dimanche 30 septembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--30/09/2018


1 Jean 3:8





FLS :

Celui qui pèche est du diable, car le diable pèche dès le commencement. Le Fils de Dieu a paru afin de détruire les oeuvres du diable.



KJV :

He that committeth sin is of the devil; for the devil sinneth from the beginning. For this purpose the Son of God was manifested, that he might destroy the works of the devil.


MLG:

Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--30/09/2018:










Reponse du Quiz du samedi 29/09/2018





Répon se:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 29 septembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--29/09/2018


Deutéronome 4:9





FLS :

Seulement, prends garde à toi et veille attentivement sur ton âme, tous les jours de ta vie, de peur que tu n'oublies les choses que tes yeux ont vues, et qu'elles ne sortent de ton coeur; enseigne-les à tes enfants et aux enfants de tes enfants.



KJV :

Only take heed to thyself, and keep thy soul diligently, lest thou forget the things which thine eyes have seen, and lest they depart from thy heart all the days of thy life: but teach them thy sons, and thy sons' sons;


MLG:

Kanefa kosa mitandrema ianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitan'ny masonao, ary andrao miala amin'ny fonao izany, amin'ny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--29/09/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 28/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 28 septembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--28/09/2018


1 Chroniques 22:2





FLS :

David fit rassembler les étrangers qui étaient dans le pays d'Israël, et il chargea des tailleurs de pierres de préparer des pierres de taille pour la construction de la maison de Dieu.



KJV :

And David commanded to gather together the strangers that (were) in the land of Israel; and he set masons to hew wrought stones to build the house of God.


MLG:

[Ny namorian'i Davida ny zavatra ho enti-manao ny tempoly, sy ny hafatra nataony ny amin'ny hanaovana azy] Ary nasain'i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin'ny tanin'ny Isiraely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--28/09/2018:


< br/>






Reponse du Quiz du jeudi 27/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 27 septembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--27/09/2018


Esaïe 55:2





FLS :

Pourquoi pesez-vous de l'argent pour ce qui ne nourrit pas? Pourquoi travaillez-vous pour ce qui ne rassasie pas? Écoutez-moi donc, et vous mangerez ce qui est bon, Et votre âme se délectera de mets succulents.



KJV :

Wherefore do ye spend money for (that which is) not bread? and your labour for (that which) satisfieth not? hearken diligently unto me, and eat ye (that which is) good, and let your soul delight itself in fatness.


MLG:

Nahoana ianareo no mandany vola amin'izay tsy hanina, ary ny vokatry ny fisasaranareo amin'izay tsy mahavoky? Mihainoa dia mihainoa Ahy, ka hano izay tsara, dia aoka hiravoravo amin'ny matavy ny fanahinareo.[Na: mandanja]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du je udi--27/09/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 26/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 26 septembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--26/09/2018


1 Jean 3:2





FLS :

Bien-aimés, nous sommes maintenant enfants de Dieu, et ce que nous serons n'a pas encore été manifesté; mais nous savons que, lorsque cela sera manifesté, nous serons semblables à lui, parce que nous le verrons tel qu'il est.



KJV :

Beloved, now are we the sons of God, and it doth not yet appear what we shall be: but we know that, when he shall appear, we shall be like him; for we shall see him as he is.


MLG:

Ry malala, ankehitriny aza dia zanak'Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, fa ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--26/09/2018:










Reponse du Quiz du mardi 25/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 25 septembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--25/09/2018


Proverbes 18:13





FLS :

Celui qui répond avant d'avoir écouté Fait un acte de folie et s'attire la confusion.



KJV :

He that answereth a matter before he heareth (it), it (is) folly and shame unto him.


MLG:

Izay mamaly teny mbola tsy re, Dia hadalana sy henatra ho azy izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--25/09/2018:










Reponse du Quiz du lundi 24/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 24 septembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--24/09/2018


1 Corinthiens 15:37-38





FLS :

Et ce que tu sèmes, ce n'est pas le corps qui naîtra; c'est un simple grain, de blé peut-être, ou de quelque autre semence; puis Dieu lui donne un corps comme il lui plaît, et à chaque semence il donne un corps qui lui est propre.



KJV :

And that which thou sowest, thou sowest not that body that shall be, but bare grain, it may chance of wheat, or of some other (grain): But God giveth it a body as it hath pleased him, and to every seed his own body.


MLG:

ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa; [ vary tritrika] fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitraky ny fony, ary ny voany rehetra dia samy omeny ny tenany avy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--24/09/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 23/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 23 septembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--23/09/2018


Exode 20:12





FLS :

Honore ton père et ta mère, afin que tes jours se prolongent dans le pays que l'Éternel, ton Dieu, te donne.



KJV :

Honour thy father and thy mother: that thy days may be long upon the land which the LORD thy God giveth thee.


MLG:

Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--23/09/2018:










Reponse du Quiz du samedi 22/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 22 septembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--22/09/2018


Apocalypse 22:7-20





FLS :

Et voici, je viens bientôt. -Heureux celui qui garde les paroles de la prophétie de ce livre! C'est moi Jean, qui ai entendu et vu ces choses. Et quand j'eus entendu et vu, je tombai aux pieds de l'ange qui me les montrait, pour l'adorer. Mais il me dit: Garde-toi de le faire! Je suis ton compagnon de service, et celui de tes frères les prophètes, et de ceux qui gardent les paroles de ce livre. Adore Dieu. Et il me dit: Ne scelle point les paroles de la prophétie de ce livre. Car le temps est proche. Que celui qui est injuste soit encore injuste, que celui qui est souillé se souille encore; et que le juste pratique encore la justice, et que celui qui est saint se sanctifie encore. Voici, je viens bientôt, et ma rétribution est avec moi, pour rendre à chacun selon ce qu'est son oeuvre. Je suis l'alpha et l'om éga, le premier et le dernier, le commencement et la fin. Heureux ceux qui lavent leurs robes, afin d'avoir droit à l'arbre de vie, et d'entrer par les portes dans la ville! Dehors les chiens, les enchanteurs, les impudiques, les meurtriers, les idolâtres, et quiconque aime et pratique le mensonge! Moi, Jésus, j'ai envoyé mon ange pour vous attester ces choses dans les Églises. Je suis le rejeton et la postérité de David, l'étoile brillante du matin. Et l'Esprit et l'épouse disent: Viens. Et que celui qui entend dise: Viens. Et que celui qui a soif vienne; que celui qui veut, prenne de l'eau de la vie, gratuitement. Je le déclare à quiconque entend les paroles de la prophétie de ce livre: Si quelqu'un y ajoute quelque chose, Dieu le frappera des fléaux décrits dans ce livre; et si quelqu'un retranche quelque chose des paroles du livre de cette prophétie, Dieu retranchera sa part de l'arbre de la vie et de la ville sainte, décrits dans ce livre. Celui qui atteste ces choses dit: Oui, je viens bientôt. Amen! Viens, Seigneur Jésus!



KJV :

Behold, I come quickly: blessed (is) he that keepeth the sayings of the prophecy of this book. And I John saw these things, and heard (them). And when I had heard and seen, I fell down to worship before the feet of the angel which shewed me these things. Then saith he unto me, See (thou do it) not: for I am thy fellowservant, and of thy brethren the prophets, and of them which keep the sayings of this book: worship God. And he saith unto me, Seal not the sayings of the prophecy of this book: for the time is at hand. He that is unjust, let him be unjust still: and he which is filthy, let him be filthy still: and he that is righteous, let him be righteous still: and he that is holy, let him be holy still. And, behold, I come quickly; and my reward (is) with me, to give every man according as his work shall be. I am Alpha and Omega, the beginning and the end, the first and th e last. Blessed (are) they that do his commandments, that they may have right to the tree of life, and may enter in through the gates into the city. For without (are) dogs, and sorcerers, and whoremongers, and murderers, and idolaters, and whosoever loveth and maketh a lie. I Jesus have sent mine angel to testify unto you these things in the churches. I am the root and the offspring of David, (and) the bright and morning star. And the Spirit and the bride say, Come. And let him that heareth say, Come. And let him that is athirst come. And whosoever will, let him take the water of life freely. For I testify unto every man that heareth the words of the prophecy of this book, If any man shall add unto these things, God shall add unto him the plagues that are written in this book: And if any man shall take away from the words of the book of this prophecy, God shall take away his part out of the book of life, and out of the holy city, and (from) the things which are written in this book. He which testifieth these things saith, Surely I come quickly. Amen. Even so, come, Lord Jesus.


MLG:

Ary, Indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity. Ary izaho Jaona no nahare sy nahita ireo zavatra ireo. Ary rehefa nahare sy nahita aho, dia niankohoka hivavaka teo anoloan'ny tongotr'ilay anjely naneho ahy ireo zavatra ireo. Dia hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; Andriamanitra ihany no ivavaho. Ary hoy izy tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity, fa antomotra ny andro. Izay manao ny tsy marina aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy; ary izay maloto, aoka mbola hihaloto ihany izy; ary izay marina kosa, aoka mbola hanao ny marina ihany izy, ary izay masina, aoka mbola hihamasina ihany izy. Indro avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliak o ny olona rehetra araka ny asany. Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana. Sambatra izay manasa ny akanjony, mba hananany fahefana amin'ny hazon'aina sy hidirany amin'ny vavahady ho ao an-tanàna. Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga. Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an'ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak'i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro. Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina. Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--22/09/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 21/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 21 septembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--21/09/2018


Hébreux 12:5-7





FLS :

Et vous avez oubliez l'exhortation qui vous est adressée comme à des fils: Mon fils, ne méprise pas le châtiment du Seigneur, Et ne perds pas courage lorsqu'il te reprend; Car le Seigneur châtie celui qu'il aime, Et il frappe de la verge tous ceux qu'il reconnaît pour ses fils. Supportez le châtiment: c'est comme des fils que Dieu vous traite; car quel est le fils qu'un père ne châtie pas?



KJV :

And ye have forgotten the exhortation which speaketh unto you as unto children, My son, despise not thou the chastening of the Lord, nor faint when thou art rebuked of him: For whom the Lord loveth he chasteneth, and scourgeth every son whom he receiveth. If ye endure chastening, God dealeth with you as with sons; for what son is he whom the father chasteneth not?


MLG:

Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin'ny zanaka hoe: "Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao; Fa izay tian'i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny" (Oha. 3.11,12). Famaizana no anton'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--21/09/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 20/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 20 septembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--20/09/2018


2 Corinthiens 2:14





FLS :

Grâces soient rendues à Dieu, qui nous fait toujours triompher en Christ, et qui répand par nous en tout lieu l'odeur de sa connaissance!



KJV :

Now thanks (be) unto God, which always causeth us to triumph in Christ, and maketh manifest the savour of his knowledge by us in every place.


MLG:

Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--20/09/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 19/09/2018





Répo nse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 19 septembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--19/09/2018


Matthieu 10:28





FLS :

Ne craignez pas ceux qui tuent le corps et qui ne peuvent tuer l'âme; craignez plutôt celui qui peut faire périr l'âme et le corps dans la géhenne.



KJV :

And fear not them which kill the body, but are not able to kill the soul: but rather fear him which is able to destroy both soul and body in hell.


MLG:

Ary aza matahotra izay mamono ny tena, nefa tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy sy ny tena ao amin'ny helo.[Gr. gehena]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--19/09/2018:










Reponse du Quiz du mardi 18/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 18 septembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--18/09/2018


Actes des Apôtres 4:26





FLS :

Les rois de la terre se sont soulevés, Et les princes se sont ligués Contre le Seigneur et contre son Oint.



KJV :

The kings of the earth stood up, and the rulers were gathered together against the Lord, and against his Christ.


MLG:

Ireo mpanjakan'ny tany nitsangana, Ary ny mpanapaka niangona Hanohitra an'i Jehovah sy ny Mesiany (Sal. 2. 1, 2).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--18/09/2018:










Reponse du Quiz du lundi 17/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 17 septembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--17/09/2018


Esaïe 45:12





FLS :

C'est moi qui ai fait la terre, Et qui sur elle ai créé l'homme; C'est moi, ce sont mes mains qui ont déployé les cieux, Et c'est moi qui ai disposé toute leur armée.



KJV :

I have made the earth, and created man upon it: I, (even) my hands, have stretched out the heavens, and all their host have I commanded.


MLG:

Izaho no nanao ny tany sy nahary ny olona eo amboniny; ny tanako ihany no namelatra ny lanitra sy nandahatra ny eny aminy rehetra. [Heb. nandidy]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--17/09/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 16/09/2018





Réponse:
M LG:
« »
FLS:
« »

dimanche 16 septembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--16/09/2018


Romains 3:23-24





FLS :

Car tous ont péché et sont privés de la gloire de Dieu; et ils sont gratuitement justifiés par sa grâce, par le moyen de la rédemption qui est en Jésus Christ.



KJV :

For all have sinned, and come short of the glory of God; Being justified freely by his grace through the redemption that is in Christ Jesus:


MLG:

fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--16/09/2018:










Reponse du Quiz du samedi 15/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 15 septembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--15/09/2018


Marc 12:6





FLS :

Il avait encore un fils bien-aimé; il l'envoya vers eux le dernier, en disant: Ils auront du respect pour mon fils.



KJV :

Having yet therefore one son, his wellbeloved, he sent him also last unto them, saying, They will reverence my son.


MLG:

Ary mbola nanana anankiray izy, dia ny zananilahy malalany, ka nony farany dia naniraka azy hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--15/09/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 14/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 14 septembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--14/09/2018


Michée 2:7





FLS :

Oses-tu parler ainsi, maison de Jacob? L'Éternel est-il prompt à s'irriter? Est-ce là sa manière d'agir? Mes paroles ne sont-elles pas favorables A celui qui marche avec droiture?



KJV :

O (thou that art) named the house of Jacob, is the spirit of the LORD straitened? (are) these his doings? do not my words do good to him that walketh uprightly?


MLG:

He! izany teny izany! Ry taranak'i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin'i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? [Na: he!ianao izay atao hoe taranak'i]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--14/09/2018:










Reponse du Qui z du jeudi 13/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 13 septembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--13/09/2018


Luc 8:11-15





FLS :

Voici ce que signifie cette parabole: La semence, c'est la parole de Dieu. Ceux qui sont le long du chemin, ce sont ceux qui entendent; puis le diable vient, et enlève de leur coeur la parole, de peur qu'ils ne croient et soient sauvés. Ceux qui sont sur le roc, ce sont ceux qui, lorsqu'ils entendent la parole, la reçoivent avec joie; mais ils n'ont point de racine, ils croient pour un temps, et ils succombent au moment de la tentation. Ce qui est tombé parmi les épines, ce sont ceux qui, ayant entendu la parole, s'en vont, et la laissent étouffer par les soucis, les richesses et les plaisirs de la vie, et ils ne portent point de fruit qui vienne à maturité. Ce qui est tombé dans la bonne terre, ce sont ceux qui, ayant entendu la parole avec un coeur honnête et bon, la retiennent, et portent du fruit avec persév� �rance.



KJV :

Now the parable is this: The seed is the word of God. Those by the way side are they that hear; then cometh the devil, and taketh away the word out of their hearts, lest they should believe and be saved. They on the rock (are they), which, when they hear, receive the word with joy; and these have no root, which for a while believe, and in time of temptation fall away. And that which fell among thorns are they, which, when they have heard, go forth, and are choked with cares and riches and pleasures of (this) life, and bring no fruit to perfection. But that on the good ground are they, which in an honest and good heart, having heard the word, keep (it), and bring forth fruit with patience.


MLG:

Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny amb onin'ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin'ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, fa mino vetivety ihany, koa amin'izay andro isehoan'ny fakam-panahy dia mihemotra izy. Ireo teny amin'ny tsilo dia izay mandre, fa nony mandeha izy, dia voagejan'ny fiahiahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan'izao fiainana izao ka tsy mahavanom-boa. Fa ireo teny amin'ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny amin'ny fo sady marina no tsara, dia mitana azy ka mamoa amin'ny faharetana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--13/09/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 12/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 12 septembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--12/09/2018


Psaumes 33:8-9





FLS :

Que toute la terre craigne l'Éternel! Que tous les habitants du monde tremblent devant lui! Car il dit, et la chose arrive; Il ordonne, et elle existe.



KJV :

Let all the earth fear the LORD: let all the inhabitants of the world stand in awe of him. For he spake, and it was (done); he commanded, and it stood fast.


MLG:

Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao. Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--12/09/2018:










Reponse du Quiz du mardi 11/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 11 septembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--11/09/2018


Matthieu 11:28-29





FLS :

Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos. Prenez mon joug sur vous et recevez mes instructions, car je suis doux et humble de coeur; et vous trouverez du repos pour vos âmes.



KJV :

Come unto me, all (ye) that labour and are heavy laden, and I will give you rest. Take my yoke upon you, and learn of me; for I am meek and lowly in heart: and ye shall find rest unto your souls.


MLG:

Mankanesa at? amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE< /u>

Quiz du mardi--11/09/2018:










Reponse du Quiz du lundi 10/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 10 septembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--10/09/2018


Matthieu 14:31





FLS :

Aussitôt Jésus étendit la main, le saisit, et lui dit: Homme de peu de foi, pourquoi as-tu douté?



KJV :

And immediately Jesus stretched forth (his) hand, and caught him, and said unto him, O thou of little faith, wherefore didst thou doubt?


MLG:

Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana ianao?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--10/09/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 09/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 9 septembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--09/09/2018


Actes des Apôtres 22:16





FLS :

Et maintenant, que tardes-tu? Lève-toi, sois baptisé, et lavé de tes péchés, en invoquant le nom du Seigneur.



KJV :

And now why tarriest thou? arise, and be baptized, and wash away thy sins, calling on the name of the Lord.


MLG:

Ary ankehitriny inona no mampijanona anao? Mitsangàna, miantsoa ny anarany, ary aoka hatao batisa ianao ka hosasana ho afaka amin'ny fahotanao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--09/09/2018:










Reponse du Quiz du samedi 08/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 8 septembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--08/09/2018


Marc 1:11





FLS :

Et une voix fit entendre des cieux ces paroles: Tu es mon Fils bien-aimé, en toi j'ai mis toute mon affection.



KJV :

And there came a voice from heaven, (saying), Thou art my beloved Son, in whom I am well pleased.


MLG:

Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--08/09/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 07/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 7 septembre 2018

Hafatra Baiboly vendredi--07/09/2018


Deutéronome 30:15





FLS :

Vois, je mets aujourd'hui devant toi la vie et le bien, la mort et le mal.



KJV :

See, I have set before thee this day life and good, and death and evil;


MLG:

Indro efa nataoko teo anoloanao androany ny fiainana sy ny soa ary ny fahafatesana sy ny loza,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--07/09/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 06/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 6 septembre 2018

Hafatra Baiboly jeudi--06/09/2018


Psaumes 139:2-3





FLS :

Tu sais quand je m'assieds et quand je me lève, Tu pénètres de loin ma pensée; Tu sais quand je marche et quand je me couche, Et tu pénètres toutes mes voies.



KJV :

Thou knowest my downsitting and mine uprising, thou understandest my thought afar off. Thou compassest my path and my lying down, and art acquainted (with) all my ways.


MLG:

Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny. Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--06/09/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 05/09 /2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 5 septembre 2018

Hafatra Baiboly mercredi--05/09/2018


Psaumes 2:12





FLS :

Baisez le fils, de peur qu'il ne s'irrite, Et que vous ne périssiez dans votre voie, Car sa colère est prompte à s'enflammer. Heureux tous ceux qui se confient en lui!



KJV :

Kiss the Son, lest he be angry, and ye perish (from) the way, when his wrath is kindled but a little. Blessed (are) all they that put their trust in him.


MLG:

Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--05/09/2018:










Reponse du Quiz du mardi 04/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 4 septembre 2018

Hafatra Baiboly mardi--04/09/2018


Jean 3:15-16





FLS :

afin que quiconque croit en lui ait la vie éternelle. Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle.



KJV :

That whosoever believeth in him should not perish, but have eternal life. For God so loved the world, that he gave his only begotten Son, that whosoever believeth in him should not perish, but have everlasting life.


MLG:

mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy. Fa toy izao no nitiavan' Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--04/09/2018:










Reponse du Quiz du lundi 03/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 3 septembre 2018

Hafatra Baiboly lundi--03/09/2018


Marc 14:3





FLS :

Comme Jésus était à Béthanie, dans la maison de Simon le lépreux, une femme entra, pendant qu'il se trouvait à table. Elle tenait un vase d'albâtre, qui renfermait un parfum de nard pur de grand prix; et, ayant rompu le vase, elle répandit le parfum sur la tête de Jésus.



KJV :

And being in Bethany in the house of Simon the leper, as he sat at meat, there came a woman having an alabaster box of ointment of spikenard very precious; and she brake the box, and poured (it) on his head.


MLG:

Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon'i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin'ny lohan'i Jesosy ny menaka.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--03/09/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 02/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 2 septembre 2018

Hafatra Baiboly dimanche--02/09/2018


Genèse 19:17





FLS :

Après les avoir fait sortir, l'un d'eux dit: Sauve-toi, pour ta vie; ne regarde pas derrière toi, et ne t'arrête pas dans toute la plaine; sauve-toi vers la montagne, de peur que tu ne périsses.



KJV :

And it came to pass, when they had brought them forth abroad, that he said, Escape for thy life; look not behind thee, neither stay thou in all the plain; escape to the mountain, lest thou be consumed.


MLG:

Ary rehefa nitondra azy nivoaka tany ivelany izy, dia hoy ny anankiray: Mandosira hamonjy ny ainao; aza miherika ianao, na mijanona eny amin'ny tany lemaka rehetra; mandosira any an-tendrombohitra, fandrao haringana ianao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--02/09/2018:










Reponse du Quiz du samedi 01/09/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 1 septembre 2018

Hafatra Baiboly samedi--01/09/2018


Actes des Apôtres 26:28-29





FLS :

Et Agrippa dit à Paul: Tu vas bientôt me persuader de devenir chrétien! Paul répondit: Que ce soit bientôt ou que ce soit tard, plaise à Dieu que non seulement toi, mais encore tous ceux qui m'écoutent aujourd'hui, vous deveniez tels que je suis, à l'exception de ces liens!



KJV :

Then Agrippa said unto Paul, Almost thou persuadest me to be a Christian. And Paul said, I would to God, that not only thou, but also all that hear me this day, were both almost, and altogether such as I am, except these bonds.


MLG:

Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana. Ary hoy Paoly: Mangataka amin'Andriamanitra aho, fa na amin'ny mora, na amin'ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin'ireto gadra ireto ihany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--01/09/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 31/08/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »