dimanche 28 janvier 2018

Hafatra Baiboly dimanche--28/01/2018


Luc 9:22





FLS :

Il ajouta qu'il fallait que le Fils de l'homme souffrît beaucoup, qu'il fût rejeté par les anciens, par les principaux sacrificateurs et par les scribes, qu'il fût mis à mort, et qu'il ressuscitât le troisième jour.



KJV :

Saying, The Son of man must suffer many things, and be rejected of the elders and chief priests and scribes, and be slain, and be raised the third day.


MLG:

ka nanao hoe: Ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sady hovonoiny; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--28/01/2018:










Reponse du Quiz du samedi 27/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 27 janvier 2018

Hafatra Baiboly samedi--27/01/2018


Esaïe 66:13





FLS :

Comme un homme que sa mère console, Ainsi je vous consolerai; Vous serez consolés dans Jérusalem.



KJV :

As one whom his mother comforteth, so will I comfort you; and ye shall be comforted in Jerusalem.


MLG:

Tahaka ny olona ampiononin-dreniny No hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--27/01/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 26/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 26 janvier 2018

Hafatra Baiboly vendredi--26/01/2018


1 Pierre 4:13





FLS :

Réjouissez-vous, au contraire, de la part que vous avez aux souffrances de Christ, afin que vous soyez aussi dans la joie et dans l'allégresse lorsque sa gloire apparaîtra.



KJV :

But rejoice, inasmuch as ye are partakers of Christ's sufferings; that, when his glory shall be revealed, ye may be glad also with exceeding joy.


MLG:

fa araka ny iombonanareo fijaliana amin'i Kristy, dia mifalia, mba hiravoravoanareo indrindra amin'ny fisehoan'ny voninahiny koa.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--26/01/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 25/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 25 janvier 2018

Hafatra Baiboly jeudi--25/01/2018


Matthieu 16:26





FLS :

Et que servirait-il à un homme de gagner tout le monde, s'il perdait son âme? ou, que donnerait un homme en échange de son âme?



KJV :

For what is a man profited, if he shall gain the whole world, and lose his own soul? or what shall a man give in exchange for his soul?


MLG:

Fa inona moa no soa ho azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--25/01/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 24/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »
< /font>

mercredi 24 janvier 2018

Hafatra Baiboly mercredi--24/01/2018


Jean 6:32





FLS :

Jésus leur dit: En vérité, en vérité, je vous le dis, Moïse ne vous a pas donné le pain du ciel, mais mon Père vous donne le vrai pain du ciel;



KJV :

Then Jesus said unto them, Verily, verily, I say unto you, Moses gave you not that bread from heaven; but my Father giveth you the true bread from heaven.


MLG:

Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra; fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--24/01/2018:










Reponse du Quiz du mardi 23/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 22 janvier 2018

Hafatra Baiboly lundi--22/01/2018


Ecclésiaste 1:10





FLS :

S'il est une chose dont on dise: Vois ceci, c'est nouveau! cette chose existait déjà dans les siècles qui nous ont précédés.



KJV :

Is there (any) thing whereof it may be said, See, this (is) new? it hath been already of old time, which was before us.


MLG:

Raha misy zavatra azo lazaina hoe: He! ity no vaovao, dia ilay efa teo ela tany amin'ny andro talohantsika ihany izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--22/01/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 21/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 20 janvier 2018

Hafatra Baiboly samedi--20/01/2018


Romains 10:8





FLS :

Que dit-elle donc? La parole est près de toi, dans ta bouche et dans ton coeur. Or, c'est la parole de la foi, que nous prêchons.



KJV :

But what saith it? The word is nigh thee, (even) in thy mouth, and in thy heart: that is, the word of faith, which we preach;


MLG:

Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--20/01/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 19/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 19 janvier 2018

Hafatra Baiboly vendredi--19/01/2018


Apocalypse 19:10





FLS :

Et je tombai à ses pieds pour l'adorer; mais il me dit: Garde-toi de le faire! Je suis ton compagnon de service, et celui de tes frères qui ont le témoignage de Jésus. Adore Dieu. -Car le témoignage de Jésus est l'esprit de la prophétie.



KJV :

And I fell at his feet to worship him. And he said unto me, See (thou do it) not: I am thy fellowservant, and of thy brethren that have the testimony of Jesus: worship God: for the testimony of Jesus is the spirit of prophecy.


MLG:

Dia niankohoka teo amin'ny tongony aho mba hivavaka aminy. Ary hoy izy tamiko: Tandremo. aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ireo rahalahinao izay mitana ny filazana an'i Jesosy; Andriamanitra ihany no ivavaho; fa ny filazana an'i Jesosy no fanahin'ny fam inaniana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--19/01/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 18/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 17 janvier 2018

Hafatra Baiboly mercredi--17/01/2018


1 Corinthiens 15:40-43





FLS :

Il y a aussi des corps célestes et des corps terrestres; mais autre est l'éclat des corps célestes, autre celui des corps terrestres. Autre est l'éclat du soleil, autre l'éclat de la lune, et autre l'éclat des étoiles; même une étoile diffère en éclat d'une autre étoile. Ainsi en est-il de la résurrection des morts. Le corps est semé corruptible; il ressuscite incorruptible; il est semé méprisable, il ressuscite glorieux; il est semé infirme, il ressuscite plein de force;



KJV :

(There are) also celestial bodies, and bodies terrestrial: but the glory of the celestial (is) one, and the (glory) of the terrestrial (is) another. (There is) one glory of the sun, and another glory of the moon, and another glory of the stars: for (one) star differeth from (another) star in glory. So also (is) the resurrection of the dead. It is sown in corruption; it is raised in incorruption: It is sown in dishonour; it is raised in glory: it is sown in weakness; it is raised in power:


MLG:

Ary misy tenan'ny any an-danitra, ary misy tenan'ny et? an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an'ny et? an-tany. Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray. Dia toy izany koa ny fitsanganan'ny maty: Afafy amin'ny fahalòvana izy, atsangana amin'ny tsi-fahalòvana; afafy amin'ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin'ny voninahitra; afafy amin'ny fahalemena izy, atsangana amin'ny hery;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--17/01/2018:










R eponse du Quiz du mardi 16/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 16 janvier 2018

Hafatra Baiboly mardi--16/01/2018


Colossiens 4:12-13





FLS :

Épaphras, qui est des vôtres, vous salue: serviteur de Jésus Christ, il ne cesse de combattre pour vous dans ses prières, afin que, parfaits et pleinement persuadés, vous persistiez dans une entière soumission à la volonté de Dieu. Car je lui rends le témoignage qu'il a une grande sollicitude pour vous, pour ceux de Laodicée et pour ceux d'Hiérapolis.



KJV :

Epaphras, who is (one) of you, a servant of Christ, saluteth you, always labouring fervently for you in prayers, that ye may stand perfect and complete in all the will of God. For I bear him record, that he hath a great zeal for you, and them (that are) in Laodicea, and them in Hierapolis.


MLG:

Manao veloma anareo Epafra, ilay anankiray avy aminareo sady mpanompon'i Kristy Jesosy ary mikely aina mandrakariva amin'ny fangatahana ho anareo, mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin'izay rehetra mety ho sitrapon'Andriamanitra. [ Na: ho tanteraka] Fa vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an'ny any Laodikia ary ho an'ny any Hierapolia izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--16/01/2018:










Reponse du Quiz du lundi 15/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 15 janvier 2018

Hafatra Baiboly lundi--15/01/2018


Psaumes 132:15





FLS :

Je bénirai sa nourriture, Je rassasierai de pain ses indigents;



KJV :

I will abundantly bless her provision: I will satisfy her poor with bread.


MLG:

Hotahiko tokoa ny fihinana ao; Hovokisako hanina ny malahelo ao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--15/01/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 14/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 14 janvier 2018

Hafatra Baiboly dimanche--14/01/2018


Amos 2:6





FLS :

Ainsi parle l'Éternel: A cause des trois crimes d'Israël, Même de quatre, je ne révoque pas mon arrêt, Parce qu'ils ont vendu le juste pour de l'argent, Et le pauvre pour une paire de souliers.



KJV :

Thus saith the LORD; For three transgressions of Israel, and for four, I will not turn away (the punishment) thereof; because they sold the righteous for silver, and the poor for a pair of shoes;


MLG:

Izao no lazain'i Jehovah: Noho ny fahotana telon'Isiraely, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria namidiny volafotsy ny olona marina sy kapa iray lomisy ny malahelo, [Heb. tsy hahemotro]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--14/01/2018:










Reponse du Quiz du samedi 13/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 13 janvier 2018

Hafatra Baiboly samedi--13/01/2018


Épître aux Galates 1:3-4





FLS :

que la grâce et la paix vous soient données de la part de Dieu le Père et de notre Seigneur Jésus Christ, qui s'est donné lui-même pour nos péchés, afin de nous arracher du présent siècle mauvais, selon la volonté de notre Dieu et Père,



KJV :

Grace (be) to you and peace from God the Father, and (from) our Lord Jesus Christ, Who gave himself for our sins, that he might deliver us from this present evil world, according to the will of God and our Father:


MLG:

ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin'izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon'Andriamanitra Raintsika; [ Na: izao andro ra tsy izao]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--13/01/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 12/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 12 janvier 2018

Hafatra Baiboly vendredi--12/01/2018


Lamentations 3:31-33





FLS :

Car le Seigneur Ne rejette pas à toujours. Mais, lorsqu'il afflige, Il a compassion selon sa grande miséricorde; Car ce n'est pas volontiers qu'il humilie Et qu'il afflige les enfants des hommes.



KJV :

For the Lord will not cast off for ever: But though he cause grief, yet will he have compassion according to the multitude of his mercies. For he doth not afflict willingly nor grieve the children of men.


MLG:

[KAFA] Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo; Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben'ny famindram-pony. Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak'olombelona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--12/01/2018:



< br/>





Reponse du Quiz du jeudi 11/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 11 janvier 2018

Hafatra Baiboly jeudi--11/01/2018


Psaumes 139:3





FLS :

Tu sais quand je marche et quand je me couche, Et tu pénètres toutes mes voies.



KJV :

Thou compassest my path and my lying down, and art acquainted (with) all my ways.


MLG:

Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--11/01/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 10/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 10 janvier 2018

Hafatra Baiboly mercredi--10/01/2018


Luc 2:36-38





FLS :

Il y avait aussi une prophétesse, Anne, fille de Phanuel, de la tribu d'Aser. Elle était fort avancée en âge, et elle avait vécu sept ans avec son mari depuis sa virginité. Restée veuve, et âgée de quatre vingt-quatre ans, elle ne quittait pas le temple, et elle servait Dieu nuit et jour dans le jeûne et dans la prière. Étant survenue, elle aussi, à cette même heure, elle louait Dieu, et elle parlait de Jésus à tous ceux qui attendaient la délivrance de Jérusalem.



KJV :

And there was one Anna, a prophetess, the daughter of Phanuel, of the tribe of Aser: she was of a great age, and had lived with an husband seven years from her virginity; And she (was) a widow of about fourscore and four years, which departed not from the temple, but served (God) with fastings and pray ers night and day. And she coming in that instant gave thanks likewise unto the Lord, and spake of him to all them that looked for redemption in Jerusalem.


MLG:

Ary nisy mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanakavavin'i Fanoela, avy tamin'ny firenen'i Asera; efa anti-panahy tokoa izy ary efa nitoetra tamin'ny vadiny fito taona taorian'ny naha-virijina azy, ary efa mpitondratena tokony ho efatra amby valo-polo taona; ary tsy niala teo an-kianjan'ny tempoly izy, fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy ny fivavahana andro aman'alina. Ary nony niditra tamin'izany ora izany izy, dia nisaotra an'Andriamanitra ka nilaza Azy tamin'izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--10/01/2018:










Reponse du Quiz du mardi 09/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 9 janvier 2018

Hafatra Baiboly mardi--09/01/2018


Esaïe 56:12





FLS :

Venez, je vais chercher du vin, Et nous boirons des liqueurs fortes! Nous en ferons autant demain, Et beaucoup plus encore! -



KJV :

Come ye, (say they), I will fetch wine, and we will fill ourselves with strong drink; and to morrow shall be as this day, (and) much more abundant.


MLG:

Avia, ianareo, hoy ireny fa haka divay aho, ary aoka hiboboka toaka isika; ary rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany, eny, hanoatra lavitra aza







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--09/01/2018:










Reponse du Quiz du lundi 08/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
� � »

lundi 8 janvier 2018

Hafatra Baiboly lundi--08/01/2018


Jean 10:14





FLS :

Je connais mes brebis, et elles me connaissent,



KJV :

I am the good shepherd, and know my (sheep), and am known of mine.


MLG:

Izaho no Mpiandry Tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany Aho,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--08/01/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 07/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 7 janvier 2018

Hafatra Baiboly dimanche--07/01/2018


Hébreux 1:13





FLS :

Et auquel des anges a-t-il jamais dit: Assieds-toi à ma droite, jusqu'à ce que je fasse de tes ennemis ton marchepied?



KJV :

But to which of the angels said he at any time, Sit on my right hand, until I make thine enemies thy footstool?


MLG:

Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Mipetraha eo an-tanako ankavanana, Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao"? (Sal. 110. 1.)







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--07/01/2018:










Reponse du Quiz du samedi 06/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 6 janvier 2018

Hafatra Baiboly samedi--06/01/2018


Psaumes 32:1





FLS :

De David. Cantique. Heureux celui à qui la transgression est remise, A qui le péché est pardonné!



KJV :

<(A Psalm) of David, Maschil.> Blessed (is he whose) transgression (is) forgiven, (whose) sin (is) covered.


MLG:

De David. Instruction. [Ny amin'ny famelan-keloka] Nataon'i Davida. Maskila. Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--06/01/2018:










Reponse du Quiz du vendredi 05/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 5 janvier 2018

Hafatra Baiboly vendredi--05/01/2018


1 Corinthiens 1:20-21





FLS :

Où est le sage? où est le scribe? où est le disputeur de ce siècle? Dieu n'a-t-il pas convaincu de folie la sagesse du monde? Car puisque le monde, avec sa sagesse, n'a point connu Dieu dans la sagesse de Dieu, il a plu à Dieu de sauver les croyants par la folie de la prédication.



KJV :

Where (is) the wise? where (is) the scribe? where (is) the disputer of this world? hath not God made foolish the wisdom of this world? For after that in the wisdom of God the world by wisdom knew not God, it pleased God by the foolishness of preaching to save them that believe.


MLG:

Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satri a, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino; [ Na: Fa noho ny fahendren'Andriamanitra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--05/01/2018:










Reponse du Quiz du jeudi 04/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 4 janvier 2018

Hafatra Baiboly jeudi--04/01/2018


Zacharie 12:10





FLS :

Alors je répandrai sur la maison de David et sur les habitants de Jérusalem Un esprit de grâce et de supplication, Et ils tourneront les regards vers moi, celui qu'ils ont percé. Ils pleureront sur lui comme on pleure sur un fils unique, Ils pleureront amèrement sur lui comme on pleure sur un premier-né.



KJV :

And I will pour upon the house of David, and upon the inhabitants of Jerusalem, the spirit of grace and of supplications: and they shall look upon me whom they have pierced, and they shall mourn for him, as one mourneth for (his) only (son), and shall be in bitterness for him, as one that is in bitterness for (his) firstborn.


MLG:

Ary haidiko amin'ny taranak'i Davida sy amin'ny mponina any Jerosalema ny fanahin'ny fahasoavana sy ny fifonan a, ka hijery Ahy Izay nolefoniny izy, ary hisaona Azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana izy sady halahelo Azy toy ny fahalahelovan'ny olona ny lahimatoany.[na: ka hijery ilay]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--04/01/2018:










Reponse du Quiz du mercredi 03/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 3 janvier 2018

Hafatra Baiboly mercredi--03/01/2018


Psaumes 119:107





FLS :

Je suis bien humilié: Éternel, rends-moi la vie selon ta parole!



KJV :

I am afflicted very much: quicken me, O LORD, according unto thy word.


MLG:

Ampahorina indrindra aho; Jehovah ô, velomy aho araka ny teninao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--03/01/2018:










Reponse du Quiz du mardi 02/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 2 janvier 2018

Hafatra Baiboly mardi--02/01/2018


Proverbes 7:23





FLS :

Jusqu'à ce qu'une flèche lui perce le foie, Comme l'oiseau qui se précipite dans le filet, Sans savoir que c'est au prix de sa vie.



KJV :

Till a dart strike through his liver; as a bird hasteth to the snare, and knoweth not that it (is) for his life.


MLG:

Ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin'ny atiny, Ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, Fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--02/01/2018:










Reponse du Quiz du lundi 01/01/2018





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 1 janvier 2018

Hafatra Baiboly lundi--01/01/2018


Jean 14:18-19





FLS :

Je ne vous laisserai pas orphelins, je viendrai à vous. Encore un peu de temps, et le monde ne me verra plus; mais vous, vous me verrez, car je vis, et vous vivrez aussi.



KJV :

I will not leave you comfortless: I will come to you. Yet a little while, and the world seeth me no more; but ye see me: because I live, ye shall live also.


MLG:

Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankat? aminareo Aho. Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao; fa ianareo no hahita Ahy; satria velona Aho, dia ho velona koa ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--01/01/2018:










Reponse du Quiz du dimanche 31/12/2 017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »