samedi 31 mars 2018

Hafatra Baiboly samedi--31/03/2018


Luc 10:39-40





FLS :

Elle avait une soeur, nommée Marie, qui, s'étant assise aux pieds du Seigneur, écoutait sa parole. Marthe, occupée à divers soins domestiques, survint et dit: Seigneur, cela ne te fait-il rien que ma soeur me laisse seule pour servir? Dis-lui donc de m'aider.



KJV :

And she had a sister called Mary, which also sat at Jesus' feet, and heard his word. But Martha was cumbered about much serving, and came to him, and said, Lord, dost thou not care that my sister hath left me to serve alone? bid her therefore that she help me.


MLG:

Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan'ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny. Fa Marta sahirana tamin'ny fanompoana be; dia avy izy ka nanao hoe: Tompoko, moa tsy mampaninona Anao va ny amelan'ny rahavaviko ahy hanompo irery? koa mba asaovy manampy ahy izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--31/03/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 30/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 30 mars 2018

Hafatra Baiboly vendredi--30/03/2018


Romains 9:5





FLS :

et les promesses, et les patriarches, et de qui est issu, selon la chair, le Christ, qui est au-dessus de toutes choses, Dieu béni éternellement. Amen!



KJV :

Whose (are) the fathers, and of whom as concerning the flesh Christ (came), who is over all, God blessed for ever. Amen.


MLG:

azy koa ny razana, sady avy taminy araka ny nofo Kristy, Izay ambonin'izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay. Amena. [ Na: Avy taminy araky ny nofo Kristy. Isaorana mandrakizay anie Andriamanitra, Izay ambonin'izy rehetra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--30/03/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 29/03/2018
< br/>



Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 29 mars 2018

Hafatra Baiboly jeudi--29/03/2018


Luc 1:37





FLS :

Car rien n'est impossible à Dieu.



KJV :

For with God nothing shall be impossible.


MLG:

Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--29/03/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 28/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 28 mars 2018

Hafatra Baiboly mercredi--28/03/2018


Romains 3:10-12





FLS :

selon qu'il est écrit: Il n'y a point de juste, Pas même un seul; Nul n'est intelligent, Nul ne cherche Dieu; Tous sont égarés, tous sont pervertis; Il n'en est aucun qui fasse le bien, Pas même un seul;



KJV :

As it is written, There is none righteous, no, not one: There is none that understandeth, there is none that seeketh after God. They are all gone out of the way, they are together become unprofitable; there is none that doeth good, no, not one.


MLG:

araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza; Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra. Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza (Sal. 14. 1-3).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--28/03/2018:










Reponse du Quiz du mardi 27/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 27 mars 2018

Hafatra Baiboly mardi--27/03/2018


Genèse 16:8





FLS :

Il dit: Agar, servante de Saraï, d'où viens-tu, et où vas-tu? Elle répondit: Je fuis loin de Saraï, ma maîtresse.



KJV :

And he said, Hagar, Sarai's maid, whence camest thou? and whither wilt thou go? And she said, I flee from the face of my mistress Sarai.


MLG:

Ary hoy Izy: Ry Hagara, andevovavin'i Saray, avy taiza ianao? Ary hankaiza? Ary hoy izy; Mandositra ny tavan'i Saray tompovaviko aho.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--27/03/2018:










Reponse du Quiz du lundi 26/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 26 mars 2018

Hafatra Baiboly lundi--26/03/2018


Matthieu 11:28





FLS :

Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos.



KJV :

Come unto me, all (ye) that labour and are heavy laden, and I will give you rest.


MLG:

Mankanesa at? amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--26/03/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 25/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 25 mars 2018

Hafatra Baiboly dimanche--25/03/2018


Esaïe 5:20





FLS :

Malheur à ceux qui appellent le mal bien, et le bien mal, Qui changent les ténèbres en lumière, et la lumière en ténèbres, Qui changent l'amertume en douceur, et la douceur en amertume!



KJV :

Woe unto them that call evil good, and good evil; that put darkness for light, and light for darkness; that put bitter for sweet, and sweet for bitter!


MLG:

Lozan'izay milaza ny ratsy ho tsara ary na tsara ho ratsy! Izay manao ny maizina ho mavaza ary ny mazava ho maizina! Izay manao ny mangidy ho mamy ary ny mamy ho mangidy!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--25/03/2018:










Reponse du Quiz du samedi 24/03/2018< /u>





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 24 mars 2018

Hafatra Baiboly samedi--24/03/2018


1 Thessaloniciens 5:9





FLS :

Car Dieu ne nous a pas destinés à la colère, mais à l'acquisition du salut par notre Seigneur Jésus Christ,



KJV :

For God hath not appointed us to wrath, but to obtain salvation by our Lord Jesus Christ,


MLG:

Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin'ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--24/03/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 23/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 23 mars 2018

Hafatra Baiboly vendredi--23/03/2018


2 Timothée 2:15





FLS :

Efforce-toi de te présenter devant Dieu comme un homme éprouvé, un ouvrier qui n'a point à rougir, qui dispense droitement la parole de la vérité.



KJV :

Study to shew thyself approved unto God, a workman that needeth not to be ashamed, rightly dividing the word of truth.


MLG:

Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana. [ Na: mamoaka tsara; na: mizotra mahitsy amin']







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--23/03/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 22/03/2018





Réponse: MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 22 mars 2018

Hafatra Baiboly jeudi--22/03/2018


Jean 10:35





FLS :

Si elle a appelé dieux ceux à qui la parole de Dieu a été adressée, et si l'Écriture ne peut être anéantie,



KJV :

If he called them gods, unto whom the word of God came, and the scripture cannot be broken;


MLG:

Raha ireny izay nanaovana izany tenin'Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra (ary ny Soratra Masina tsy azo foanana),







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--22/03/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 21/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 21 mars 2018

Hafatra Baiboly mercredi--21/03/2018


Romains 8:32





FLS :

Lui, qui n'a point épargné son propre Fils, mais qui l'a livré pour nous tous, comment ne nous donnera-t-il pas aussi toutes choses avec lui?



KJV :

He that spared not his own Son, but delivered him up for us all, how shall he not with him also freely give us all things?


MLG:

Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--21/03/2018:










Reponse du Quiz du mardi 20/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 20 mars 2018

Hafatra Baiboly mardi--20/03/2018


2 Timothée 3:4-5





FLS :

traîtres, emportés, enflés d'orgueil, aimant le plaisir plus que Dieu, ayant l'apparence de la piété, mais reniant ce qui en fait la force. Éloigne-toi de ces hommes-là.



KJV :

Traitors, heady, highminded, lovers of pleasures more than lovers of God; Having a form of godliness, but denying the power thereof: from such turn away.


MLG:

mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra, manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--20/03/2018:










Reponse du Quiz du lundi 19/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 19 mars 2018

Hafatra Baiboly lundi--19/03/2018


Deutéronome 27:9-10





FLS :

Moïse et les sacrificateurs, les Lévites, parlèrent à tout Israël, et dirent: Israël, sois attentif et écoute! Aujourd'hui, tu es devenu le peuple de l'Éternel, ton Dieu. Tu obéiras à la voix de l'Éternel, ton Dieu, et tu mettras en pratique ses commandements et ses lois que je le prescris aujourd'hui.



KJV :

And Moses and the priests the Levites spake unto all Israel, saying, Take heed, and hearken, O Israel; this day thou art become the people of the LORD thy God. Thou shalt therefore obey the voice of the LORD thy God, and do his commandments and his statutes, which I command thee this day.


MLG:

Dia niteny tamin'ny Isiraely rehetra Mosesy sy ireo Levita mpisorona ka nanao hoe: Mangìna, ka mihainoa, ry Isiraely ô: androany no efa t onga firenen'i Jehovah Andriamanitrao ianao. Koa henoy ny feon'i Jehovah Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalàny, izay andidiako anao anio.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--19/03/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 18/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 18 mars 2018

Hafatra Baiboly dimanche--18/03/2018


Proverbes 8:35





FLS :

Car celui qui me trouve a trouvé la vie, Et il obtient la faveur de l'Éternel.



KJV :

For whoso findeth me findeth life, and shall obtain favour of the LORD.


MLG:

Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin'i Jehovah;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--18/03/2018:










Reponse du Quiz du samedi 17/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 17 mars 2018

Hafatra Baiboly samedi--17/03/2018


Romains 3:12





FLS :

Il n'en est aucun qui fasse le bien, Pas même un seul;



KJV :

They are all gone out of the way, they are together become unprofitable; there is none that doeth good, no, not one.


MLG:

Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza (Sal. 14. 1-3).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--17/03/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 16/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 16 mars 2018

Hafatra Baiboly vendredi--16/03/2018


1 Samuel 18:1





FLS :

David avait achevé de parler à Saül. Et dès lors l'âme de Jonathan fut attachée à l'âme de David, et Jonathan l'aima comme son âme.



KJV :

And it came to pass, when he had made an end of speaking unto Saul, that the soul of Jonathan was knit with the soul of David, and Jonathan loved him as his own soul.


MLG:

Ary rehefa nitsahatra niteny tamin'i Saoly izy, dia raiki-pitia tamin'i Davida ny fanahin'i Jonatana, ka tia azy hoatra ny tenany mihitsy izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--16/03/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 15/03/2018





Réponse:
MLG:< /b>
« »
FLS:
« »

jeudi 15 mars 2018

Hafatra Baiboly jeudi--15/03/2018


Romains 10:11-11





FLS :

Quiconque croit en lui ne sera point confus.



KJV :

For the scripture saith, Whosoever believeth on him shall not be ashamed.


MLG:

Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy (Isa. 28. 16).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--15/03/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 14/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 14 mars 2018

Hafatra Baiboly mercredi--14/03/2018


Matthieu 11:29





FLS :

Prenez mon joug sur vous et recevez mes instructions, car je suis doux et humble de coeur; et vous trouverez du repos pour vos âmes.



KJV :

Take my yoke upon you, and learn of me; for I am meek and lowly in heart: and ye shall find rest unto your souls.


MLG:

Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--14/03/2018:










Reponse du Quiz du mardi 13/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 13 mars 2018

Hafatra Baiboly mardi--13/03/2018


Hébreux 10:35





FLS :

N'abandonnez donc pas votre assurance, à laquelle est attachée une grande rémunération.



KJV :

Cast not away therefore your confidence, which hath great recompence of reward.


MLG:

Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--13/03/2018:










Reponse du Quiz du lundi 12/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 12 mars 2018

Hafatra Baiboly lundi--12/03/2018


Matthieu 19:4-6





FLS :

Il répondit: N'avez-vous pas lu que le créateur, au commencement, fit l'homme et la femme et qu'il dit: C'est pourquoi l'homme quittera son père et sa mère, et s'attachera à sa femme, et les deux deviendront une seule chair? Ainsi ils ne sont plus deux, mais ils sont une seule chair. Que l'homme donc ne sépare pas ce que Dieu a joint.



KJV :

And he answered and said unto them, Have ye not read, that he which made (them) at the beginning made them male and female, And said, For this cause shall a man leave father and mother, and shall cleave to his wife: and they twain shall be one flesh? Wherefore they are no more twain, but one flesh. What therefore God hath joined together, let not man put asunder.


MLG:

Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola n ovakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen. 1. 27), ka dia nanao hoe: Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa. (Gen. 2. 24)? ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin'izany, izay nampiraisin'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--12/03/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 11/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 11 mars 2018

Hafatra Baiboly dimanche--11/03/2018


Matthieu 27:41-43





FLS :

Les principaux sacrificateurs, avec les scribes et les anciens, se moquaient aussi de lui, et disaient: Il a sauvé les autres, et il ne peut se sauver lui-même! S'il est roi d'Israël, qu'il descende de la croix, et nous croirons en lui. Il s'est confié en Dieu; que Dieu le délivre maintenant, s'il l'aime. Car il a dit: Je suis Fils de Dieu.



KJV :

Likewise also the chief priests mocking (him), with the scribes and elders, said, He saved others; himself he cannot save. If he be the King of Israel, let him now come down from the cross, and we will believe him. He trusted in God; let him deliver him now, if he will have him: for he said, I am the Son of God.


MLG:

Ary dia naneso toy izany koa ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sy ny lo holona ka nanao hoe: Ny sasany novonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan'ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin'ny hazo fijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay; natoky an'Andriamanitra Izy, aoka Izy hamonjy Azy ankehitriny, raha ankasitrahany Izy (Sal. 22. 8), satria hoy Izy: Zanak'Andriamanitra Aho.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--11/03/2018:










Reponse du Quiz du samedi 10/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 10 mars 2018

Hafatra Baiboly samedi--10/03/2018


Proverbes 3:19





FLS :

C'est par la sagesse que l'Éternel a fondé la terre, C'est par l'intelligence qu'il a affermi les cieux;



KJV :

The LORD by wisdom hath founded the earth; by understanding hath he established the heavens.


MLG:

Fahendrena no nanorenan'i Jehovah ny tany, Ary fahalalana no nampitoerany ny lanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--10/03/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 09/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 9 mars 2018

Hafatra Baiboly vendredi--09/03/2018


Ezéchiel 33:11





FLS :

Dis-leur: je suis vivant! dit le Seigneur, l'Éternel, ce que je désire, ce n'est pas que le méchant meure, c'est qu'il change de conduite et qu'il vive. Revenez, revenez de votre mauvaise voie; et pourquoi mourriez-vous, maison d'Israël?



KJV :

Say unto them, (As) I live, saith the Lord GOD, I have no pleasure in the death of the wicked; but that the wicked turn from his way and live: turn ye, turn ye from your evil ways; for why will ye die, O house of Israel?


MLG:

Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?


< br/>



ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--09/03/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 08/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 8 mars 2018

Hafatra Baiboly jeudi--08/03/2018


Lamentations 3:8





FLS :

J'ai beau crier et implorer du secours, Il ne laisse pas accès à ma prière.



KJV :

Also when I cry and shout, he shutteth out my prayer.


MLG:

Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--08/03/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 07/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 7 mars 2018

Hafatra Baiboly mercredi--07/03/2018


1 Pierre 5:10





FLS :

Le Dieu de toute grâce, qui vous a appelés en Jésus Christ à sa gloire éternelle, après que vous aurez souffert un peu de temps, vous perfectionnera lui-même, vous affermira, vous fortifiera, vous rendra inébranlables.



KJV :

But the God of all grace, who hath called us unto his eternal glory by Christ Jesus, after that ye have suffered a while, make you perfect, stablish, strengthen, settle (you).


MLG:

Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin'ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--07/03/2 018:










Reponse du Quiz du mardi 06/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 5 mars 2018

Hafatra Baiboly lundi--05/03/2018


Matthieu 14:29-31





FLS :

Et il dit: Viens! Pierre sortit de la barque, et marcha sur les eaux, pour aller vers Jésus. Mais, voyant que le vent était fort, il eut peur; et, comme il commençait à enfoncer, il s'écria: Seigneur, sauve-moi! Aussitôt Jésus étendit la main, le saisit, et lui dit: Homme de peu de foi, pourquoi as-tu douté?



KJV :

And he said, Come. And when Peter was come down out of the ship, he walked on the water, to go to Jesus. But when he saw the wind boisterous, he was afraid; and beginning to sink, he cried, saying, Lord, save me. And immediately Jesus stretched forth (his) hand, and caught him, and said unto him, O thou of little faith, wherefore didst thou doubt?


MLG:

Ary hoy Izy: Manatona. Dia nidina niala tamin'ny sambokely Petera ka nandeha tambonin'ny rano hanatona an'i Jesosy. Fa raha nahita ny rivotra izy, dia natahotra, ary raha vao nilentika izy, dia niantso hoe: Tompo ô, vonjeo aho![ Na: (rivotra mahery)] Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana ianao?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--05/03/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 04/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 4 mars 2018

Hafatra Baiboly dimanche--04/03/2018


1 Corinthiens 15:33





FLS :

Ne vous y trompez pas: les mauvaises compagnies corrompent les bonnes moeurs.



KJV :

Be not deceived: evil communications corrupt good manners.


MLG:

Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin'ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--04/03/2018:










Reponse du Quiz du samedi 03/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 3 mars 2018

Hafatra Baiboly samedi--03/03/2018


Jean 13:7





FLS :

Jésus lui répondit: Ce que je fais, tu ne le comprends pas maintenant, mais tu le comprendras bientôt.



KJV :

Jesus answered and said unto him, What I do thou knowest not now; but thou shalt know hereafter.


MLG:

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--03/03/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 02/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 2 mars 2018

Hafatra Baiboly vendredi--02/03/2018


Zacharie 10:2





FLS :

Car les théraphim ont des paroles de néant, Les devins prophétisent des faussetés, Les songes mentent et consolent par la vanité. C'est pourquoi ils sont errants comme un troupeau, Ils sont malheureux parce qu'il n'y a point de pasteur.



KJV :

For the idols have spoken vanity, and the diviners have seen a lie, and have told false dreams; they comfort in vain: therefore they went their way as a flock, they were troubled, because (there was) no shepherd.


MLG:

Fa ny sampy niteny zava-poana, Ary ny mpanao fankatovana nahita lainga Ka nilaza nofy lainga, Foana ny nampiononany; Koa izany no naniavany toy ny ondry Ory izy, satria tsy misy mpiandry. [heb. terafima]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--02/03/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 01/03/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 1 mars 2018

Hafatra Baiboly jeudi--01/03/2018


2 Pierre 3:8-9





FLS :

Mais il est une chose, bien-aimés, que vous ne devez pas ignorer, c'est que, devant le Seigneur, un jour est comme mille ans, et mille ans sont comme un jour. Le Seigneur ne tarde pas dans l'accomplissement de la promesse, comme quelques-uns le croient; mais il use de patience envers vous, ne voulant pas qu'aucun périsse, mais voulant que tous arrivent à la repentance.



KJV :

But, beloved, be not ignorant of this one thing, that one day (is) with the Lord as a thousand years, and a thousand years as one day. The Lord is not slack concerning his promise, as some men count slackness; but is longsuffering to us-ward, not willing that any should perish, but that all should come to repentance.


MLG:

Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--01/03/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 28/02/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »