mercredi 31 mai 2017

Hafatra Baiboly mercredi--31/05/2017


Romains 1:20





FLS :

En effet, les perfections invisibles de Dieu, sa puissance éternelle et sa divinité, se voient comme à l'oeil, depuis la création du monde, quand on les considère dans ses ouvrages. Ils sont donc inexcusables,



KJV :

For the invisible things of him from the creation of the world are clearly seen, being understood by the things that are made, (even) his eternal power and Godhead; so that they are without excuse:


MLG:

Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo; [ Na: Mba tsy hanan-kalahatra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercre di--31/05/2017:










Reponse du Quiz du mardi 30/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 29 mai 2017

Hafatra Baiboly lundi--29/05/2017


Matthieu 6:24





FLS :

Nul ne peut servir deux maîtres. Car, ou il haïra l'un, et aimera l'autre; ou il s'attachera à l'un, et méprisera l'autre. Vous ne pouvez servir Dieu et Mamon.



KJV :

No man can serve two masters: for either he will hate the one, and love the other; or else he will hold to the one, and despise the other. Ye cannot serve God and mammon.


MLG:

Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna ianareo.[Mamôna = harena]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--29/05/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 28/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 28 mai 2017

Hafatra Baiboly dimanche--28/05/2017


Psaumes 139:1-2





FLS :

Au chef des chantres. De David. Psaume. Éternel! tu me sondes et tu me connais, Tu sais quand je m'assieds et quand je me lève, Tu pénètres de loin ma pensée;



KJV :

O LORD, thou hast searched me, and known (me). Thou knowest my downsitting and mine uprising, thou understandest my thought afar off.


MLG:

Au chef de musique. De David. Psaume. [Fankalazana an'Andriamanitra, Izay mahalala ny zavatra rehetra sady manerana izao rehetra izao] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy. Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--28/05/2017:










Reponse du Quiz du samedi 27/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 27 mai 2017

Hafatra Baiboly samedi--27/05/2017


2 Timothée 2:9





FLS :

pour lequel je souffre jusqu'à être lié comme un malfaiteur. Mais la parole de Dieu n'est pas liée.



KJV :

Wherein I suffer trouble, as an evil doer, (even) unto bonds; but the word of God is not bound.


MLG:

izay iaretako fahoriana hatramin'ny fatorana aza, hoatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin'Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--27/05/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 26/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 26 mai 2017

Hafatra Baiboly vendredi--26/05/2017


Matthieu 6:6





FLS :

Mais quand tu pries, entre dans ta chambre, ferme ta porte, et prie ton Père qui est là dans le lieu secret; et ton Père, qui voit dans le secret, te le rendra.



KJV :

But thou, when thou prayest, enter into thy closet, and when thou hast shut thy door, pray to thy Father which is in secret; and thy Father which seeth in secret shall reward thee openly.


MLG:

Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midìra ao amin'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina no hamaly anao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--26/05/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 25/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 25 mai 2017

Hafatra Baiboly jeudi--25/05/2017


Esaïe 53:2





FLS :

Il s'est élevé devant lui comme une faible plante, Comme un rejeton qui sort d'une terre desséchée; Il n'avait ni beauté, ni éclat pour attirer nos regards, Et son aspect n'avait rien pour nous plaire.



KJV :

For he shall grow up before him as a tender plant, and as a root out of a dry ground: he hath no form nor comeliness; and when we shall see him, (there is) no beauty that we should desire him.


MLG:

Fa naniry teo anatrehany tahaka ny zana-kazo madinika Izy sy tahaka ny solofon-kazo amin'ny tany karankaina; tsy nanana endrika na fahatsaran-tarehy Izy; Ary raha nijery Azy isika, dia tsy nisy hatsaran-tarehy haniriantsika Azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--25/05/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 24/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 24 mai 2017

Hafatra Baiboly mercredi--24/05/2017


Hébreux 11:16





FLS :

Mais maintenant ils en désirent une meilleure, c'est-à-dire une céleste. C'est pourquoi Dieu n'a pas honte d'être appelé leur Dieu, car il leur a préparé une cité.



KJV :

But now they desire a better (country), that is, an heavenly: wherefore God is not ashamed to be called their God: for he hath prepared for them a city.


MLG:

Fa amin'izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an'ireo Izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--24/05/2017:










Reponse du Quiz du mardi 23/05/2017
< br/>



Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 23 mai 2017

Hafatra Baiboly mardi--23/05/2017


Marc 2:17





FLS :

Ce que Jésus ayant entendu, il leur dit: Ce ne sont pas ceux qui se portent bien qui ont besoin de médecin, mais les malades. Je ne suis pas venu appeler des justes, mais des pécheurs.



KJV :

When Jesus heard (it), he saith unto them, They that are whole have no need of the physician, but they that are sick: I came not to call the righteous, but sinners to repentance.


MLG:

Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--23/05/2017:










Reponse du Quiz du lundi 22/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 22 mai 2017

Hafatra Baiboly lundi--22/05/2017


Ecclésiaste 3:1-2





FLS :

Il y a un temps pour tout, un temps pour toute chose sous les cieux: un temps pour naître, et un temps pour mourir; un temps pour planter, et un temps pour arracher ce qui a été planté;



KJV :

To every (thing there is) a season, and a time to every purpose under the heaven: A time to be born, and a time to die; a time to plant, and a time to pluck up (that which is) planted;


MLG:

[Ny filaharan'ny zavatra samy amin'ny fotoany avy, sy ny mbola hitsaran'Andriamanitra ny ratsy fanahy, ary ny anton'ny nanaovana ny olombelona ho faty toy ny biby] Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra at? ambanin'ny lanitra: Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao n y andro anongotana na nambolena;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--22/05/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 21/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 21 mai 2017

Hafatra Baiboly dimanche--21/05/2017


Jean 15:11





FLS :

Je vous ai dit ces choses, afin que ma joie soit en vous, et que votre joie soit parfaite.



KJV :

These things have I spoken unto you, that my joy might remain in you, and (that) your joy might be full.


MLG:

Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo, mba ho ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--21/05/2017:










Reponse du Quiz du samedi 20/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 20 mai 2017

Hafatra Baiboly samedi--20/05/2017


Luc 14:21





FLS :

Le serviteur, de retour, rapporta ces choses à son maître. Alors le maître de la maison irrité dit à son serviteur: Va promptement dans les places et dans les rues de la ville, et amène ici les pauvres, les estropiés, les aveugles et les boiteux.



KJV :

So that servant came, and shewed his lord these things. Then the master of the house being angry said to his servant, Go out quickly into the streets and lanes of the city, and bring in hither the poor, and the maimed, and the halt, and the blind.


MLG:

Ary nony tonga ilay mpanompo, dia nambarany tamin'ny tompony izany. Dia tezitra ny tompon-trano ka nanao tamin'ilay mpanompony hoe: Mandehana faingana ho eny amin'ny lalambe sy ny sakeli-dalana eto an-tanàna, ka ampidiro ny malahelo sy ny kilemaina sy ny jamba ary ny mandringa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--20/05/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 19/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 19 mai 2017

Hafatra Baiboly vendredi--19/05/2017


Apocalypse 2:2-5





FLS :

Je connais tes oeuvres, ton travail, et ta persévérance. Je sais que tu ne peux supporter les méchants; que tu as éprouvé ceux qui se disent apôtres et qui ne le sont pas, et que tu les as trouvés menteurs; que tu as de la persévérance, que tu as souffert à cause de mon nom, et que tu ne t'es point lassé. Mais ce que j'ai contre toi, c'est que tu as abandonné ton premier amour. Souviens-toi donc d'où tu es tombé, repens-toi, et pratique tes premières oeuvres; sinon, je viendrai à toi, et j'ôterai ton chandelier de sa place, à moins que tu ne te repentes.



KJV :

I know thy works, and thy labour, and thy patience, and how thou canst not bear them which are evil: and thou hast tried them which say they are apostles, and are not, and hast found them liars: And hast bor ne, and hast patience, and for my name's sake hast laboured, and hast not fainted. Nevertheless I have (somewhat) against thee, because thou hast left thy first love. Remember therefore from whence thou art fallen, and repent, and do the first works; or else I will come unto thee quickly, and will remove thy candlestick out of his place, except thou repent.


MLG:

Fantatro ny asanao sy ny fikelezanao aina sy ny faharetanao ary ny tsi-fahazakanao izay mpanao ratsy; ary ianao efa nizaha toetra izay milaza ny tenany ho Apostoly, kanjo tsy izy, ary hitanao fa mpandainga izy; ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka. Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao. Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao.


< br/>



ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--19/05/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 18/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 18 mai 2017

Hafatra Baiboly jeudi--18/05/2017


Ecclésiaste 10:8





FLS :

Celui qui creuse une fosse y tombera, et celui qui renverse une muraille sera mordu par un serpent.



KJV :

He that diggeth a pit shall fall into it; and whoso breaketh an hedge, a serpent shall bite him.


MLG:

Izay mihady lavaka no ho latsaka ao, ary izay mandrava fefy vato no hokekerin'ny menarana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--18/05/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 17/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 17 mai 2017

Hafatra Baiboly mercredi--17/05/2017


Esaïe 31:6





FLS :

Revenez à celui dont on s'est profondément détourné, Enfants d'Israël!



KJV :

Turn ye unto (him from) whom the children of Israel have deeply revolted.


MLG:

Koa miverena ho amin'izay efa niodinanareo fatratra, ry zanak'Isiraely ô.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--17/05/2017:










Reponse du Quiz du mardi 16/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 16 mai 2017

Hafatra Baiboly mardi--16/05/2017


Esaïe 9:6





FLS :

Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l'appellera Admirable, Conseiller, Dieu puissant, Père éternel, Prince de la paix.



KJV :

For unto us a child is born, unto us a son is given: and the government shall be upon his shoulder: and his name shall be called Wonderful, Counsellor, The mighty God, The everlasting Father, The Prince of Peace.


MLG:

(9:5) Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--16/05/ 2017:










Reponse du Quiz du lundi 15/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 15 mai 2017

Hafatra Baiboly lundi--15/05/2017


1 Rois 10:6-7





FLS :

Hors d'elle même, elle dit au roi: C'était donc vrai ce que j'ai appris dans mon pays au sujet de ta position et de ta sagesse! Je ne le croyais pas, avant d'être venue et d'avoir vu de mes yeux. Et voici, on ne m'en a pas dit la moitié. Tu as plus de sagesse et de prospérité que la renommée ne me l'a fait connaître.



KJV :

And she said to the king, It was a true report that I heard in mine own land of thy acts and of thy wisdom. Howbeit I believed not the words, until I came, and mine eyes had seen (it): and, behold, the half was not told me: thy wisdom and prosperity exceedeth the fame which I heard.


MLG:

Ka hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao. kanefa tsy nino ny filazana aho, raha tsy tonga at?, ka ny masoko no mahita, kanjo hay! na dia ny antsasany aza tsy voalaza tamiko akory: fa, indro, ny fahendrenao sy ny voninahitrao dia mihoatra lavitra noho izay laza efa reko.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--15/05/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 14/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 14 mai 2017

Hafatra Baiboly dimanche--14/05/2017


Actes des Apôtres 4:10





FLS :

sachez-le tous, et que tout le peuple d'Israël le sache! C'est par le nom de Jésus Christ de Nazareth, que vous avez été crucifié, et que Dieu a ressuscité des morts, c'est par lui que cet homme se présente en pleine santé devant vous.



KJV :

Be it known unto you all, and to all the people of Israel, that by the name of Jesus Christ of Nazareth, whom ye crucified, whom God raised from the dead, (even) by him doth this man stand here before you whole.


MLG:

dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana, fa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty kosa, dia Izy no itsanganan'io lehilahy io finaritra eto imasonareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--14/05/2017:










Reponse du Quiz du samedi 13/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 13 mai 2017

Hafatra Baiboly samedi--13/05/2017


Jean 20:21





FLS :

Jésus leur dit de nouveau: La paix soit avec vous! Comme le Père m'a envoyé, moi aussi je vous envoie.



KJV :

Then said Jesus to them again, Peace (be) unto you: as (my) Father hath sent me, even so send I you.


MLG:

Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--13/05/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 12/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 12 mai 2017

Hafatra Baiboly vendredi--12/05/2017


Genèse 1:16





FLS :

Dieu fit les deux grands luminaires, le plus grand luminaire pour présider au jour, et le plus petit luminaire pour présider à la nuit; il fit aussi les étoiles.



KJV :

And God made two great lights; the greater light to rule the day, and the lesser light to rule the night: (he made) the stars also.


MLG:

Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--12/05/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 11/05/2017





Réponse:
M LG:
« »
FLS:
« »

jeudi 11 mai 2017

Hafatra Baiboly jeudi--11/05/2017


Psaumes 22:1





FLS :

Au chef des chantres. Sur <>. Psaume de David. Mon Dieu! mon Dieu! pourquoi m'as-tu abandonné, Et t'éloignes-tu sans me secourir, sans écouter mes plaintes?



KJV :

My God, my God, why hast thou forsaken me? (why art thou so) far from helping me, (and from) the words of my roaring?


MLG:

Au chef de musique. Sur Ajéleth-Hashakhar. Psaume de David. [Fitarainana mafy noho ny fahoriana, ary fisaorana noho ny fahafahana, sy filazana ny handrosoan'ny fanjakan'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin'ny fitarainako.






ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--11/05/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 10/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 10 mai 2017

Hafatra Baiboly mercredi--10/05/2017


Néhémie 9:17





FLS :

ils refusèrent d'obéir, et ils mirent en oubli les merveilles que tu avais faites en leur faveur. Ils raidirent leur cou; et, dans leur rébellion, ils se donnèrent un chef pour retourner à leur servitude. Mais toi, tu es un Dieu prêt à pardonner, compatissant et miséricordieux, lent à la colère et riche en bonté, et tu ne les abandonnas pas,



KJV :

And refused to obey, neither were mindful of thy wonders that thou didst among them; but hardened their necks, and in their rebellion appointed a captain to return to their bondage: but thou (art) a God ready to pardon, gracious and merciful, slow to anger, and of great kindness, and forsookest them not.


MLG:

ary nandà tsy nety nanaraka izany izy sady tsy nahatsiaro ny fahagagana izay nataonao te o aminy; fa nanamafy ny hatony izy ka niodina, dia nanendry mpitarika mba hiverenany ho any amin'ny fahandevozany; fa Andriamanitry ny famelan-keloka Hianao ka miantra sy mamindra fo, mahari-po sady be famindram-po, ka dia tsy nahafoy azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--10/05/2017:










Reponse du Quiz du mardi 09/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 9 mai 2017

Hafatra Baiboly mardi--09/05/2017


Hébreux 12:7-10





FLS :

Supportez le châtiment: c'est comme des fils que Dieu vous traite; car quel est le fils qu'un père ne châtie pas? Mais si vous êtes exempts du châtiment auquel tous ont part, vous êtes donc des enfants illégitimes, et non des fils. D'ailleurs, puisque nos pères selon la chair nous ont châtiés, et que nous les avons respectés, ne devons nous pas à bien plus forte raison nous soumettre au Père des esprits, pour avoir la vie? Nos pères nous châtiaient pour peu de jours, comme ils le trouvaient bon; mais Dieu nous châtie pour notre bien, afin que nous participions à sa sainteté.



KJV :

If ye endure chastening, God dealeth with you as with sons; for what son is he whom the father chasteneth not? But if ye be without chastisement, whereof all are partakers, then are ye bastards, and not sons. Furthermore we have had fathers of our flesh which corrected (us), and we gave (them) reverence: shall we not much rather be in subjection unto the Father of spirits, and live? For they verily for a few days chastened (us) after their own pleasure; but he for (our) profit, that (we) might be partakers of his holiness.


MLG:

Famaizana no anton'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy? Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka. Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika? Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin'ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Qu iz du mardi--09/05/2017:










Reponse du Quiz du lundi 08/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 8 mai 2017

Hafatra Baiboly lundi--08/05/2017


Romains 5:8





FLS :

Mais Dieu prouve son amour envers nous, en ce que, lorsque nous étions encore des pécheurs, Christ est mort pour nous.



KJV :

But God commendeth his love toward us, in that, while we were yet sinners, Christ died for us.


MLG:

Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--08/05/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 07/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 7 mai 2017

Hafatra Baiboly dimanche--07/05/2017


Matthieu 22:29





FLS :

Jésus leur répondit: Vous êtes dans l'erreur, parce que vous ne comprenez ni les Écritures, ni la puissance de Dieu.



KJV :

Jesus answered and said unto them, Ye do err, not knowing the scriptures, nor the power of God.


MLG:

Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--07/05/2017:










Reponse du Quiz du samedi 06/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 6 mai 2017

Hafatra Baiboly samedi--06/05/2017


Proverbes 17:22





FLS :

Un coeur joyeux est un bon remède, Mais un esprit abattu dessèche les os.



KJV :

A merry heart doeth good (like) a medicine: but a broken spirit drieth the bones.


MLG:

Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--06/05/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 05/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 4 mai 2017

Hafatra Baiboly jeudi--04/05/2017


2 Corinthiens 4:18





FLS :

un poids éternel de gloire, parce que nous regardons, non point aux choses visibles, mais à celles qui sont invisibles; car les choses visibles sont passagères, et les invisibles sont éternelles.



KJV :

While we look not at the things which are seen, but at the things which are not seen: for the things which are seen (are) temporal; but the things which are not seen (are) eternal.


MLG:

raha tsy mijery ny hita izahay, fa ny tsy hita; fa ny hita dia ho vetivety foana, fa ny tsy hita no haharitra mandrakizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--04/05/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 03/05/2017




Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 3 mai 2017

Hafatra Baiboly mercredi--03/05/2017


1 Timothée 6:18-19





FLS :

Recommande-leur de faire du bien, d'être riches en bonnes oeuvres, d'avoir de la libéralité, de la générosité, et de s'amasser ainsi pour l'avenir un trésor placé sur un fondement solide, afin de saisir la vie véritable.



KJV :

That they do good, that they be rich in good works, ready to distribute, willing to communicate; Laying up in store for themselves a good foundation against the time to come, that they may lay hold on eternal life.


MLG:

mba hanao soa, mba hanan-karena amin'ny asa tsara, hazoto manome sy miantra, ka dia hihary fanorenana tsara ho an'ny tenany ho amin'ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--03/05/2 017:










Reponse du Quiz du mardi 02/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 2 mai 2017

Hafatra Baiboly mardi--02/05/2017


Jean 5:23-23





FLS :

afin que tous honorent le Fils comme ils honorent le Père. Celui qui n'honore pas le Fils n'honore pas le Père qui l'a envoyé.



KJV :

That all (men) should honour the Son, even as they honour the Father. He that honoureth not the Son honoureth not the Father which hath sent him.


MLG:

mba hanajan'ny olona rehetra ny Zanaka, tahaka ny fanajany ny Ray. Izay tsy manaja ny Zanaka dia tsy manaja ny Ray, Izay naniraka Azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--02/05/2017:










Reponse du Quiz du lundi 01/05/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
< /font>

lundi 1 mai 2017

Hafatra Baiboly lundi--01/05/2017


Matthieu 20:18





FLS :

Voici, nous montons à Jérusalem, et le Fils de l'homme sera livré aux principaux sacrificateurs et aux scribes. Ils le condamneront à mort,



KJV :

Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death,


MLG:

Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--01/05/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 30/04/2017





Réponse:
MLG:< br/>« »
FLS:
« »