Tite 3:4-6
FLS :
Mais, lorsque la bonté de Dieu notre Sauveur et son amour pour les hommes ont été manifestés, il nous a sauvés, non à cause des oeuvres de justice que nous aurions faites, mais selon sa miséricorde, par le baptême de la régénération et le renouvellement du Saint Esprit, qu'il a répandu sur nous avec abondance par Jésus Christ notre Sauveur,
KJV :
But after that the kindness and love of God our Saviour toward man appeared, Not by works of righteousness which we have done, but according to his mercy he saved us, by the washing of regeneration, and renewing of the Holy Ghost; Which he shed on us abundantly through Jesus Christ our Saviour;
MLG:
Fa rehefa niseho ny fahamoram-panahin'Andriamanitra, Mpamonjy antsika, sy ny fitiavany ny olona, dia t sy avy tamin'ny asa amin'ny fahamarinana izay nataontsika, fa araka ny famindram-po kosa no namonjeny antsika, tamin'ny fanasan'ny fiterahana indray sy ny fanavaozan'ny Fanahy Masina, Izay naidiny betsaka tamintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika,
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--01/09/2016:
Reponse du Quiz du mercredi 31/08/2016
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire