Psaumes 90:1-2
FLS :
Prière de Moïse, homme de Dieu. Seigneur! tu as été pour nous un refuge, De génération en génération. Avant que les montagnes fussent nées, Et que tu eussent créé la terre et le monde, D'éternité en éternité tu es Dieu.
KJV :
Lord, thou hast been our dwelling place in all generations. Before the mountains were brought forth, or ever thou hadst formed the earth and the world, even from everlasting to everlasting, thou (art) God.
MLG:
Prière de Moïse, homme de Dieu. [BOKY FAHEFATRA][Ny fiankinan'ny olo-marina amin'Andriamanitra, na dia mandalo faingana aza ny androny sady isehoan'ny fahatezeran'Andriamanitra] Fivavak'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin'ny taranaka rehet ra Hianao. Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao rehetra izao, Dia Andriamanitra Hianao hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay.
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du dimanche--06/03/2016:
Reponse du Quiz du samedi 05/03/2016
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire