samedi 7 avril 2018

Hafatra Baiboly samedi--07/04/2018


Psaumes 22:1-3





FLS :

Au chef des chantres. Sur <>. Psaume de David. Mon Dieu! mon Dieu! pourquoi m'as-tu abandonné, Et t'éloignes-tu sans me secourir, sans écouter mes plaintes? Mon Dieu! je crie le jour, et tu ne réponds pas; La nuit, et je n'ai point de repos. Pourtant tu es le Saint, Tu sièges au milieu des louanges d'Israël.



KJV :

My God, my God, why hast thou forsaken me? (why art thou so) far from helping me, (and from) the words of my roaring? O my God, I cry in the daytime, but thou hearest not; and in the night season, and am not silent. But thou (art) holy, (O thou) that inhabitest the praises of Israel.


MLG:

Au chef de musique. Sur Ajéleth-Hashakhar. Psaume de David. [Fita rainana mafy noho ny fahoriana, ary fisaorana noho ny fahafahana, sy filazana ny handrosoan'ny fanjakan'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin'ny fitarainako. Andriamanitro ô, miantso aho nony andro, nefa tsy mamaly Hianao; ary nony alina, nefa tsy mahita fiononana aho. Kanefa masina Hianao, Ry mipetraka eo ambonin'ny fideran'ny Isiraely.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--07/04/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 06/04/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: