samedi 30 avril 2016

Hafatra Baiboly samedi--30/04/2016


Romains 3:20





FLS :

Car nul ne sera justifié devant lui par les oeuvres de la loi, puisque c'est par la loi que vient la connaissance du péché.



KJV :

Therefore by the deeds of the law there shall no flesh be justified in his sight: for by the law (is) the knowledge of sin.


MLG:

satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--30/04/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 29/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 29 avril 2016

Hafatra Baiboly vendredi--29/04/2016


2 Pierre 3:17-18





FLS :

Vous donc, bien-aimés, qui êtes avertis, mettez-vous sur vos gardes, de peur qu'entraînés par l'égarement des impies, vous ne veniez à déchoir de votre fermeté. Mais croissez dans la grâce et dans la connaissance de notre Seigneur et Sauveur Jésus Christ. A lui soit la gloire, maintenant et pour l'éternité! Amen!



KJV :

Ye therefore, beloved, seeing ye know (these things) before, beware lest ye also, being led away with the error of the wicked, fall from your own stedfastness. But grow in grace, and (in) the knowledge of our Lord and Saviour Jesus Christ. To him (be) glory both now and for ever. Amen.


MLG:

Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo h iala amin'izay iorenanareo; fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--29/04/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 28/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 28 avril 2016

Hafatra Baiboly jeudi--28/04/2016


Matthieu 5:37





FLS :

Que votre parole soit oui, oui, non, non; ce qu'on y ajoute vient du malin.



KJV :

But let your communication be, Yea, yea; Nay, nay: for whatsoever is more than these cometh of evil.


MLG:

Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.[Na amin'ilay ratsy]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--28/04/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 27/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 27 avril 2016

Hafatra Baiboly mercredi--27/04/2016


Philippiens 2:15-16





FLS :

afin que vous soyez irréprochables et purs, des enfants de Dieu irrépréhensibles au milieu d'une génération perverse et corrompue, parmi laquelle vous brillez comme des flambeaux dans le monde, portant la parole de vie; et je pourrai me glorifier, au jour de Christ, de n'avoir pas couru en vain ni travaillé en vain.



KJV :

That ye may be blameless and harmless, the sons of God, without rebuke, in the midst of a crooked and perverse nation, among whom ye shine as lights in the world; Holding forth the word of life; that I may rejoice in the day of Christ, that I have not run in vain, neither laboured in vain.


MLG:

mba ho tsy manan-tsiny sady tsy misy fitaka ianareo, dia zanak'Andriamanitra tsy manana adidy eo amin'ny firenena meloka sy maditr a, izay isehoanareo tahaka ny fanazavana eo amin'izao tontolo izao, mitana ny tenin'ny fiainana, mba hisy ho reharehako amin'ny andron'i Kristy, ka tsy ho nihazakazaka foana aho na nisasatra foana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--27/04/2016:










Reponse du Quiz du mardi 26/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 26 avril 2016

Hafatra Baiboly mardi--26/04/2016


Proverbes 8:1-2





FLS :

La sagesse ne crie-t-elle pas? L'intelligence n'élève-t-elle pas sa voix? C'est au sommet des hauteurs près de la route, C'est à la croisée des chemins qu'elle se place;



KJV :

Doth not wisdom cry? and understanding put forth her voice? She standeth in the top of high places, by the way in the places of the paths.


MLG:

[Ny fiantsoan'ny fahendrena, sy ny fahatsarany] Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana? Eo an-tampon'ny fitoerana avo amoron-dalana Sy eo an-tsampanan-dalana no ijoroany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--26/04/2016:










Reponse du Quiz du lundi 25/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 25 avril 2016

Hafatra Baiboly lundi--25/04/2016


2 Corinthiens 5:20





FLS :

Nous faisons donc les fonctions d'ambassadeurs pour Christ, comme si Dieu exhortait par nous; nous vous en supplions au nom de Christ: Soyez réconciliés avec Dieu!



KJV :

Now then we are ambassadors for Christ, as though God did beseech (you) by us: we pray (you) in Christ's stead, be ye reconciled to God.


MLG:

Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie ianareo.[Gr. ambasadôra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--25/04/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 24/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 24 avril 2016

Hafatra Baiboly dimanche--24/04/2016


1 Samuel 3:10





FLS :

L'Éternel vint et se présenta, et il appela comme les autres fois: Samuel, Samuel! Et Samuel répondit: Parle, car ton serviteur écoute.



KJV :

And the LORD came, and stood, and called as at other times, Samuel, Samuel. Then Samuel answered, Speak; for thy servant heareth.


MLG:

Ary avy Jehovah, dia nitsangana ka niantso toy ny teo ihany hoe: Ry Samoela, ry Samoela ô! Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--24/04/2016:










Reponse du Quiz du samedi 23/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 23 avril 2016

Hafatra Baiboly samedi--23/04/2016


Jean 3:16-17





FLS :

Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle. Dieu, en effet, n'a pas envoyé son Fils dans le monde pour qu'il juge le monde, mais pour que le monde soit sauvé par lui.



KJV :

For God so loved the world, that he gave his only begotten Son, that whosoever believeth in him should not perish, but have everlasting life. For God sent not his Son into the world to condemn the world; but that the world through him might be saved.


MLG:

Fa toy izao no nitiavan' Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao han ameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. [Gr. hitsara]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--23/04/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 22/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 22 avril 2016

Hafatra Baiboly vendredi--22/04/2016


Genèse 4:9





FLS :

L'Éternel dit à Caïn: Où est ton frère Abel? Il répondit: Je ne sais pas; suis-je le gardien de mon frère?



KJV :

And the LORD said unto Cain, Where (is) Abel thy brother? And he said, I know not: (Am) I my brother's keeper?


MLG:

Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--22/04/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 21/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 21 avril 2016

Hafatra Baiboly jeudi--21/04/2016


Actes des Apôtres 17:22-24





FLS :

Paul, debout au milieu de l'Aréopage, dit: Hommes Athéniens, je vous trouve à tous égards extrêmement religieux. Car, en parcourant votre ville et en considérant les objets de votre dévotion, j'ai même découvert un autel avec cette inscription: A un dieu inconnu! Ce que vous révérez sans le connaître, c'est ce que je vous annonce. Le Dieu qui a fait le monde et tout ce qui s'y trouve, étant le Seigneur du ciel et de la terre, n'habite point dans des temples faits de main d'homme;



KJV :

Then Paul stood in the midst of Mars' hill, and said, (Ye) men of Athens, I perceive that in all things ye are too superstitious. For as I passed by, and beheld your devotions, I found an altar with this inscription, TO THE UNKNOWN GOD. Whom therefore ye ignorantly worship, hi m declare I unto you. God that made the world and all things therein, seeing that he is Lord of heaven and earth, dwelleth not in temples made with hands;


MLG:

Ary Paoly nitsangana teo afovoan'i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin'ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin'ny andriamanitrareo indrindra ianareo. Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo, dia Andriamanitra Izay nanao izao tontolo izao sy ny ao aminy rehetra, Izy no Tompon'ny lanitra sy ny tany ka tsy mba mitoetra ao anaty tempoly nataon-tanana,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--21/04/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 20/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 20 avril 2016

Hafatra Baiboly mercredi--20/04/2016


Psaumes 42:2





FLS :

Mon âme a soif de Dieu, du Dieu vivant: Quand irai-je et paraîtrai-je devant la face de Dieu?



KJV :

My soul thirsteth for God, for the living God: when shall I come and appear before God?


MLG:

Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--20/04/2016:










Reponse du Quiz du mardi 19/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 19 avril 2016

Hafatra Baiboly mardi--19/04/2016


Psaumes 8:3-9





FLS :

Quand je contemple les cieux, ouvrage de tes mains, La lune et les étoiles que tu as créées: Qu'est-ce que l'homme, pour que tu te souviennes de lui? Et le fils de l'homme, pour que tu prennes garde à lui? Tu l'as fait de peu inférieur à Dieu, Et tu l'as couronné de gloire et de magnificence. Tu lui as donné la domination sur les oeuvres de tes mains, Tu as tout mis sous ses pieds, Les brebis comme les boeufs, Et les animaux des champs, Les oiseaux du ciel et les poissons de la mer, Tout ce qui parcourt les sentiers des mers. Éternel, notre Seigneur! Que ton nom est magnifique sur toute la terre!



KJV :

When I consider thy heavens, the work of thy fingers, the moon and the stars, which thou hast ordained; What is man, that thou art mindful of him? and the son of man, that tho u visitest him? For thou hast made him a little lower than the angels, and hast crowned him with glory and honour. Thou madest him to have dominion over the works of thy hands; thou hast put all (things) under his feet: All sheep and oxen, yea, and the beasts of the field; The fowl of the air, and the fish of the sea, (and whatsoever) passeth through the paths of the seas. O LORD our Lord, how excellent (is) thy name in all the earth!


MLG:

Raha jereko ny lanitrao, izay asan'ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao, Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy? Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana. Efa nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin'ny tongony, Dia ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa, Mbamin'ny voro-manidina sy ny hazandrano any an-dranomasina,iz ay mandeha amin'ny lalan-dranomasina. Jehovah Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin'ny tany rehetra!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--19/04/2016:










Reponse du Quiz du lundi 18/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 18 avril 2016

Hafatra Baiboly lundi--18/04/2016


Jean 11:43-44





FLS :

Ayant dit cela, il cria d'une voix forte: Lazare, sors! Et le mort sortit, les pieds et les mains liés de bandes, et le visage enveloppé d'un linge. Jésus leur dit: Déliez-le, et laissez-le aller.



KJV :

And when he thus had spoken, he cried with a loud voice, Lazarus, come forth. And he that was dead came forth, bound hand and foot with graveclothes: and his face was bound about with a napkin. Jesus saith unto them, Loose him, and let him go.


MLG:

Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin'ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha! Dia nivoaka ny maty nisy fehim-paty ny tànany sy ny tongony, sady voafehy mosara koa ny tavany. Hoy Jesosy tamin'ny olona: Vahao izy, ka avelao handeha.







ANKAMAT ATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--18/04/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 17/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 17 avril 2016

Hafatra Baiboly dimanche--17/04/2016


Job 7:17





FLS :

Qu'est-ce que l'homme, pour que tu en fasses tant de cas, Pour que tu daignes prendre garde à lui,



KJV :

What (is) man, that thou shouldest magnify him? and that thou shouldest set thine heart upon him?


MLG:

Inona moa ny zanak'olombelona, no ekenao ho lehibe, ka ampandinihinao azy ny fonao,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--17/04/2016:










Reponse du Quiz du samedi 16/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 16 avril 2016

Hafatra Baiboly samedi--16/04/2016


Romains 8:39





FLS :

ni les puissances, ni la hauteur, ni la profondeur, ni aucune autre créature ne pourra nous séparer de l'amour de Dieu manifesté en Jésus Christ notre Seigneur.



KJV :

Nor height, nor depth, nor any other creature, shall be able to separate us from the love of God, which is in Christ Jesus our Lord.


MLG:

na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--16/04/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 15/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 15 avril 2016

Hafatra Baiboly vendredi--15/04/2016


Deutéronome 32:29





FLS :

S'ils étaient sages, voici ce qu'ils comprendraient, Et ils penseraient à ce qui leur arrivera.



KJV :

O that they were wise, (that) they understood this, (that) they would consider their latter end!


MLG:

Enga anie ka hendry izy mba hahalala izao Ka hahafantatra izay ho farany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--15/04/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 14/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 14 avril 2016

Hafatra Baiboly jeudi--14/04/2016


Psaumes 63:5-8





FLS :

Mon âme sera rassasiée comme de mets gras et succulents, Et, avec des cris de joie sur les lèvres, ma bouche te célébrera. Lorsque je pense à toi sur ma couche, Je médite sur toi pendant les veilles de la nuit. Car tu es mon secours, Et je suis dans l'allégresse à l'ombre de tes ailes. Mon âme est attachée à toi; Ta droite me soutient.



KJV :

My soul shall be satisfied as (with) marrow and fatness; and my mouth shall praise (thee) with joyful lips: When I remember thee upon my bed, (and) meditate on thee in the (night) watches. Because thou hast been my help, therefore in the shadow of thy wings will I rejoice. My soul followeth hard after thee: thy right hand upholdeth me.


MLG:

Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan'ny fanahiko; ary ami n'ny molotra falifaly no hideran'ny vavako Anao. Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin'ny fiambenan'alina. Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin'ny aloky ny elatrao no hihobiako. Mifikitra amiko ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--14/04/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 13/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 13 avril 2016

Hafatra Baiboly mercredi--13/04/2016


Psaumes 119:16-18





FLS :

Je fais mes délices de tes statuts, Je n'oublie point ta parole. Fais du bien à ton serviteur, pour que je vive Et que j'observe ta parole! Ouvre mes yeux, pour que je contemple Les merveilles de ta loi!



KJV :

I will delight myself in thy statutes: I will not forget thy word. GIMEL. Deal bountifully with thy servant, (that) I may live, and keep thy word. Open thou mine eyes, that I may behold wondrous things out of thy law.


MLG:

Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao. [GIMELA] Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao. Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin'ny lalànao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--13/04/201 6:










Reponse du Quiz du mardi 12/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 12 avril 2016

Hafatra Baiboly mardi--12/04/2016


2 Corinthiens 5:14





FLS :

Car l'amour de Christ nous presse, parce que nous estimons que, si un seul est mort pour tous, tous donc sont morts;



KJV :

For the love of Christ constraineth us; because we thus judge, that if one died for all, then were all dead:


MLG:

Fa ny fitiavan'i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray hamonjy ny olona rehetra, ka dia maty koa izy rehetra;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--12/04/2016:










Reponse du Quiz du lundi 11/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 11 avril 2016

Hafatra Baiboly lundi--11/04/2016


Jean 6:37-38





FLS :

Tous ceux que le Père me donne viendront à moi, et je ne mettrai pas dehors celui qui vient à moi; car je suis descendu du ciel pour faire, non ma volonté, mais la volonté de celui qui m'a envoyé.



KJV :

All that the Father giveth me shall come to me; and him that cometh to me I will in no wise cast out. For I came down from heaven, not to do mine own will, but the will of him that sent me.


MLG:

Izay rehetra omen'ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy. Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'izay naniraka Ahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--11/04/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 10/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 10 avril 2016

Hafatra Baiboly dimanche--10/04/2016


Michée 2:10





FLS :

Levez-vous, marchez! car ce n'est point ici un lieu de repos; A cause de la souillure, il y aura des douleurs, des douleurs violentes.



KJV :

Arise ye, and depart; for this (is) not (your) rest: because it is polluted, it shall destroy (you), even with a sore destruction.


MLG:

Mitsangàna, ka mialà (Fa tsy eto no fitsaharana), Satria misy fahalotoana mahatonga fandringanana eto, eny, fandringanana mafy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--10/04/2016:










Reponse du Quiz du samedi 09/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 9 avril 2016

Hafatra Baiboly samedi--09/04/2016


Psaumes 51:1





FLS :

Au chef des chantres. Psaume de David. Lorsque Nathan, le prophète, vint à lui, après que David fut allé vers Bath Schéba. O Dieu! aie pitié de moi dans ta bonté; Selon ta grande miséricorde, efface mes transgressions;



KJV :

Have mercy upon me, O God, according to thy lovingkindness: according unto the multitude of thy tender mercies blot out my transgressions.


MLG:

Au chef de musique. Psaume de David; lorsque Nathan le prophète vint à lui, après qu'il fut entré vers Bath-Shéba. [Fifonan'ny manan-keloka mba hahafahan'ny helony sy hodian'ny fifaliany amin'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida, fony N atana mpaminany nankao aminy rehefa naka an'i Batseba izy. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao; araka ny haben'ny fiantranao vonoy ny fahadisoako.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--09/04/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 08/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 8 avril 2016

Hafatra Baiboly vendredi--08/04/2016


1 Timothée 4:10





FLS :

Nous travaillons, en effet, et nous combattons, parce que nous mettons notre espérance dans le Dieu vivant, qui est le Sauveur de tous les hommes, principalement des croyants.



KJV :

For therefore we both labour and suffer reproach, because we trust in the living God, who is the Saviour of all men, specially of those that believe.


MLG:

Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--08/04/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 07/04/2016





R éponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 7 avril 2016

Hafatra Baiboly jeudi--07/04/2016


Matthieu 12:37





FLS :

Car par tes paroles tu seras justifié, et par tes paroles tu seras condamné.



KJV :

For by thy words thou shalt be justified, and by thy words thou shalt be condemned.


MLG:

Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--07/04/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 06/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 6 avril 2016

Hafatra Baiboly mercredi--06/04/2016


Éphésiens 4:25





FLS :

C'est pourquoi, renoncez au mensonge, et que chacun de vous parle selon la vérité à son prochain; car nous sommes membres les uns des autres.



KJV :

Wherefore putting away lying, speak every man truth with his neighbour: for we are members one of another.


MLG:

Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--06/04/2016:










Reponse du Quiz du mardi 05/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 5 avril 2016

Hafatra Baiboly mardi--05/04/2016


2 Pierre 2:21-22





FLS :

Car mieux valait pour eux n'avoir pas connu la voie de la justice, que de se détourner, après l'avoir connue, du saint commandement qui leur avait été donné. Il leur est arrivé ce que dit un proverbe vrai: Le chien est retourné à ce qu'il avait vomi, et la truie lavée s'est vautrée dans le bourbier.



KJV :

For it had been better for them not to have known the way of righteousness, than, after they have known (it), to turn from the holy commandment delivered unto them. But it is happened unto them according to the true proverb, The dog (is) turned to his own vomit again; and the sow that was washed to her wallowing in the mire.


MLG:

Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny lalan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, re hefa nahalala izany izy. Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: "Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray."







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--05/04/2016:










Reponse du Quiz du lundi 04/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 4 avril 2016

Hafatra Baiboly lundi--04/04/2016


Psaumes 119:97





FLS :

Combien j'aime ta loi! Elle est tout le jour l'objet de ma méditation.



KJV :

MEM. O how love I thy law! it (is) my meditation all the day.


MLG:

[MEMA] Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--04/04/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 03/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 3 avril 2016

Hafatra Baiboly dimanche--03/04/2016


Jérémie 10:23





FLS :

Je le sais, ô Éternel! La voie de l'homme n'est pas en son pouvoir; Ce n'est pas à l'homme, quand il marche, A diriger ses pas.



KJV :

O LORD, I know that the way of man (is) not in himself: (it is) not in man that walketh to direct his steps.


MLG:

Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny olombelona ny lalan-kalehany, na an'ny mpandeha ny hahalavorary ny diany







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--03/04/2016:










Reponse du Quiz du samedi 02/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 2 avril 2016

Hafatra Baiboly samedi--02/04/2016


Apocalypse 22:6





FLS :

Et il me dit: Ces paroles sont certaines et véritables; et le Seigneur, le Dieu des esprits des prophètes, a envoyé son ange pour montrer à ses serviteurs les choses qui doivent arriver bientôt. -



KJV :

And he said unto me, These sayings (are) faithful and true: and the Lord God of the holy prophets sent his angel to shew unto his servants the things which must shortly be done.


MLG:

[Teny farany] Ary hoy izy tamiko: Mahatoky sady marina ireo teny ireo; ary ny Tompo, Andriamanitry ny fanahin'ny mpaminany, naniraka ny anjeliny haneho amin'ny mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga faingana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--02/04/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 01/04/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 1 avril 2016

Hafatra Baiboly vendredi--01/04/2016


Psaumes 118:6





FLS :

L'Éternel est pour moi, je ne crains rien: Que peuvent me faire des hommes?



KJV :

The LORD (is) on my side; I will not fear: what can man do unto me?


MLG:

Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--01/04/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 31/03/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »