lundi 30 janvier 2017

Hafatra Baiboly lundi--30/01/2017


1 Timothée 2:1-2





FLS :

J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes, pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.



KJV :

I exhort therefore, that, first of all, supplications, prayers, intercessions, (and) giving of thanks, be made for all men; For kings, and (for) all that are in authority; that we may lead a quiet and peaceable life in all godliness and honesty.


MLG:

[Ny amin'ny fivavahana ho an'ny olona rehetra, ary ny fitondran-tena sy ny fitafiana miendrika ny vehivavy Kristiana] Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisa orana, ho an'ny olona rehetra, ho an'ny mpanjaka mbamin'izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--30/01/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 29/01/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: