Philippiens 2:8-9
FLS :
il s'est humilié lui-même, se rendant obéissant jusqu'à la mort, même jusqu'à la mort de la croix. C'est pourquoi aussi Dieu l'a souverainement élevé, et lui a donné le nom qui est au-dessus de tout nom,
KJV :
And being found in fashion as a man, he humbled himself, and became obedient unto death, even the death of the cross. Wherefore God also hath highly exalted him, and given him a name which is above every name:
MLG:
ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana. Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE
Quiz du jeudi--03/12/2015:
Reponse du Quiz du mercredi 02/12/2015
Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire