lundi 31 juillet 2017

Hafatra Baiboly lundi--31/07/2017


Esaïe 59:8





FLS :

Ils ne connaissent pas le chemin de la paix, Et il n'y a point de justice dans leurs voies; Ils prennent des sentiers détournés: Quiconque y marche ne connaît point la paix. -



KJV :

The way of peace they know not; and (there is) no judgment in their goings: they have made them crooked paths: whosoever goeth therein shall not know peace.


MLG:

Ny lalan'ny fiadanana tsy fantany; ary tsy misy rariny ao amin'ny alehany; lalana miolakolaka ny lalany, ka na iza na iza mandia izany dia tsy mahita fiadanana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--31/07/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 30/07/2017




Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 30 juillet 2017

Hafatra Baiboly dimanche--30/07/2017


Romains 2:16





FLS :

C'est ce qui paraîtra au jour où, selon mon Évangile, Dieu jugera par Jésus Christ les actions secrètes des hommes.



KJV :

In the day when God shall judge the secrets of men by Jesus Christ according to my gospel.


MLG:

amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny zavatra takona ataon'ny olona, araka ny filazantsarako amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--30/07/2017:










Reponse du Quiz du samedi 29/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 29 juillet 2017

Hafatra Baiboly samedi--29/07/2017


Philippiens 4:5-7





FLS :

Que votre douceur soit connue de tous les hommes. Le Seigneur est proche. Ne vous inquiétez de rien; mais en toute chose faites connaître vos besoins à Dieu par des prières et des supplications, avec des actions de grâces. Et la paix de Dieu, qui surpasse toute intelligence, gardera vos coeurs et vos pensées en Jésus Christ.



KJV :

Let your moderation be known unto all men. The Lord (is) at hand. Be careful for nothing; but in every thing by prayer and supplication with thanksgiving let your requests be made known unto God. And the peace of God, which passeth all understanding, shall keep your hearts and minds through Christ Jesus.


MLG:

Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo. Aza manahy na inona na inona ; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--29/07/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 28/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 28 juillet 2017

Hafatra Baiboly vendredi--28/07/2017


1 Chroniques 29:11-12





FLS :

A toi, Éternel, la grandeur, la force et la magnificence, l'éternité et la gloire, car tout ce qui est au ciel et sur la terre t'appartient; à toi, Éternel, le règne, car tu t'élèves souverainement au-dessus de tout! C'est de toi que viennent la richesse et la gloire, c'est toi qui domines sur tout, c'est dans ta main que sont la force et la puissance, et c'est ta main qui a le pouvoir d'agrandir et d'affermir toutes choses.



KJV :

Thine, O LORD, (is) the greatness, and the power, and the glory, and the victory, and the majesty: for all (that is) in the heaven and in the earth (is thine); thine (is) the kingdom, O LORD, and thou art exalted as head above all. Both riches and honour (come) of thee, and thou reignest over all; and in thine hand (is) power and might; and i n thine hand (it is) to make great, and to give strength unto all.


MLG:

Anao, Jehovah ô, ny fahalehibiazana sy ny hery sy ny voninahitra sy ny famirapiratana ary ny fiandrianana, dia izay rehetra any an-danitra sy et? an-tany; Anao ny fanjakana, Jehovah ô, ary Anao ny fisandratana ho Lohany ambonin'izy rehetra. Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary Hianao no manjaka amin'izao rehetra izao; eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--28/07/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 27/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 27 juillet 2017

Hafatra Baiboly jeudi--27/07/2017


1 Jean 4:16-19





FLS :

Et nous, nous avons connu l'amour que Dieu a pour nous, et nous y avons cru. Dieu est amour; et celui qui demeure dans l'amour demeure en Dieu, et Dieu demeure en lui. Tel il est, tels nous sommes aussi dans ce monde: c'est en cela que l'amour est parfait en nous, afin que nous ayons de l'assurance au jour du jugement. La crainte n'est pas dans l'amour, mais l'amour parfait bannit la crainte; car la crainte suppose un châtiment, et celui qui craint n'est pas parfait dans l'amour. Pour nous, nous l'aimons, parce qu'il nous a aimés le premier.



KJV :

And we have known and believed the love that God hath to us. God is love; and he that dwelleth in love dwelleth in God, and God in him. Herein is our love made perfect, that we may have boldness in the day of judgment: because as he is, s o are we in this world. There is no fear in love; but perfect love casteth out fear: because fear hath torment. He that feareth is not made perfect in love. We love him, because he first loved us.


MLG:

Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin'ny fitiavana no mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra ao aminy. Izany no ahatanterahana ny fitiavana amintsika, mba hananantsika fahasahiana amin'ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin'izao tontolo izao. Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana. Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--27/07/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 26/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 26 juillet 2017

Hafatra Baiboly mercredi--26/07/2017


1 Corinthiens 1:21-24





FLS :

Car puisque le monde, avec sa sagesse, n'a point connu Dieu dans la sagesse de Dieu, il a plu à Dieu de sauver les croyants par la folie de la prédication. Les Juifs demandent des miracles et les Grecs cherchent la sagesse: nous, nous prêchons Christ crucifié; scandale pour les Juifs et folie pour les païens, mais puissance de Dieu et sagesse de Dieu pour ceux qui sont appelés, tant Juifs que Grecs.



KJV :

For after that in the wisdom of God the world by wisdom knew not God, it pleased God by the foolishness of preaching to save them that believe. For the Jews require a sign, and the Greeks seek after wisdom: But we preach Christ crucified, unto the Jews a stumblingblock, and unto the Greeks foolishness; But unto them which are called, both Jews and Greeks, Christ the po wer of God, and the wisdom of God.


MLG:

Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino; [ Na: Fa noho ny fahendren'Andriamanitra] fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena, [ Gr. Grika] fa izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin'ny Jiosy ary fahadalana amin'ny jentilisa, [ Gr. Grika] fa amin'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra. [ Gr. Grika]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--26/07/2017:










Reponse du Quiz du mardi 25/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 25 juillet 2017

Hafatra Baiboly mardi--25/07/2017


Néhémie 9:6





FLS :

C'est toi, Éternel, toi seul, qui as fait les cieux, les cieux des cieux et toute leur armée, la terre et tout ce qui est sur elle, les mers et tout ce qu'elles renferment. Tu donnes la vie à toutes ces choses, et l'armée des cieux se prosterne devant toi.



KJV :

Thou, (even) thou, (art) LORD alone; thou hast made heaven, the heaven of heavens, with all their host, the earth, and all (things) that (are) therein, the seas, and all that (is) therein, and thou preservest them all; and the host of heaven worshippeth thee.


MLG:

Hianao dia Hianao irery ihany no Jehovah; Hianao no nanao ny lanitra, dia ny lanitry ny lanitra, mbamin'izay rehetra any aminy, ny tany sy izay rehetra eo aminy, ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, ary Hianao no mamelona azy r ehetra; ary ireo maro any an-danitra samy miankohoka eo anatrehanao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--25/07/2017:










Reponse du Quiz du lundi 24/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 24 juillet 2017

Hafatra Baiboly lundi--24/07/2017


Romains 16:3-3





FLS :

Saluez Prisca et Aquilas, mes compagnons d'oeuvre en Jésus Christ,



KJV :

Greet Priscilla and Aquila my helpers in Christ Jesus:


MLG:

Veloma amin'i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--24/07/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 23/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 23 juillet 2017

Hafatra Baiboly dimanche--23/07/2017


Esaïe 12:1





FLS :

Tu diras en ce jour-là: Je te loue, ô Éternel! Car tu as été irrité contre moi, Ta colère s'est apaisée, et tu m'as consolé.



KJV :

And in that day thou shalt say, O LORD, I will praise thee: though thou wast angry with me, thine anger is turned away, and thou comfortedst me.


MLG:

Ary hiteny ianao amin'izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô; Fa na dia tezitra tamiko aza Hianao, dia afaka ny fahatezeranao, ka mampionona ahy Hianao. [Na: Fa tezitra tamiko Hianao, nefa]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--23/07/2017:










Reponse du Quiz du samedi 22/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 22 juillet 2017

Hafatra Baiboly samedi--22/07/2017


Matthieu 6:21





FLS :

Car là où est ton trésor, là aussi sera ton coeur.



KJV :

For where your treasure is, there will your heart be also.


MLG:

Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--22/07/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 21/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 21 juillet 2017

Hafatra Baiboly vendredi--21/07/2017


Romains 12:17





FLS :

Ne rendez à personne le mal pour le mal. Recherchez ce qui est bien devant tous les hommes.



KJV :

Recompense to no man evil for evil. Provide things honest in the sight of all men.


MLG:

Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--21/07/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 20/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 20 juillet 2017

Hafatra Baiboly jeudi--20/07/2017


Job 21:25





FLS :

L'autre meurt, l'amertume dans l'âme, Sans avoir joui d'aucun bien.



KJV :

And another dieth in the bitterness of his soul, and never eateth with pleasure.


MLG:

Ary ny anankiray maty amin'ny fahorian'ny fanahiny kosa ka tsy mba nanandrana soa akory.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--20/07/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 19/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 19 juillet 2017

Hafatra Baiboly mercredi--19/07/2017


Jean 10:7





FLS :

Jésus leur dit encore: En vérité, en vérité, je vous le dis, je suis la porte des brebis.



KJV :

Then said Jesus unto them again, Verily, verily, I say unto you, I am the door of the sheep.


MLG:

Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin'ondry.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--19/07/2017:










Reponse du Quiz du mardi 18/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 18 juillet 2017

Hafatra Baiboly mardi--18/07/2017


Juges 14:8





FLS :

Quelque temps après, il se rendit de nouveau à Thimna pour la prendre, et se détourna pour voir le cadavre du lion. Et voici, il y avait un essaim d'abeilles et du miel dans le corps du lion.



KJV :

And after a time he returned to take her, and he turned aside to see the carcase of the lion: and, behold, (there was) a swarm of bees and honey in the carcase of the lion.


MLG:

Ary rehefa afaka kelikely, dia niverina hampakatra azy Samsona ka nivily hizaha ny fatin'ilay liona; ary, indro, nisy reni-tantely nivangongo sy tantely tao amin'ilay fatin'ny liona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--18/07/2017:










Repons e du Quiz du lundi 17/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 17 juillet 2017

Hafatra Baiboly lundi--17/07/2017


Psaumes 14:3





FLS :

Tous sont égarés, tous sont pervertis; Il n'en est aucun qui fasse le bien, Pas même un seul.



KJV :

They are all gone aside, they are (all) together become filthy: (there is) none that doeth good, no, not one.


MLG:

Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--17/07/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 16/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 16 juillet 2017

Hafatra Baiboly dimanche--16/07/2017


2 Pierre 3:15-16





FLS :

Croyez que la patience de notre Seigneur est votre salut, comme notre bien-aimé frère Paul vous l'a aussi écrit, selon la sagesse qui lui a été donnée. C'est ce qu'il fait dans toutes les lettres, où il parle de ces choses, dans lesquelles il y a des points difficiles à comprendre, dont les personnes ignorantes et mal affermies tordent le sens, comme celui des autres Écritures, pour leur propre ruine.



KJV :

And account (that) the longsuffering of our Lord (is) salvation; even as our beloved brother Paul also according to the wisdom given unto him hath written unto you; As also in all (his) epistles, speaking in them of these things; in which are some things hard to be understood, which they that are unlearned and unstable wrest, as (they do) also the other scriptures, unto their own destruction.


MLG:

Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy, tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--16/07/2017:










Reponse du Quiz du samedi 15/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 15 juillet 2017

Hafatra Baiboly samedi--15/07/2017


Jean 7:53-41282





FLS :

Et chacun s'en retourna dans sa maison.



KJV :

And every man went unto his own house.


MLG:

[Dia samy lasa nody ho any an-tranony avy izy rehetra;]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--15/07/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 14/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 14 juillet 2017

Hafatra Baiboly vendredi--14/07/2017


Ezéchiel 9:9





FLS :

Il me répondit: L'iniquité de la maison d'Israël et de Juda est grande, excessive; le pays est rempli de meurtres, la ville est pleine d'injustice, car ils disent: L'Éternel a abandonné le pays, l'Éternel ne voit rien.



KJV :

Then said he unto me, The iniquity of the house of Israel and Judah (is) exceeding great, and the land is full of blood, and the city full of perverseness: for they say, The LORD hath forsaken the earth, and the LORD seeth not.


MLG:

Dia hoy Izy tamiko: Lehibe dia lehibe ny heloky ny taranak'ny Isiraely sy ny Joda, ary feno ran'olona nalatsaka ny tany, sady feno fitsarana miangatra ny tanàna, satria hoy izy: Jehovah efa nahafoy ny tany ary Jehovah tsy mahita.







ANKAMATATRA - QUIZ B IBLIQUE

Quiz du vendredi--14/07/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 13/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 13 juillet 2017

Hafatra Baiboly jeudi--13/07/2017


Romains 15:3





FLS :

Car Christ ne s'est point complu en lui-même, mais, selon qu'il est écrit: Les outrages de ceux qui t'insultent sont tombés sur moi.



KJV :

For even Christ pleased not himself; but, as it is written, The reproaches of them that reproached thee fell on me.


MLG:

Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon'izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko (Sal. 69. 9).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--13/07/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 12/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 12 juillet 2017

Hafatra Baiboly mercredi--12/07/2017


Genèse 22:2





FLS :

Dieu dit: Prends ton fils, ton unique, celui que tu aimes, Isaac; va-t'en au pays de Morija, et là offre-le en holocauste sur l'une des montagnes que je te dirai.



KJV :

And he said, Take now thy son, thine only (son) Isaac, whom thou lovest, and get thee into the land of Moriah; and offer him there for a burnt offering upon one of the mountains which I will tell thee of.


MLG:

Ary hoy Izy: Ento ny zanakao, ny lahitokanao izay tianao, dia Isaka ka mankanesa any amin'ny tany Moria; ary atero any izy ho fanatitra dorana ao amin'ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko aminao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--12/07/2017:










< font color=blue>Reponse du Quiz du mardi 11/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 11 juillet 2017

Hafatra Baiboly mardi--11/07/2017


Actes des Apôtres 5:41





FLS :

Les apôtres se retirèrent de devant le sanhédrin, joyeux d'avoir été jugés dignes de subir des outrages pour le nom de Jésus.



KJV :

And they departed from the presence of the council, rejoicing that they were counted worthy to suffer shame for his name.


MLG:

Ary ireo dia niala teo anatrehan'ny Synedriona, sady faly, satria natao miendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr'izany anarana izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--11/07/2017:










Reponse du Quiz du lundi 10/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 10 juillet 2017

Hafatra Baiboly lundi--10/07/2017


Jean 16:32





FLS :

Voici, l'heure vient, et elle est déjà venue, où vous serez dispersés chacun de son côté, et où vous me laisserez seul; mais je ne suis pas seul, car le Père est avec moi.



KJV :

Behold, the hour cometh, yea, is now come, that ye shall be scattered, every man to his own, and shall leave me alone: and yet I am not alone, because the Father is with me.


MLG:

Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin'ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko. [Gr ora]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--10/07/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 09/07 /2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 9 juillet 2017

Hafatra Baiboly dimanche--09/07/2017


Actes des Apôtres 24:16





FLS :

C'est pourquoi je m'efforce d'avoir constamment une conscience sans reproche devant Dieu et devant les hommes.



KJV :

And herein do I exercise myself, to have always a conscience void of offence toward God, and (toward) men.


MLG:

Ary amin'izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin'Andriamanitra na amin'olombelona mandrakariva.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--09/07/2017:










Reponse du Quiz du samedi 08/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 8 juillet 2017

Hafatra Baiboly samedi--08/07/2017


Actes des Apôtres 2:32





FLS :

C'est ce Jésus que Dieu a ressuscité; nous en sommes tous témoins.



KJV :

This Jesus hath God raised up, whereof we all are witnesses.


MLG:

Izany Jesosy izany dia efa natsangan'Andriamanitra, ary vavolombelon'izany izahay rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--08/07/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 07/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 7 juillet 2017

Hafatra Baiboly vendredi--07/07/2017


Psaumes 104:1





FLS :

Mon âme, bénis l'Éternel! Éternel, mon Dieu, tu es infiniment grand! Tu es revêtu d'éclat et de magnificence!



KJV :

Bless the LORD, O my soul. O LORD my God, thou art very great; thou art clothed with honour and majesty.


MLG:

[Fiderana an'Andriamanitra, Mpamorona sy Mpiahy izao rehetra izao] Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Hianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--07/07/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 06/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 6 juillet 2017

Hafatra Baiboly jeudi--06/07/2017


Marc 10:6-7





FLS :

Mais au commencement de la création, Dieu fit l'homme et la femme; c'est pourquoi l'homme quittera son père et sa mère, et s'attachera à sa femme,



KJV :

But from the beginning of the creation God made them male and female. For this cause shall a man leave his father and mother, and cleave to his wife;


MLG:

fa hatramin'ny fony vao nanaovana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovany ny olona (Gen. 1.27). Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--06/07/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 05/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 5 juillet 2017

Hafatra Baiboly mercredi--05/07/2017


Épître aux Galates 3:13





FLS :

Christ nous a rachetés de la malédiction de la loi, étant devenu malédiction pour nous-car il est écrit: Maudit est quiconque est pendu au bois, -



KJV :

Christ hath redeemed us from the curse of the law, being made a curse for us: for it is written, Cursed (is) every one that hangeth on a tree:


MLG:

Kristy nanavotra anay tamin'ny ozon'ny lalàna, satria tonga voaozona hamonjy anay Izy; fa voasoratra hoe : Voaozona izay rehetra mihantona amin'ny hazo (Deo. 21. 23),







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--05/07/2017:










Reponse du Quiz du mardi 04/07/2017





Ré ponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 4 juillet 2017

Hafatra Baiboly mardi--04/07/2017


Jean 7:46





FLS :

Les huissiers répondirent: Jamais homme n'a parlé comme cet homme.



KJV :

The officers answered, Never man spake like this man.


MLG:

Ny mpiandry raharaha namaly hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--04/07/2017:










Reponse du Quiz du lundi 03/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 3 juillet 2017

Hafatra Baiboly lundi--03/07/2017


Psaumes 145:19





FLS :

Il accomplit les désirs de ceux qui le craignent, Il entend leur cri et il les sauve.



KJV :

He will fulfil the desire of them that fear him: he also will hear their cry, and will save them.


MLG:

Hanefa ny irin'izay matahotra Azy Izy Ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--03/07/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 02/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 2 juillet 2017

Hafatra Baiboly dimanche--02/07/2017


Actes des Apôtres 17:23





FLS :

Car, en parcourant votre ville et en considérant les objets de votre dévotion, j'ai même découvert un autel avec cette inscription: A un dieu inconnu! Ce que vous révérez sans le connaître, c'est ce que je vous annonce.



KJV :

For as I passed by, and beheld your devotions, I found an altar with this inscription, TO THE UNKNOWN GOD. Whom therefore ye ignorantly worship, him declare I unto you.


MLG:

Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--02/0 7/2017:










Reponse du Quiz du samedi 01/07/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 1 juillet 2017

Hafatra Baiboly samedi--01/07/2017


1 Jean 3:4-5





FLS :

Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi. Or, vous le savez, Jésus a paru pour ôter les péchés, et il n'y a point en lui de péché.



KJV :

Whosoever committeth sin transgresseth also the law: for sin is the transgression of the law. And ye know that he was manifested to take away our sins; and in him is no sin.


MLG:

Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [ Na: hitondra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--01/07/2017:










Reponse du Quiz du vendre di 30/06/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »