mardi 26 juillet 2016

Hafatra Baiboly mardi--26/07/2016


Psaumes 62:1-2





FLS :

Au chef des chantres. D'après Jeduthun. Psaume de David. Oui, c'est en Dieu que mon âme se confie; De lui vient mon salut. Oui, c'est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai guère.



KJV :

Truly my soul waiteth upon God: from him (cometh) my salvation. He only (is) my rock and my salvation; (he is) my defence; I shall not be greatly moved.


MLG:

Au chef de musique. Sur Jeduthun. Psaume de David. [Fiantombenan'ny fanahy izay manantena an'Andriamanitra, na dia mafy aza ny famelin'ny fahavalo] Ho an'ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy. Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--26/07/2016:










Reponse du Quiz du lundi 25/07/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

Aucun commentaire: