dimanche 30 avril 2017

Hafatra Baiboly dimanche--30/04/2017


Genèse 18:14





FLS :

Y a-t-il rien qui soit étonnant de la part de l'Éternel? Au temps fixé je reviendrai vers toi, à cette même époque; et Sara aura un fils.



KJV :

Is any thing too hard for the LORD? At the time appointed I will return unto thee, according to the time of life, and Sarah shall have a son.


MLG:

Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? Amin'ny fotoan'andro raha avy ny taona toy izao dia hiverina aminao Aho, ary Saraha hanana zazalahy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--30/04/2017:










Reponse du Quiz du samedi 29/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 29 avril 2017

Hafatra Baiboly samedi--29/04/2017


Psaumes 102:7





FLS :

Je n'ai plus de sommeil, et je suis Comme l'oiseau solitaire sur un toit.



KJV :

I watch, and am as a sparrow alone upon the house top.


MLG:

Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--29/04/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 28/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 28 avril 2017

Hafatra Baiboly vendredi--28/04/2017


Matthieu 4:4





FLS :

Jésus répondit: Il est écrit: L'homme ne vivra pas de pain seulement, mais de toute parole qui sort de la bouche de Dieu.



KJV :

But he answered and said, It is written, Man shall not live by bread alone, but by every word that proceedeth out of the mouth of God.


MLG:

Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra (Deo. 8. 3).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--28/04/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 27/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« � �

jeudi 27 avril 2017

Hafatra Baiboly jeudi--27/04/2017


Jacques 4:4





FLS :

Adultères que vous êtes! ne savez-vous pas que l'amour du monde est inimitié contre Dieu? Celui donc qui veut être ami du monde se rend ennemi de Dieu.



KJV :

Ye adulterers and adulteresses, know ye not that the friendship of the world is enmity with God? whosoever therefore will be a friend of the world is the enemy of God.


MLG:

Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--27/04/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 26/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 26 avril 2017

Hafatra Baiboly mercredi--26/04/2017


Esaïe 62:2





FLS :

Alors les nations verront ton salut, Et tous les rois ta gloire; Et l'on t'appellera d'un nom nouveau, Que la bouche de l'Éternel déterminera.



KJV :

And the Gentiles shall see thy righteousness, and all kings thy glory: and thou shalt be called by a new name, which the mouth of the LORD shall name.


MLG:

Ny firenena hahita ny fahamarinanao, ary ny mpanjaka rehetra hahita ny voninahitrao; dia homena anaram-baovao ianao, Izay hotononin'ny vavan'i Jehovah; [Heb. hotendren']







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--26/04/2017:










Reponse du Quiz du mardi 25/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 25 avril 2017

Hafatra Baiboly mardi--25/04/2017


Matthieu 11:27





FLS :

Toutes choses m'ont été données par mon Père, et personne ne connaît le Fils, si ce n'est le Père; personne non plus ne connaît le Père, si ce n'est le Fils et celui à qui le Fils veut le révéler.



KJV :

All things are delivered unto me of my Father: and no man knoweth the Son, but the Father; neither knoweth any man the Father, save the Son, and (he) to whomsoever the Son will reveal (him).


MLG:

Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy Zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana Azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--25/04/2017:










Reponse du Quiz du lundi 24/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 24 avril 2017

Hafatra Baiboly lundi--24/04/2017


Proverbes 7:18-23





FLS :

Viens, enivrons-nous d'amour jusqu'au matin, Livrons-nous joyeusement à la volupté. Car mon mari n'est pas à la maison, Il est parti pour un voyage lointain; Il a pris avec lui le sac de l'argent, Il ne reviendra à la maison qu'à la nouvelle lune. Elle le séduisit à force de paroles, Elle l'entraîna par ses lèvres doucereuses. Il se mit tout à coup à la suivre, Comme le boeuf qui va à la boucherie, Comme un fou qu'on lie pour le châtier, Jusqu'à ce qu'une flèche lui perce le foie, Comme l'oiseau qui se précipite dans le filet, Sans savoir que c'est au prix de sa vie.



KJV :

Come, let us take our fill of love until the morning: let us solace ourselves with loves. For the goodman (is) not at home, he is gone a long journey: He hath taken a bag of money with him, (and) will come home at the day appointed. With her much fair speech she caused him to yield, with the flattering of her lips she forced him. He goeth after her straightway, as an ox goeth to the slaughter, or as a fool to the correction of the stocks; Till a dart strike through his liver; as a bird hasteth to the snare, and knoweth not that it (is) for his life.


MLG:

Andeha, aoka isika hivoky fitia ambara-pahamarain'ny andro, Aoka ho feno fahafinaretana amin'ny fitiavana isika. Fa tsy ao an-trano ny lehilahy, Fa lasa nivahiny lavitra izy; Ny kitampom-bola dia nentiny any an-tànany, Ka tsy mbola hody izy mandra-pahafenon'ny volana. Tamin'ny teny maro no nampanekeny azy, Tamin'ny fandroboan'ny molony no nitaomany azy, Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin'izay ilay zatovo, Tahaka ny omby entina hovonoina, Ary tahaka ny adala hogadrana, [Na: Na iza na iza mandeha manaraka azy dia][Heb. tahaka ny gadra ho famaizana ny adala] Ambara-piboroaky ny lefom-po hy amin'ny atiny, Ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, Fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--24/04/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 23/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 23 avril 2017

Hafatra Baiboly dimanche--23/04/2017


Marc 7:37





FLS :

Ils étaient dans le plus grand étonnement, et disaient: Il fait tout à merveille; même il fait entendre les sourds, et parler les muets.



KJV :

And were beyond measure astonished, saying, He hath done all things well: he maketh both the deaf to hear, and the dumb to speak.


MLG:

Dia talanjona indrindra ny olona ka nanao hoe: Tsara ny nanaovany ny zavatra rehetra; fa sady mampahalady ny marenina Izy no mampiteny ny moana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--23/04/2017:










Reponse du Quiz du samedi 22/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 22 avril 2017

Hafatra Baiboly samedi--22/04/2017


Genèse 7:16-17





FLS :

Il en entra, mâle et femelle, de toute chair, comme Dieu l'avait ordonné à Noé. Puis l'Éternel ferma la porte sur lui. Le déluge fut quarante jours sur la terre. Les eaux crûrent et soulevèrent l'arche, et elle s'éleva au-dessus de la terre.



KJV :

And they that went in, went in male and female of all flesh, as God had commanded him: and the LORD shut him in. And the flood was forty days upon the earth; and the waters increased, and bare up the ark, and it was lift up above the earth.


MLG:

Ary izay niditra tao dia lahy sy vavy, avy tamin'ny nofo rehetra, araka izay nandidian'Andriamanitra an'i Noa; ary narindrin'i Jehovah tao izy. Ary naharitra efa-polo andro tambonin'ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny sambo-fiara , dia nitsinkafona ho afaka amin'ny tany izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--22/04/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 21/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 21 avril 2017

Hafatra Baiboly vendredi--21/04/2017


Jacques 5:11





FLS :

Voici, nous disons bienheureux ceux qui ont souffert patiemment. Vous avez entendu parler de la patience de Job, et vous avez vu la fin que le Seigneur lui accorda, car le Seigneur est plein de miséricorde et de compassion.



KJV :

Behold, we count them happy which endure. Ye have heard of the patience of Job, and have seen the end of the Lord; that the Lord is very pitiful, and of tender mercy.


MLG:

Indro, ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan'i Joba ary efa hitanareo ny faran'ny nataon'ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindram-po.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--21/04/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 20/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 20 avril 2017

Hafatra Baiboly jeudi--20/04/2017


Deutéronome 6:6-7





FLS :

Et ces commandements, que je te donne aujourd'hui, seront dans ton coeur. Tu les inculqueras à tes enfants, et tu en parleras quand tu seras dans ta maison, quand tu iras en voyage, quand tu te coucheras et quand tu te lèveras.



KJV :

And these words, which I command thee this day, shall be in thine heart: And thou shalt teach them diligently unto thy children, and shalt talk of them when thou sittest in thine house, and when thou walkest by the way, and when thou liest down, and when thou risest up.


MLG:

Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dalana, na mandry, na mifoha;







ANKA MATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--20/04/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 19/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 19 avril 2017

Hafatra Baiboly mercredi--19/04/2017


Éphésiens 3:11-12





FLS :

selon le dessein éternel qu'il a mis à exécution par Jésus Christ notre Seigneur, en qui nous avons, par la foi en lui, la liberté de nous approcher de Dieu avec confiance.



KJV :

According to the eternal purpose which he purposed in Christ Jesus our Lord: In whom we have boldness and access with confidence by the faith of him.


MLG:

araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika, Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin'ny fahatokiana noho ny finoana Azy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--19/04/2017:










Reponse du Quiz du mardi 18/04/2017
< br/>



Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 18 avril 2017

Hafatra Baiboly mardi--18/04/2017


Matthieu 28:5-6





FLS :

Mais l'ange prit la parole, et dit aux femmes: Pour vous, ne craignez pas; car je sais que vous cherchez Jésus qui a été crucifié. Il n'est point ici; il est ressuscité, comme il l'avait dit. Venez, voyez le lieu où il était couché,



KJV :

And the angel answered and said unto the women, Fear not ye: for I know that ye seek Jesus, which was crucified. He is not here: for he is risen, as he said. Come, see the place where the Lord lay.


MLG:

Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin'ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, no tadiavinareo. Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian'ny Tompo.







ANK AMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--18/04/2017:










Reponse du Quiz du lundi 17/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 16 avril 2017

Hafatra Baiboly dimanche--16/04/2017


Apocalypse 12:11





FLS :

Ils l'ont vaincu à cause du sang de l'agneau et à cause de la parole de leur témoignage, et ils n'ont pas aimé leur vie jusqu'à craindre la mort.



KJV :

And they overcame him by the blood of the Lamb, and by the word of their testimony; and they loved not their lives unto the death.


MLG:

Ary izy ireo naharesy azy noho ny amin'ny ran'ny Zanak'ondry Sy ny teny filazana Azy, Ary tsy nankamamy ny ainy intsony iry, na dia ho faty aza.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--16/04/2017:










Reponse du Quiz du samedi 15/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 15 avril 2017

Hafatra Baiboly samedi--15/04/2017


Marc 16:19





FLS :

Le Seigneur, après leur avoir parlé, fut enlevé au ciel, et il s'assit à la droite de Dieu.



KJV :

So then after the Lord had spoken unto them, he was received up into heaven, and sat on the right hand of God.


MLG:

[Ary Jesosy Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--15/04/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 14/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 14 avril 2017

Hafatra Baiboly vendredi--14/04/2017


Matthieu 3:8





FLS :

Produisez donc du fruit digne de la repentance,



KJV :

Bring forth therefore fruits meet for repentance:


MLG:

Koa mamoaza voa miendrika ny fibebahana ianareo;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--14/04/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 13/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 13 avril 2017

Hafatra Baiboly jeudi--13/04/2017


Jean 16:23-24





FLS :

En ce jour-là, vous ne m'interrogerez plus sur rien. En vérité, en vérité, je vous le dis, ce que vous demanderez au Père, il vous le donnera en mon nom. Jusqu'à présent vous n'avez rien demandé en mon nom. Demandez, et vous recevrez, afin que votre joie soit parfaite.



KJV :

And in that day ye shall ask me nothing. Verily, verily, I say unto you, Whatsoever ye shall ask the Father in my name, he will give (it) you. Hitherto have ye asked nothing in my name: ask, and ye shall receive, that your joy may be full.


MLG:

Ary amin'izany andro izany dia tsy hanontany Ahy na inona na inona ianareo; lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona hangatahinareo amin'ny Ray dia homeny anareo amin'ny anarako izany. Mandraka ankehitriny dia t sy mbola nangataka na inona na inona tamin'ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--13/04/2017:










Reponse du Quiz du mercredi 12/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 12 avril 2017

Hafatra Baiboly mercredi--12/04/2017


Deutéronome 4:35-36





FLS :

Tu as été rendu témoin de ces choses, afin que tu reconnusses que l'Éternel est Dieu, qu'il n'y en a point d'autre. Du ciel, il t'a fait entendre sa voix pour t'instruire; et, sur la terre, il t'a fait voir son grand feu, et tu as entendu ses paroles du milieu du feu.



KJV :

Unto thee it was shewed, that thou mightest know that the LORD he (is) God; (there is) none else beside him. Out of heaven he made thee to hear his voice, that he might instruct thee: and upon earth he shewed thee his great fire; and thou heardest his words out of the midst of the fire.


MLG:

Hianao no nampahitainy izany, mba hahafantaranao fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy. Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao; ary teo am bonin'ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny efa renao avy tao afovoan'ny afo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--12/04/2017:










Reponse du Quiz du mardi 11/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 11 avril 2017

Hafatra Baiboly mardi--11/04/2017


Philippiens 2:8





FLS :

il s'est humilié lui-même, se rendant obéissant jusqu'à la mort, même jusqu'à la mort de la croix.



KJV :

And being found in fashion as a man, he humbled himself, and became obedient unto death, even the death of the cross.


MLG:

ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--11/04/2017:










Reponse du Quiz du lundi 10/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 10 avril 2017

Hafatra Baiboly lundi--10/04/2017


1 Thessaloniciens 1:9





FLS :

Car on raconte, à notre sujet, quel accès nous avons eu auprès de vous, et comment vous vous êtes convertis à Dieu, en abandonnant les idoles pour servir le Dieu vivant et vrai,



KJV :

For they themselves shew of us what manner of entering in we had unto you, and how ye turned to God from idols to serve the living and true God;


MLG:

Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho at? aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--10/04/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 09/ 04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 9 avril 2017

Hafatra Baiboly dimanche--09/04/2017


2 Corinthiens 5:19





FLS :

Car Dieu était en Christ, réconciliant le monde avec lui-même, en n'imputant point aux hommes leurs offenses, et il a mis en nous la parole de la réconciliation.



KJV :

To wit, that God was in Christ, reconciling the world unto himself, not imputing their trespasses unto them; and hath committed unto us the word of reconciliation.


MLG:

dia izao : Andriamanitra ao amin'i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--09/04/2017:










Reponse du Quiz du samedi 08/04/2017


< br/>

Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 8 avril 2017

Hafatra Baiboly samedi--08/04/2017


Colossiens 2:15





FLS :

il a dépouillé les dominations et les autorités, et les a livrées publiquement en spectacle, en triomphant d'elles par la croix.



KJV :

(And) having spoiled principalities and powers, he made a shew of them openly, triumphing over them in it.


MLG:

ary nesoriny tsy ho eo amin'ny tenany ny fanapahana sy ny fahefana, ary noho ny hazo fijaliana dia nasehony miharihary ny fitondrany ireo toy ny fanaon'izay avy nandresy. [ Na: noreseny ka nobaboiny]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--08/04/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 07/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 7 avril 2017

Hafatra Baiboly vendredi--07/04/2017


Romains 11:34-36





FLS :

Qui a connu la pensée du Seigneur, Ou qui a été son conseiller? Qui lui a donné le premier, pour qu'il ait à recevoir en retour? C'est de lui, par lui, et pour lui que sont toutes choses. A lui la gloire dans tous les siècles! Amen!



KJV :

For who hath known the mind of the Lord? or who hath been his counsellor? Or who hath first given to him, and it shall be recompensed unto him again? For of him, and through him, and to him, (are) all things: to whom (be) glory for ever. Amen.


MLG:

Fa iza no nahalala ny sain'i Jehovah? ary iza no mpanolo-tsaina Azy? (Isa 40. 13) Na iza no nanome Azy aloha hamaliana azy indray? Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakiz ay. Amena.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--07/04/2017:










Reponse du Quiz du jeudi 06/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 6 avril 2017

Hafatra Baiboly jeudi--06/04/2017


Matthieu 9:2





FLS :

Et voici, on lui amena un paralytique couché sur un lit. Jésus, voyant leur foi, dit au paralytique: Prends courage, mon enfant, tes péchés te sont pardonnés.



KJV :

And, behold, they brought to him a man sick of the palsy, lying on a bed: and Jesus seeing their faith said unto the sick of the palsy; Son, be of good cheer; thy sins be forgiven thee.


MLG:

Ary, indro, nisy lehilahy anankiray mararin'ny paralysisa nandry tamin'ny fandriana nentin'ny olona teo aminy; ary Jesosy, nony nahita ny finoan'ireo, dia nanao tamin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Matokia, anaka; voavela ny helokao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--06/04/2017:









Reponse du Quiz du mercredi 05/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 5 avril 2017

Hafatra Baiboly mercredi--05/04/2017


Éphésiens 2:20-21





FLS :

Vous avez été édifiés sur le fondement des apôtres et des prophètes, Jésus Christ lui-même étant la pierre angulaire. En lui tout l'édifice, bien coordonné, s'élève pour être un temple saint dans le Seigneur.



KJV :

And are built upon the foundation of the apostles and prophets, Jesus Christ himself being the chief corner (stone); In whom all the building fitly framed together groweth unto an holy temple in the Lord:


MLG:

natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--05/04/201 7:










Reponse du Quiz du mardi 04/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 4 avril 2017

Hafatra Baiboly mardi--04/04/2017


Esaïe 45:15





FLS :

Mais tu es un Dieu qui te caches, Dieu d'Israël, sauveur!



KJV :

Verily thou (art) a God that hidest thyself, O God of Israel, the Saviour.


MLG:

Marina tokoa fa Hianao dia Andriamanitra miafina, ry Andriamanitry ny Isiraely sady Mpamonjy ô.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--04/04/2017:










Reponse du Quiz du lundi 03/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 3 avril 2017

Hafatra Baiboly lundi--03/04/2017


1 Samuel 26:24





FLS :

Et comme aujourd'hui ta vie a été d'un grand prix à mes yeux, ainsi ma vie sera d'un grand prix aux yeux de l'Éternel et il me délivrera de toute angoisse.



KJV :

And, behold, as thy life was much set by this day in mine eyes, so let my life be much set by in the eyes of the LORD, and let him deliver me out of all tribulation.


MLG:

Ary, indro, fa tahaka ny nanaovako ny aina ho lehibe androany no mba hanaovan'i Jehovah ny aiko ho lehibe kosa ka hanafahany ahy amin'ny fahoriana rehetra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--03/04/2017:










Reponse du Quiz du dimanche 02/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 2 avril 2017

Hafatra Baiboly dimanche--02/04/2017


Job 36:26





FLS :

Dieu est grand, mais sa grandeur nous échappe, Le nombre de ses années est impénétrable.



KJV :

Behold, God (is) great, and we know (him) not, neither can the number of his years be searched out.


MLG:

Indro, lehibe Andriamanitra, ka tsy takatry ny saintsika Izy; Ary tsy hita isa ny taonany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--02/04/2017:










Reponse du Quiz du samedi 01/04/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 1 avril 2017

Hafatra Baiboly samedi--01/04/2017


Esaïe 53:7-7





FLS :

Il a été maltraité et opprimé, Et il n'a point ouvert la bouche, Semblable à un agneau qu'on mène à la boucherie, A une brebis muette devant ceux qui la tondent; Il n'a point ouvert la bouche.



KJV :

He was oppressed, and he was afflicted, yet he opened not his mouth: he is brought as a lamb to the slaughter, and as a sheep before her shearers is dumb, so he openeth not his mouth.


MLG:

Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak'ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan'ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--01/04/2017:










Reponse du Quiz du vendredi 31/03/2017





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »