, dia fenoy indroa heny ho az y. [ Gr. noharoharoiny] [ Gr. haroharoy] Toraka itsy niderany tena sy nivelomany tamin'ny zava-mahafinaritra ny tena, dia omeo fanaintainana sy alahelo toraka izany koa izy, satria hoy izy anakampo: Mipetraka ho mpanjakavavy aho, fa tsy mpitondratena, ary tsy mba hahita alahelo mihitsy aho; »
FLS:
« Il cria d'une voix forte, disant: Elle est tombée, elle est tombée, Babylone la grande! Elle est devenue une habitation de démons, un repaire de tout esprit impur, un repaire de tout oiseau impur et odieux, parce que toutes les nations ont bu du vin de la fureur de son impudicité, et que les rois de la terre se sont livrés avec elle à l'impudicité, et que les marchands de la terre se sont enrichis par la puissance de son luxe. Et j'entendis du ciel une autre voix qui disait: Sortez du milieu d'elle, mon peuple, afin que vous ne participiez point à ses péchés, et que vous n'ayez point de part à ses fléaux. Car ses péchés se sont accumulés jusqu'au ciel, et Dieu s'est souvenu de ses iniquités. Payez-la comme elle a payé, et rendez-lui au double selon ses oeuvres. Dans la coupe où elle a versé, versez-lui au double. Autant elle s'est glorifiée et plongée dans le luxe, autant donnez-lui de tourment et de deuil. Parce qu'elle dit en son coeur: Je suis assise en reine, je ne suis point veuve, et je ne verrai point de deuil! »

lundi 13 janvier 2020

Hafatra Baiboly lundi--13/01/2020


Psaumes 62:8





FLS :

En tout temps, peuples, confiez-vous en lui, Répandez vos coeurs en sa présence! Dieu est notre refuge, -Pause.



KJV :

Trust in him at all times; (ye) people, pour out your heart before him: God (is) a refuge for us. Selah.


MLG:

Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--13/01/2020:



Quelle est la ville qui dit en son cœur : « Je suis assise en reine, et je ne suis point veuve » ?






Reponse du Quiz du dimanche 12/01/2020

Où peut-on lire quelque chose a propos de raser avec un rasoir loué  ?



Réponse: Ésaïe 7:20
MLG:
« Amin'izany andro izany koa ny Tompo hanaratra ny loha sy ny volon-tongotra Amin'ny hareza nohofana any amoron'ny Ony (Dia ny mpanjakan'i Asyria); Ary ny volom-bava hokakasana amin'iny koa.[Eofrata] »
FLS:
« En ce jour-là, le Seigneur rasera, avec un rasoir pris à louage Au delà du fleuve, Avec le roi d'Assyrie, La tête et le poil des pieds; Il enlèvera aussi la barbe. »

Hafatra Baiboly lundi--13/01/2020


Psaumes 62:8





FLS :

En tout temps, peuples, confiez-vous en lui, Répandez vos coeurs en sa présence! Dieu est notre refuge, -Pause.



KJV :

Trust in him at all times; (ye) people, pour out your heart before him: God (is) a refuge for us. Selah.


MLG:

Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--13/01/2020:



Quelle est la ville qui dit en son cœur : « Je suis assise en reine, et je ne suis point veuve » ?






Reponse du Quiz du dimanche 12/01/2020

Où peut-on lire quelque chose a propos de raser avec un rasoir loué  ?



Réponse: Ésaïe 7:20
MLG:
« »
FLS:
« »

Hafatra Baiboly lundi--13/01/2020


Psaumes 62:8





FLS :

En tout temps, peuples, confiez-vous en lui, Répandez vos coeurs en sa présence! Dieu est notre refuge, -Pause.



KJV :

Trust in him at all times; (ye) people, pour out your heart before him: God (is) a refuge for us. Selah.


MLG:

Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--13/01/2020:










Reponse du Quiz du dimanche 12/01/2020





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »