mercredi 14 novembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--14/11/2018


Matthieu 9:36





FLS :

Voyant la foule, il fut ému de compassion pour elle, parce qu'elle était languissante et abattue, comme des brebis qui n'ont point de berger.



KJV :

But when he saw the multitudes, he was moved with compassion on them, because they fainted, and were scattered abroad, as sheep having no shepherd.


MLG:

Ary nony nahita ny vahoaka Jesosy, dia nahonena Azy ny fijeriny ireo, satria nampahantraina ireo ka nafoy toy ny ondry tsy misy mpiandry.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--14/11/2018:










Reponse du Quiz du mardi 13/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 13 novembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--13/11/2018


Proverbes 1:8





FLS :

Écoute, mon fils, l'instruction de ton père, Et ne rejette pas l'enseignement de ta mère;



KJV :

My son, hear the instruction of thy father, and forsake not the law of thy mother:


MLG:

Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--13/11/2018:










Reponse du Quiz du lundi 12/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 12 novembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--12/11/2018


Jean 21:22





FLS :

Jésus lui dit: Si je veux qu'il demeure jusqu'à ce que je vienne, que t'importe? Toi, suis-moi.



KJV :

Jesus saith unto him, If I will that he tarry till I come, what (is that) to thee? follow thou me.


MLG:

Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--12/11/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 11/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 11 novembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--11/11/2018


2 Timothée 4:3-4





FLS :

Car il viendra un temps où les hommes ne supporteront pas la saine doctrine; mais, ayant la démangeaison d'entendre des choses agréables, ils se donneront une foule de docteurs selon leurs propres désires, détourneront l'oreille de la vérité, et se tourneront vers les fables.



KJV :

For the time will come when they will not endure sound doctrine; but after their own lusts shall they heap to themselves teachers, having itching ears; And they shall turn away (their) ears from the truth, and shall be turned unto fables.


MLG:

Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; [ Gr. salama] ary hampiala ny sofiny amin'ny teny marina tokoa izy ka hivily ho amin'ny anganongano.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--11/11/2018:










Reponse du Quiz du samedi 10/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 10 novembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--10/11/2018


Ecclésiaste 2:22





FLS :

Que revient-il, en effet, à l'homme de tout son travail et de la préoccupation de son coeur, objet de ses fatigues sous le soleil?



KJV :

For what hath man of all his labour, and of the vexation of his heart, wherein he hath laboured under the sun?


MLG:

Fa inona no azon'ny olona amin'ny fisasarany rehetra sy amin'ny fikatsahan'ny fony, izay nisasarany tat? ambanin'ny masoandro?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--10/11/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 09/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 9 novembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--09/11/2018


1 Thessaloniciens 4:10-11





FLS :

et c'est aussi ce que vous faites envers tous les frères dans la Macédoine entière. Mais nous vous exhortons, frères, à abonder toujours plus dans cet amour, et à mettre votre honneur à vivre tranquilles, à vous occuper de vos propres affaires, et à travailler de vos mains, comme nous vous l'avons recommandé,



KJV :

And indeed ye do it toward all the brethren which are in all Macedonia: but we beseech you, brethren, that ye increase more and more; And that ye study to be quiet, and to do your own business, and to work with your own hands, as we commanded you;


MLG:

Fa manao izany ihany ianareo amin'ny rahalahy rehetra eran'i Makedonia; nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa, ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin'ny tananareo araka ny nandidianay anareo,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--09/11/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 08/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 8 novembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--08/11/2018


1 Jean 4:19





FLS :

Pour nous, nous l'aimons, parce qu'il nous a aimés le premier.



KJV :

We love him, because he first loved us.


MLG:

Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--08/11/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 07/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 7 novembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--07/11/2018


2 Corinthiens 3:18





FLS :

Nous tous qui, le visage découvert, contemplons comme dans un miroir la gloire du Seigneur, nous sommes transformés en la même image, de gloire en gloire, comme par le Seigneur, l'Esprit.



KJV :

But we all, with open face beholding as in a glass the glory of the Lord, are changed into the same image from glory to glory, (even) as by the Spirit of the Lord.


MLG:

Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy.[Na: Dia tahaka ny fitaratra tarafin'ny voninahitry ny Tompo]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE< br/>
Quiz du mercredi--07/11/2018:










Reponse du Quiz du mardi 06/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 6 novembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--06/11/2018


Esaïe 42:17





FLS :

Ils reculeront, ils seront confus, Ceux qui se confient aux idoles taillées, Ceux qui disent aux idoles de fonte: Vous êtes nos dieux!



KJV :

They shall be turned back, they shall be greatly ashamed, that trust in graven images, that say to the molten images, Ye (are) our gods.


MLG:

Hihemotra sady ho menatra tokoa izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, dia izay manao amin'ny sarin-javatra an-idina hoe: Hianareo no andriamanitray.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--06/11/2018:










Reponse du Quiz du lundi 05/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 5 novembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--05/11/2018


Jérémie 22:21





FLS :

Je t'ai parlé dans le temps de ta prospérité; Tu disais: Je n'écouterai pas. C'est ainsi que tu as agi dès ta jeunesse; Tu n'as pas écouté ma voix.



KJV :

I spake unto thee in thy prosperity; (but) thou saidst, I will not hear. This (hath been) thy manner from thy youth, that thou obeyedst not my voice.


MLG:

Efa niteny taminao Aho, fony ianao mbola nipetraka tsy nanana ahiahy; Nefa hoy ianao: Izaho tsy hihaino. Fanaonao hatry ny fony ianao mbola tanora ny tsy mihaino ny teniko.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--05/11/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 04/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 4 novembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--04/11/2018


Esaïe 45:5-7





FLS :

Je suis l'Éternel, et il n'y en a point d'autre, Hors moi il n'y a point de Dieu; Je t'ai ceint, avant que tu me connusses. C'est afin que l'on sache, du soleil levant au soleil couchant, Que hors moi il n'y a point de Dieu: Je suis l'Éternel, et il n'y en a point d'autre. Je forme la lumière, et je crée les ténèbres, Je donne la prospérité, et je crée l'adversité; Moi, l'Éternel, je fais toutes ces choses.



KJV :

I (am) the LORD, and (there is) none else, (there is) no God beside me: I girded thee, though thou hast not known me: That they may know from the rising of the sun, and from the west, that (there is) none beside me. I (am) the LORD, and (there is) none else. I form the light, and create darkness: I make peace, and create evil: I the LORD do all these (things).


MLG:

Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa: Tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho; Izaho efa nampisikina anao, kanefa tsy nahafantatra Ahy ianao, Mba hahafantarana hatrany amin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatrany amin'ny filentehany fa tsy misy afa-tsy Izaho: Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa, Dia Izaho Izay mamorona ny mazava sy mahary ny maizina, manao ny fiadanana sy mahary ny loza; Izaho Jehovah no manao izany rehetra izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--04/11/2018:










Reponse du Quiz du samedi 03/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 3 novembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--03/11/2018


Épître aux Galates 5:26





FLS :

Ne cherchons pas une vaine gloire, en nous provoquant les uns les autres, en nous portant envie les uns aux autres.



KJV :

Let us not be desirous of vain glory, provoking one another, envying one another.


MLG:

Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--03/11/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 02/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 2 novembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--02/11/2018


Actes des Apôtres 26:18





FLS :

afin que tu leur ouvres les yeux, pour qu'ils passent des ténèbres à la lumière et de la puissance de Satan à Dieu, pour qu'ils reçoivent, par la foi en moi, le pardon des péchés et l'héritage avec les sanctifiés.



KJV :

To open their eyes, (and) to turn (them) from darkness to light, and (from) the power of Satan unto God, that they may receive forgiveness of sins, and inheritance among them which are sanctified by faith that is in me.


MLG:

hampahiratra ny masony hialany amin'ny maizina ho amin'ny mazava, ary amin'ny fahefan'i Satana ho amin'Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin'izay nohamasinina noho ny finoana Ahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Q uiz du vendredi--02/11/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 01/11/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 1 novembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--01/11/2018


Jean 15:9





FLS :

Comme le Père m'a aimé, je vous ai aussi aimés. Demeurez dans mon amour.



KJV :

As the Father hath loved me, so have I loved you: continue ye in my love.


MLG:

Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin'ny fitiavako ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--01/11/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 31/10/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »