jeudi 31 décembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--31/12/2015


Jean 1:29





FLS :

Le lendemain, il vit Jésus venant à lui, et il dit: Voici l'Agneau de Dieu, qui ôte le péché du monde.



KJV :

The next day John seeth Jesus coming unto him, and saith, Behold the Lamb of God, which taketh away the sin of the world.


MLG:

Nony ampitso dia nahita an'i Jesosy avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra, Izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao! [Na: mitondra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--31/12/2015:










Reponse du Quiz du mercredi 30/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 30 décembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--30/12/2015


Psaumes 91:2





FLS :

Je dis à l'Éternel: Mon refuge et ma forteresse, Mon Dieu en qui je me confie!



KJV :

I will say of the LORD, (He is) my refuge and my fortress: my God; in him will I trust.


MLG:

Izaho hilaza an'i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--30/12/2015:










Reponse du Quiz du mardi 29/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 29 décembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--29/12/2015


Psaumes 130:6





FLS :

Mon âme compte sur le Seigneur, Plus que les gardes ne comptent sur le matin, Que les gardes ne comptent sur le matin.



KJV :

My soul (waiteth) for the Lord more than they that watch for the morning: (I say, more than) they that watch for the morning.


MLG:

Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--29/12/2015:










Reponse du Quiz du lundi 28/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 28 décembre 2015

Hafatra Baiboly lundi--28/12/2015


Hébreux 10:10-14





FLS :

C'est en vertu de cette volonté que nous sommes sanctifiés, par l'offrande du corps de Jésus Christ, une fois pour toutes. Et tandis que tout sacrificateur fait chaque jour le service et offre souvent les mêmes sacrifices, qui ne peuvent jamais ôter les péchés, lui, après avoir offert un seul sacrifice pour les péchés, s'est assis pour toujours à la droite de Dieu, attendant désormais que ses ennemis soient devenus son marchepied. Car, par une seule offrande, il a amené à la perfection pour toujours ceux qui sont sanctifiés.



KJV :

By the which will we are sanctified through the offering of the body of Jesus Christ once (for all). And every priest standeth daily ministering and offering oftentimes the same sacrifices, which can never take away sins: But this man, af ter he had offered one sacrifice for sins for ever, sat down on the right hand of God; From henceforth expecting till his enemies be made his footstool. For by one offering he hath perfected for ever them that are sanctified.


MLG:

Amin'izany sitrapo izany no nanamasinana antsika tamin'ny nanaterana ny tenan'i Jesosy Kristy indray mandeha. Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan'andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota; fa Izy kosa, rehefa nanao fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia efa mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra, [ Na: noho ny ota, dia efa mipetraka mandrakizay] ka hatramin'izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony. Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--28/12/2 015:










Reponse du Quiz du dimanche 27/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 27 décembre 2015

Hafatra Baiboly dimanche--27/12/2015


1 Thessaloniciens 1:10





FLS :

et pour attendre des cieux son Fils, qu'il a ressuscité des morts, Jésus, qui nous délivre de la colère à venir.



KJV :

And to wait for his Son from heaven, whom he raised from the dead, (even) Jesus, which delivered us from the wrath to come.


MLG:

ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--27/12/2015:










Reponse du Quiz du samedi 26/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 26 décembre 2015

Hafatra Baiboly samedi--26/12/2015


1 Pierre 1:3





FLS :

Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus Christ, qui, selon sa grande miséricorde, nous a régénérés, pour une espérance vivante, par la résurrection de Jésus Christ d'entre les morts,



KJV :

Blessed (be) the God and Father of our Lord Jesus Christ, which according to his abundant mercy hath begotten us again unto a lively hope by the resurrection of Jesus Christ from the dead,


MLG:

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben'ny famindram-pony ho amin'ny fanantenana velona tamin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--26/12/2015:










Reponse du Quiz du vendredi 25/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 25 décembre 2015

Hafatra Baiboly vendredi--25/12/2015


Esaïe 43:10-12





FLS :

Vous êtes mes témoins, dit l'Éternel, Vous, et mon serviteur que j'ai choisi, Afin que vous le sachiez, Que vous me croyiez et compreniez que c'est moi: Avant moi il n'a point été formé de Dieu, Et après moi il n'y en aura point. C'est moi, moi qui suis l'Éternel, Et hors moi il n'y a point de sauveur. C'est moi qui ai annoncé, sauvé, prédit, Ce n'est point parmi vous un dieu étranger; Vous êtes mes témoins, dit l'Éternel, C'est moi qui suis Dieu.



KJV :

Ye (are) my witnesses, saith the LORD, and my servant whom I have chosen: that ye may know and believe me, and understand that I (am) he: before me there was no God formed, neither shall there be after me. I, (even) I, (am) the LORD; and beside me (there is) no saviour. I have declared, and have saved, and I have shewe d, when (there was) no strange (god) among you: therefore ye (are) my witnesses, saith the LORD, that I (am) God.


MLG:

Hianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiko, Mba hahafantaranareo sy hinoanareo Ahy ka ho azonareo tsara fa Izaho no Izy; Talohako dia tsy nisy andriamanitra voaforona, sady tsy hisy handimby Ahy. Izaho dia Izaho ihany no Jehovah Ary tsy misy Mpamonjy afa-tsy Izaho. Izaho efa nilaza sy namonjy ary nanambara, ary tsy nisy hafa tao aminareo; Dia ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, ary Izaho no Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--25/12/2015:










Reponse du Quiz du jeudi 24/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 24 décembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--24/12/2015


1 Corinthiens 10:14-15





FLS :

C'est pourquoi, mes bien-aimés, fuyez l'idolâtrie. Je parle comme à des hommes intelligents; jugez vous-mêmes de ce que je dis.



KJV :

Wherefore, my dearly beloved, flee from idolatry. I speak as to wise men; judge ye what I say.


MLG:

Koa amin'izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy. Miteny toy ny amin'ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--24/12/2015:










Reponse du Quiz du mercredi 23/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 23 décembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--23/12/2015


Psaumes 92:5





FLS :

{\cf2 (92:6)} Que tes oeuvres sont grandes, ô Éternel! Que tes pensées sont profondes!



KJV :

O LORD, how great are thy works! (and) thy thoughts are very deep.


MLG:

Jehovah ô, akory ny halehiben'ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--23/12/2015:










Reponse du Quiz du mardi 22/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 22 décembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--22/12/2015


Psaumes 103:13-14





FLS :

Comme un père a compassion de ses enfants, L'Éternel a compassion de ceux qui le craignent. Car il sait de quoi nous sommes formés, Il se souvient que nous sommes poussière.



KJV :

Like as a father pitieth (his) children, (so) the LORD pitieth them that fear him. For he knoweth our frame; he remembereth that we (are) dust.


MLG:

Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy; Fa Izy mahalala ny toetsika Ka mahatsiaro fa vovoka isika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--22/12/2015:










Reponse du Quiz du lundi 21/12/2015





Réponse: MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 21 décembre 2015

Hafatra Baiboly lundi--21/12/2015


Luc 23:33-34





FLS :

Lorsqu'ils furent arrivés au lieu appelé Crâne, ils le crucifièrent là, ainsi que les deux malfaiteurs, l'un à droite, l'autre à gauche. Jésus dit: Père, pardonne-leur, car ils ne savent ce qu'ils font. Ils se partagèrent ses vêtements, en tirant au sort.



KJV :

And when they were come to the place, which is called Calvary, there they crucified him, and the malefactors, one on the right hand, and the other on the left. Then said Jesus, Father, forgive them; for they know not what they do. And they parted his raiment, and cast lots.


MLG:

Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an'i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany. Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamel� � ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--21/12/2015:










Reponse du Quiz du dimanche 20/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 20 décembre 2015

Hafatra Baiboly dimanche--20/12/2015


Esaïe 59:14





FLS :

Et la délivrance s'est retirée, Et le salut se tient éloigné; Car la vérité trébuche sur la place publique, Et la droiture ne peut approcher.



KJV :

And judgment is turned away backward, and justice standeth afar off: for truth is fallen in the street, and equity cannot enter.


MLG:

Nahemotra ny rariny, ary mijanon-davitra ny hitsiny; fa tafintohina eny an-kalalahana ny fahamarinana, ary ny hitsim-po tsy mahazo miditra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--20/12/2015:










Reponse du Quiz du samedi 19/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 19 décembre 2015

Hafatra Baiboly samedi--19/12/2015


Luc 15:23-24





FLS :

Amenez le veau gras, et tuez-le. Mangeons et réjouissons-nous; car mon fils que voici était mort, et il est revenu à la vie; il était perdu, et il est retrouvé. Et ils commencèrent à se réjouir.



KJV :

And bring hither the fatted calf, and kill (it); and let us eat, and be merry: For this my son was dead, and is alive again; he was lost, and is found. And they began to be merry.


MLG:

ary ento ny zanak'omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly; fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--19/12/2015:










Re ponse du Quiz du vendredi 18/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 18 décembre 2015

Hafatra Baiboly vendredi--18/12/2015


Jean 20:20





FLS :

Et quand il eut dit cela, il leur montra ses mains et son côté. Les disciples furent dans la joie en voyant le Seigneur.



KJV :

And when he had so said, he shewed unto them (his) hands and his side. Then were the disciples glad, when they saw the Lord.


MLG:

Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--18/12/2015:










Reponse du Quiz du jeudi 17/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 17 décembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--17/12/2015


Daniel 10:19





FLS :

Puis il me dit: Ne crains rien, homme bien-aimé, que la paix soit avec toi! courage, courage! Et comme il me parlait, je repris des forces, et je dis: Que mon seigneur parle, car tu m'as fortifié.



KJV :

And said, O man greatly beloved, fear not: peace (be) unto thee, be strong, yea, be strong. And when he had spoken unto me, I was strengthened, and said, Let my lord speak; for thou hast strengthened me.


MLG:

ka nanao hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--17/12/2015:









Reponse du Quiz du mercredi 16/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 16 décembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--16/12/2015


2 Corinthiens 8:9





FLS :

Car vous connaissez la grâce de notre Seigneur Jésus Christ, qui pour vous s'est fait pauvre, de riche qu'il était, afin que par sa pauvreté vous fussiez enrichis.



KJV :

For ye know the grace of our Lord Jesus Christ, that, though he was rich, yet for your sakes he became poor, that ye through his poverty might be rich.


MLG:

Fa fantatrareo ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--16/12/2015:










Reponse du Quiz du mardi 15/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 15 décembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--15/12/2015


Lamentations 3:22





FLS :

Les bontés de l'Éternel ne sont pas épuisés, Ses compassions ne sont pas à leur terme;



KJV :

(It is of) the LORD'S mercies that we are not consumed, because his compassions fail not.


MLG:

[HETA] Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--15/12/2015:










Reponse du Quiz du lundi 14/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 14 décembre 2015

Hafatra Baiboly lundi--14/12/2015


Esaïe 48:17





FLS :

Ainsi parle l'Éternel, ton rédempteur, le Saint d'Israël: Moi, l'Éternel, ton Dieu, je t'instruis pour ton bien, Je te conduis dans la voie que tu dois suivre.



KJV :

Thus saith the LORD, thy Redeemer, the Holy One of Israel; I (am) the LORD thy God which teacheth thee to profit, which leadeth thee by the way (that) thou shouldest go.


MLG:

Izao no lazain'i Jehovah, Mpanavotra anao, dia ny Iray Masin'ny Isiraely: Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no nampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin'ny lalana tokony halehanao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--14/12/2015:










Reponse du Quiz du dimanche 13/12 /2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 13 décembre 2015

Hafatra Baiboly dimanche--13/12/2015


Jérémie 46:17





FLS :

Là, on s'écrie: Pharaon, roi d'Égypte, Ce n'est qu'un bruit; il a laissé passer le moment.



KJV :

They did cry there, Pharaoh king of Egypt (is but) a noise; he hath passed the time appointed.


MLG:

Nitaraina tany izy hoe: Tabataba foana Farao, mpanjakan'i Egypta, efa nandiso ny fotoana izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--13/12/2015:










Reponse du Quiz du samedi 12/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 12 décembre 2015

Hafatra Baiboly samedi--12/12/2015


1 Thessaloniciens 4:16-17





FLS :

Car le Seigneur lui-même, à un signal donné, à la voix d'un archange, et au son de la trompette de Dieu, descendra du ciel, et les morts en Christ ressusciteront premièrement. Ensuite, nous les vivants, qui seront restés, nous serons tous ensemble enlevés avec eux sur des nuées, à la rencontre du Seigneur dans les airs, et ainsi nous serons toujours avec le Seigneur.



KJV :

For the Lord himself shall descend from heaven with a shout, with the voice of the archangel, and with the trump of God: and the dead in Christ shall rise first: Then we which are alive (and) remain shall be caught up together with them in the clouds, to meet the Lord in the air: and so shall we ever be with the Lord.


MLG:

Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha; ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--12/12/2015:










Reponse du Quiz du vendredi 11/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 11 décembre 2015

Hafatra Baiboly vendredi--11/12/2015


Psaumes 19:7





FLS :

{\cf2 (19:8)} La loi de l'Éternel est parfaite, elle restaure l'âme; Le témoignage de l'Éternel est véritable, il rend sage l'ignorant.



KJV :

The law of the LORD (is) perfect, converting the soul: the testimony of the LORD (is) sure, making wise the simple.


MLG:

Tsy misy tsiny ny lalàn'i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon'i Jehovah, mahahendry ny kely saina.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--11/12/2015:










Reponse du Quiz du jeudi 10/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 10 décembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--10/12/2015


Psaumes 31:14-15





FLS :

{\cf2 (31:15)} Mais en toi je me confie, ô Éternel! Je dis: Tu es mon Dieu! {\cf2 (31:16)} Mes destinées sont dans ta main; Délivre-moi de mes ennemis et de mes persécuteurs!



KJV :

But I trusted in thee, O LORD: I said, Thou (art) my God. My times (are) in thy hand: deliver me from the hand of mine enemies, and from them that persecute me.


MLG:

Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao. Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon'ny tanan'ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--10/12/2015:










Reponse du Quiz du mercredi 09/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 9 décembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--09/12/2015


Psaumes 147:7-9





FLS :

Chantez à l'Éternel avec actions de grâces, Célébrez notre Dieu avec la harpe! Il couvre les cieux de nuages, Il prépare la pluie pour la terre; Il fait germer l'herbe sur les montagnes. Il donne la nourriture au bétail, Aux petits du corbeau quand ils crient,



KJV :

Sing unto the LORD with thanksgiving; sing praise upon the harp unto our God: Who covereth the heaven with clouds, who prepareth rain for the earth, who maketh grass to grow upon the mountains. He giveth to the beast his food, (and) to the young ravens which cry.


MLG:

Mihirà fiderana ho an'i Jehovah; Mankalazà an'Andriamanitsika amin'ny lokanga, Izay manaron-drahona ny lanitra, Izay mamboatra ranonorana ho amin'ny tany, Izay mampaniry ahitra ny tendrombohitra, Manome hanina ho a n'ny biby Izy Sy ho an'ny zana-goaika izay mitaraina.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--09/12/2015:










Reponse du Quiz du mardi 08/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 8 décembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--08/12/2015


Ecclésiaste 12:13-14





FLS :

{\cf2 (12:15)} Écoutons la fin du discours: Crains Dieu et observe ses commandements. C'est là ce que doit faire tout homme. {\cf2 (12:16)} Car Dieu amènera toute oeuvre en jugement, au sujet de tout ce qui est caché, soit bien, soit mal.



KJV :

Let us hear the conclusion of the whole matter: Fear God, and keep his commandments: for this (is) the whole (duty) of man. For God shall bring every work into judgment, with every secret thing, whether (it be) good, or whether (it be) evil.


MLG:

Ary rehefa re izany rehetra izany, dia izao no faran'ny teny: Andriamanitra no atahory, ary ny didiny no tandremo, fa izany no tokony hataon'ny olona rehetra. Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.[Na: mbamin'ny]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--08/12/2015:










Reponse du Quiz du lundi 07/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 7 décembre 2015

Hafatra Baiboly lundi--07/12/2015


Colossiens 1:18





FLS :

Il est la tête du corps de l'Église; il est le commencement, le premier-né d'entre les morts, afin d'être en tout le premier.



KJV :

And he is the head of the body, the church: who is the beginning, the firstborn from the dead; that in all (things) he might have the preeminence.


MLG:

Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy. [ Gr. eklesia]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--07/12/2015:










Reponse du Quiz du dimanche 06/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
< b>FLS:

« »

dimanche 6 décembre 2015

Hafatra Baiboly dimanche--06/12/2015


Luc 11:9





FLS :

Et moi, je vous dis: Demandez, et l'on vous donnera; cherchez, et vous trouverez; frappez, et l'on vous ouvrira.



KJV :

And I say unto you, Ask, and it shall be given you; seek, and ye shall find; knock, and it shall be opened unto you.


MLG:

Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--06/12/2015:










Reponse du Quiz du samedi 05/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 5 décembre 2015

Hafatra Baiboly samedi--05/12/2015


Lamentations 2:19





FLS :

Lève-toi, pousse des gémissements à l'entrée des veilles de la nuit! Répands ton coeur comme de l'eau, en présence du Seigneur! Lève tes mains vers lui pour la vie de tes enfants Qui meurent de faim aux coins de toutes les rues!



KJV :

Arise, cry out in the night: in the beginning of the watches pour out thine heart like water before the face of the Lord: lift up thy hands toward him for the life of thy young children, that faint for hunger in the top of every street.


MLG:

Mitsangàna, miantsoantsoa amin'ny alina hatramin'ny filatsahan'ny fiambenana, Aidino tahaka ny rano eo anatrehan'ny Tompo ny fonao! Asandrato aminy ny tananao hifona ho an'ny ain'ny zanakao madinika, izay anan'ny hanoanana eny an-joron-dalambe rehetra eny.


< br/>



ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--05/12/2015:










Reponse du Quiz du vendredi 04/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 4 décembre 2015

Hafatra Baiboly vendredi--04/12/2015


2 Corinthiens 1:19-20





FLS :

Car le Fils de Dieu, Jésus Christ, qui a été prêché par nous au milieu de vous, par moi, et par Silvain, et par Timothée, n'a pas été oui et non, mais c'est oui qui a été en lui; car, pour ce qui concerne toutes les promesses de Dieu, c'est en lui qu'est le oui; c'est pourquoi encore l'Amen par lui est prononcé par nous à la gloire de Dieu.



KJV :

For the Son of God, Jesus Christ, who was preached among you by us, (even) by me and Silvanus and Timotheus, was not yea and nay, but in him was yea. For all the promises of God in him (are) yea, and in him Amen, unto the glory of God by us.


MLG:

fa ny Zanak'Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia en y ihany. Fa na firy na firy ny teny fikasan'Andriamanitra, dia ao aminy ny eny, ary amin'ny alalany koa ny Amena, ho voninahitr'Andriamanitra amin'ny ataonay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--04/12/2015:










Reponse du Quiz du jeudi 03/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 3 décembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--03/12/2015


Philippiens 2:8-9





FLS :

il s'est humilié lui-même, se rendant obéissant jusqu'à la mort, même jusqu'à la mort de la croix. C'est pourquoi aussi Dieu l'a souverainement élevé, et lui a donné le nom qui est au-dessus de tout nom,



KJV :

And being found in fashion as a man, he humbled himself, and became obedient unto death, even the death of the cross. Wherefore God also hath highly exalted him, and given him a name which is above every name:


MLG:

ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana. Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--03/12/2015:










Reponse du Quiz du mercredi 02/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 2 décembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--02/12/2015


Job 35:10





FLS :

Mais nul ne dit: Où est Dieu, mon créateur, Qui inspire des chants d'allégresse pendant la nuit,



KJV :

But none saith, Where (is) God my maker, who giveth songs in the night;


MLG:

Nefa tsy misy manao hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, Izay mahatonga fiderana amin'ny alina,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--02/12/2015:










Reponse du Quiz du mardi 01/12/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 1 décembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--01/12/2015


Éphésiens 2:8





FLS :

Car c'est par la grâce que vous êtes sauvés, par le moyen de la foi. Et cela ne vient pas de vous, c'est le don de Dieu.



KJV :

For by grace are ye saved through faith; and that not of yourselves: (it is) the gift of God:


MLG:

Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--01/12/2015:










Reponse du Quiz du lundi 30/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 30 novembre 2015

Hafatra Baiboly lundi--30/11/2015


Éphésiens 1:7





FLS :

En lui nous avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la richesse de sa grâce,



KJV :

In whom we have redemption through his blood, the forgiveness of sins, according to the riches of his grace;


MLG:

Izy no ananantsika fanavotana amin'ny ràny, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren'ny fahasoavany,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--30/11/2015:










Reponse du Quiz du dimanche 29/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 29 novembre 2015

Hafatra Baiboly dimanche--29/11/2015


Psaumes 40:1





FLS :

Au chef des chantres. De David. Psaume. {\cf2 (40:2)} J'avais mis en l'Éternel mon espérance; Et il s'est incliné vers moi, il a écouté mes cris.



KJV :

I waited patiently for the LORD; and he inclined unto me, and heard my cry.


MLG:

Au chef de musique. De David. Psaume. [Fisaorana noho ny famonjena efa azo sy fanolorana ny tena hankatò ny tenin'Andriamanitra, ary fangatahana ho amin'ny andro sisa] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Niandry dia niandry an'i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--29/11/2015:










Reponse du Quiz du samedi 28/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 28 novembre 2015

Hafatra Baiboly samedi--28/11/2015


Amos 4:12





FLS :

C'est pourquoi je te traiterai de la même manière, Israël; Et puisque je te traiterai de la même manière, Prépare-toi à la rencontre de ton Dieu, O Israël!



KJV :

Therefore thus will I do unto thee, O Israel: (and) because I will do this unto thee, prepare to meet thy God, O Israel.


MLG:

Koa izao no hataoko aminao, sy Isiraely, satria hanao izany aminao Aho, dia miomàna hihaona amin'Andriamanitrao, ry Isiraely ô.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--28/11/2015:










Reponse du Quiz du vendredi 27/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 27 novembre 2015

Hafatra Baiboly vendredi--27/11/2015


Matthieu 8:34





FLS :

Alors toute la ville sortit à la rencontre de Jésus; et, dès qu'ils le virent, ils le supplièrent de quitter leur territoire.



KJV :

And, behold, the whole city came out to meet Jesus: and when they saw him, they besought (him) that he would depart out of their coasts.


MLG:

Ary, indreo, nivoaka ny tao an-tanàna rehetra mba hitsena an'i Jesosy; ka nony nahita Azy izy, dia nifona taminy mba hiala amin'ny fari-taniny.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--27/11/2015:










Reponse du Quiz du jeudi 26/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 26 novembre 2015

Hafatra Baiboly jeudi--26/11/2015


Apocalypse 21:6





FLS :

Et il me dit: C'est fait! Je suis l'alpha et l'oméga, le commencement et la fin. A celui qui a soif je donnerai de la source de l'eau de la vie, gratuitement.



KJV :

And he said unto me, It is done. I am Alpha and Omega, the beginning and the end. I will give unto him that is athirst of the fountain of the water of life freely.


MLG:

Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--26/11/2015:










Reponse du Quiz du mercredi 25/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 25 novembre 2015

Hafatra Baiboly mercredi--25/11/2015


Hébreux 10:17





FLS :

Et je ne me souviendrai plus de leurs péchés ni de leurs iniquités.



KJV :

And their sins and iniquities will I remember no more.


MLG:

dia hoy koa Izy: "Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony" (Jer. 31.33, 34).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--25/11/2015:










Reponse du Quiz du mardi 24/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 24 novembre 2015

Hafatra Baiboly mardi--24/11/2015


Matthieu 22:37





FLS :

Jésus lui répondit: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, et de toute ta pensée.



KJV :

Jesus said unto him, Thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy mind.


MLG:

Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--24/11/2015:










Reponse du Quiz du lundi 23/11/2015





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 23 novembre 2015

Eglise baptiste du centre lille

Voici le site de l'église baptiste de Lille.
Vous pouvez y retrouver les messages du dimanche, les événements divers des groupes de jeunes, des groupes de femmes art des groupes d'hommes.
J'espère que vous soyez encouragé par la parole et les partagés sur le site.

« Ô Dieu ! Tu m’as instruit dès ma jeunesse, et jusqu’à présent,  j’annonce tes merveilles. «  (Psaume 71:17)
Les étudiants et jeunes adultes se réunissent un samedi de 18h à 20h 30 tous les quinzes jours pour un moment de :
  • Prière,
  • Etude de la parole de Dieu,
  • Collation,
  • Partages,
  • Projets….
Les jeunes sont très actifs pour de nombreux projets missionnaires & sorties d’évangélisation, ainsi que pour d’autres moments de détente et partage (par exemple, des sorties entre jeunes).
Cliquez ici pour voir les activités des jeunes de l’église et pour rejoindre le groupe de jeunes.