lundi 31 octobre 2016

Hafatra Baiboly lundi--31/10/2016


2 Timothée 3:12





FLS :

Or, tous ceux qui veulent vivre pieusement en Jésus Christ seront persécutés.



KJV :

Yea, and all that will live godly in Christ Jesus shall suffer persecution.


MLG:

Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--31/10/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 30/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 30 octobre 2016

Hafatra Baiboly dimanche--30/10/2016


Apocalypse 2:17





FLS :

Que celui qui a des oreilles entende ce que l'Esprit dit aux Églises: A celui qui vaincra je donnerai de la manne cachée, et je lui donnerai un caillou blanc; et sur ce caillou est écrit un nom nouveau, que personne ne connaît, si ce n'est celui qui le reçoit.



KJV :

He that hath an ear, let him hear what the Spirit saith unto the churches; To him that overcometh will I give to eat of the hidden manna, and will give him a white stone, and in the stone a new name written, which no man knoweth saving he that receiveth (it).


MLG:

Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin'ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr'olona afa- tsy izay mandray azy ihany. [ Gr. eklesia]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--30/10/2016:










Reponse du Quiz du samedi 29/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 29 octobre 2016

Hafatra Baiboly samedi--29/10/2016


Apocalypse 3:4





FLS :

Cependant tu as à Sardes quelques hommes qui n'ont pas souillé leurs vêtements; ils marcheront avec moi en vêtements blancs, parce qu'ils en sont dignes.



KJV :

Thou hast a few names even in Sardis which have not defiled their garments; and they shall walk with me in white: for they are worthy.


MLG:

Kanefa misy olona vitsy at? aminao at? Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy. [ Gr. anaranana]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--29/10/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 28/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 28 octobre 2016

Hafatra Baiboly vendredi--28/10/2016


Jean 4:14





FLS :

mais celui qui boira de l'eau que je lui donnerai n'aura jamais soif, et l'eau que je lui donnerai deviendra en lui une source d'eau qui jaillira jusque dans la vie éternelle.



KJV :

But whosoever drinketh of the water that I shall give him shall never thirst; but the water that I shall give him shall be in him a well of water springing up into everlasting life.


MLG:

fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--28/10/2016:










Reponse du Quiz du je udi 27/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 27 octobre 2016

Hafatra Baiboly jeudi--27/10/2016


Psaumes 51:15-17





FLS :

Seigneur! ouvre mes lèvres, Et ma bouche publiera ta louange. Si tu eusses voulu des sacrifices, je t'en aurais offert; Mais tu ne prends point plaisir aux holocaustes. Les sacrifices qui sont agréables à Dieu, c'est un esprit brisé: O Dieu! tu ne dédaignes pas un coeur brisé et contrit.



KJV :

O Lord, open thou my lips; and my mouth shall shew forth thy praise. For thou desirest not sacrifice; else would I give (it): thou delightest not in burnt offering. The sacrifices of God (are) a broken spirit: a broken and a contrite heart, O God, thou wilt not despise.


MLG:

Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako. Fa tsy fanatitra no sitrakao; raha izany dia nomeko ihany; ny fanatitra dorana tsy mahafaly Anao. Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--27/10/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 26/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 26 octobre 2016

Hafatra Baiboly mercredi--26/10/2016


1 Corinthiens 10:21-21





FLS :

Vous ne pouvez boire la coupe du Seigneur, et la coupe des démons; vous ne pouvez participer à la table du Seigneur, et à la table des démons.



KJV :

Ye cannot drink the cup of the Lord, and the cup of devils: ye cannot be partakers of the Lord's table, and of the table of devils.


MLG:

Tsy mahazo misotro amin'ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia ianareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--26/10/2016:










Reponse du Quiz du mardi 25/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 25 octobre 2016

Hafatra Baiboly mardi--25/10/2016


Jérémie 1:17-19





FLS :

Et toi, ceins tes reins, lève-toi, et dis-leur tout ce que je t'ordonnerai. Ne tremble pas en leur présence, de peur que je ne te fasse trembler devant eux. Voici, je t'établis en ce jour sur tout le pays comme une ville forte, une colonne de fer et un mur d'airain, contre les rois de Juda, contre ses chefs, contre ses sacrificateurs, et contre le peuple du pays. Ils te feront la guerre, mais ils ne te vaincront pas; car je suis avec toi pour te délivrer, dit l'Éternel.



KJV :

Thou therefore gird up thy loins, and arise, and speak unto them all that I command thee: be not dismayed at their faces, lest I confound thee before them. For, behold, I have made thee this day a defenced city, and an iron pillar, and brasen walls against the whole land, against the kings of Judah, agai nst the princes thereof, against the priests thereof, and against the people of the land. And they shall fight against thee; but they shall not prevail against thee; for I (am) with thee, saith the LORD, to deliver thee.


MLG:

Fa ianao kosa dia misikìna, ary miomàna, ka lazao aminy izao rehetra andidiako anao izao; aza matahotra ireo, fandrao dia hataoko raiki-tahotra eo anatrehany ianao. Indro, Izaho hanao anao ho tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina mba tsy ho leon'ny tany rehetra, na ny mpanjakan'ny Joda, na ny lehibeny, na ny mpisorony, na ny vahoaka. Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--25/10/2016:










Reponse du Quiz du lundi 24/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 24 octobre 2016

Hafatra Baiboly lundi--24/10/2016


Osée 14:2





FLS :

Apportez avec vous des paroles, Et revenez à l'Éternel. Dites-lui: Pardonne toutes les iniquités, Et reçois-nous favorablement! Nous t'offrirons, au lieu de taureaux, l'hommage de nos lèvres.



KJV :

Take with you words, and turn to the LORD: say unto him, Take away all iniquity, and receive (us) graciously: so will we render the calves of our lips.


MLG:

(14:3) Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin'i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, ary raiso izay tsara, ka dia haterinay ho fanatitra ny molotray.[Heb. haloanay][Heb. vantotr'ombilahy]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--24/10/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 23/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 23 octobre 2016

Hafatra Baiboly dimanche--23/10/2016


Esaïe 46:4





FLS :

Jusqu'à votre vieillesse je serai le même, Jusqu'à votre vieillesse je vous soutiendrai; Je l'ai fait, et je veux encore vous porter, Vous soutenir et vous sauver.



KJV :

And (even) to (your) old age I (am) he; and (even) to hoar hairs will I carry (you): I have made, and I will bear; even I will carry, and will deliver (you).


MLG:

Na dia mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsy volonareo, dia Izaho ihany no hisahirana mitondra anareo. Izaho no nanao, ka Izaho ihany no hitrotro, eny, izaho no hitondra sy hanafaka.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--23/10/2016:










Reponse du Quiz d u samedi 22/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 22 octobre 2016

Hafatra Baiboly samedi--22/10/2016


Apocalypse 3:7





FLS :

Écris à l'ange de l'Église de Philadelphie: Voici ce que dit le Saint, le Véritable, celui qui a la clef de David, celui qui ouvre, et personne ne fermera, celui qui ferme, et personne n'ouvrira:



KJV :

And to the angel of the church in Philadelphia write; These things saith he that is holy, he that is true, he that hath the key of David, he that openeth, and no man shutteth; and shutteth, and no man openeth;


MLG:

[Filadelfia] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain'izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin'i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha: [ Gr. eklesia]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--22 /10/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 21/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 21 octobre 2016

Hafatra Baiboly vendredi--21/10/2016


1 Corinthiens 10:7





FLS :

Ne devenez point idolâtres, comme quelques-uns d'eux, selon qu'il est écrit: Le peuple s'assit pour manger et pour boire; puis ils se levèrent pour se divertir.



KJV :

Neither be ye idolaters, as (were) some of them; as it is written, The people sat down to eat and drink, and rose up to play.


MLG:

Ary aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo tahaka ny sasany amin'ireny, araka ny voasoratra hoe: Ny olona nipetraka hihinana sy hisotro, dia nitsangana hilalao (Eks. 32. 6).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--21/10/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 20/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 20 octobre 2016

Hafatra Baiboly jeudi--20/10/2016


Jérémie 31:34





FLS :

Celui-ci n'enseignera plus son prochain, Ni celui-là son frère, en disant: Connaissez l'Éternel! Car tous me connaîtront, Depuis le plus petit jusqu'au plus grand, dit l'Éternel; Car je pardonnerai leur iniquité, Et je ne me souviendrai plus de leur péché.



KJV :

And they shall teach no more every man his neighbour, and every man his brother, saying, Know the LORD: for they shall all know me, from the least of them unto the greatest of them, saith the LORD: for I will forgive their iniquity, and I will remember their sin no more.


MLG:

Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy intsony izy hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra. Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, hoy Jehovah; F a havelako ny helony, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--20/10/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 19/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 19 octobre 2016

Hafatra Baiboly mercredi--19/10/2016


Apocalypse 2:13





FLS :

Je sais où tu demeures, je sais que là est le trône de Satan. Tu retiens mon nom, et tu n'as pas renié ma foi, même aux jours d'Antipas, mon témoin fidèle, qui a été mis à mort chez vous, là où Satan a sa demeure.



KJV :

I know thy works, and where thou dwellest, (even) where Satan's seat (is): and thou holdest fast my name, and hast not denied my faith, even in those days wherein Antipas (was) my faithful martyr, who was slain among you, where Satan dwelleth.


MLG:

Fantatro izay onenanao, dia ao amin'ny itoeran'ny seza fiandrianan'i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin'ny andron'i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin'izay onenan'i Sata na.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--19/10/2016:










Reponse du Quiz du mardi 18/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 18 octobre 2016

Hafatra Baiboly mardi--18/10/2016


1 Corinthiens 1:27-28





FLS :

Mais Dieu a choisi les choses folles du monde pour confondre les sages; Dieu a choisi les choses faibles du monde pour confondre les fortes; et Dieu a choisi les choses viles du monde et celles qu'on méprise, celles qui ne sont point, pour réduire à néant celles qui sont,



KJV :

But God hath chosen the foolish things of the world to confound the wise; and God hath chosen the weak things of the world to confound the things which are mighty; And base things of the world, and things which are despised, hath God chosen, (yea), and things which are not, to bring to nought things that are:


MLG:

fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampaha menatra ny mahery; ary ny iva razana amin'izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin'Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--18/10/2016:










Reponse du Quiz du lundi 17/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 17 octobre 2016

Hafatra Baiboly lundi--17/10/2016


Psaumes 51:17





FLS :

Les sacrifices qui sont agréables à Dieu, c'est un esprit brisé: O Dieu! tu ne dédaignes pas un coeur brisé et contrit.



KJV :

The sacrifices of God (are) a broken spirit: a broken and a contrite heart, O God, thou wilt not despise.


MLG:

Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--17/10/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 16/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 16 octobre 2016

Hafatra Baiboly dimanche--16/10/2016


Psaumes 49:16-17





FLS :

Ne sois pas dans la crainte parce qu'un homme s'enrichit, Parce que les trésors de sa maison se multiplient; Car il n'emporte rien en mourant, Ses trésors ne descendent point après lui.



KJV :

Be not thou afraid when one is made rich, when the glory of his house is increased; For when he dieth he shall carry nothing away: his glory shall not descend after him.


MLG:

Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony; Fa tsy hitondra na inona na inona izy, raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--16/10/2016:










R eponse du Quiz du samedi 15/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 15 octobre 2016

Hafatra Baiboly samedi--15/10/2016


Luc 10:25-27





FLS :

Un docteur de la loi se leva, et dit à Jésus, pour l'éprouver: Maître, que dois-je faire pour hériter la vie éternelle? Jésus lui dit: Qu'est-il écrit dans la loi? Qu'y lis-tu? Il répondit: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, de toute ta force, et de toute ta pensée; et ton prochain comme toi-même.



KJV :

And, behold, a certain lawyer stood up, and tempted him, saying, Master, what shall I do to inherit eternal life? He said unto him, What is written in the law? how readest thou? And he answering said, Thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy strength, and with all thy mind; and thy neighbour as thyself.


MLG:

Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsa ngana ka naka fanahy an'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay? Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin'ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy? Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5); ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--15/10/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 14/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 14 octobre 2016

Hafatra Baiboly vendredi--14/10/2016


Romains 8:11





FLS :

Et si l'Esprit de celui qui a ressuscité Jésus d'entre les morts habite en vous, celui qui a ressuscité Christ d'entre les morts rendra aussi la vie à vos corps mortels par son Esprit qui habite en vous.



KJV :

But if the Spirit of him that raised up Jesus from the dead dwell in you, he that raised up Christ from the dead shall also quicken your mortal bodies by his Spirit that dwelleth in you.


MLG:

Ary raha ny Fanahin'izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--14/10/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 13/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 13 octobre 2016

Hafatra Baiboly jeudi--13/10/2016


2 Rois 5:8-10





FLS :

Lorsqu'Élisée, homme de Dieu, apprit que le roi d'Israël avait déchiré ses vêtements, il envoya dire au roi: Pourquoi as-tu déchiré tes vêtements? Laisse-le venir à moi, et il saura qu'il y a un prophète en Israël. Naaman vint avec ses chevaux et son char, et il s'arrêta à la porte de la maison d'Élisée. Élisée lui fit dire par un messager: Va, et lave-toi sept fois dans le Jourdain; ta chair deviendra saine, et tu seras pur.



KJV :

And it was (so), when Elisha the man of God had heard that the king of Israel had rent his clothes, that he sent to the king, saying, Wherefore hast thou rent thy clothes? let him come now to me, and he shall know that there is a prophet in Israel. So Naaman came with his horses and with his chariot, and stood at the door of the house of Elisha. And Elisha sent a messenger unto him, saying, Go and wash in Jordan seven times, and thy flesh shall come again to thee, and thou shalt be clean.


MLG:

Ary rehefa ren'i Elisa, lehilahin'Andriamanitra, fa nandriatra ny fitafiany ny mpanjakan'ny Isiraely, dia naniraka tany amin'ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Nahoana no nandriatra ny fitafianao ianao? Aoka izy hankat? amiko, dia ho fantany fa misy mpaminany tokoa ao amin'ny Isiraely. Ary dia nandeha Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran'ny tranon'i Elisa. Ary Elisa naniraka olona tany aminy hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--13/10/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 12/10/2016





Répo nse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 12 octobre 2016

Hafatra Baiboly mercredi--12/10/2016


Psaumes 18:6





FLS :

Dans ma détresse, j'ai invoqué l'Éternel, J'ai crié à mon Dieu; De son palais, il a entendu ma voix, Et mon cri est parvenu devant lui à ses oreilles.



KJV :

In my distress I called upon the LORD, and cried unto my God: he heard my voice out of his temple, and my cry came before him, (even) into his ears.


MLG:

Fony azom-pahoriana aho, dia niantso an'i Jehovah, eny, Andriamanitro no nitarainako; nihaino ny feoko tao an-tempoliny Izy, ary ny fitarainako teo anatrehany dia efa tonga teo an-tsofiny.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--12/10/2016:










Reponse du Quiz du mardi 11/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 10 octobre 2016

Hafatra Baiboly lundi--10/10/2016


2 Timothée 3:1





FLS :

Sache que, dans les derniers jours, il y aura des temps difficiles.



KJV :

This know also, that in the last days perilous times shall come.


MLG:

[Ny amin'ny fihemorana any am-parany,] Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--10/10/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 09/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 9 octobre 2016

Hafatra Baiboly dimanche--09/10/2016


Éphésiens 3:8





FLS :

A moi, qui suis le moindre de tous les saints, cette grâce a été accordée d'annoncer aux païens les richesses incompréhensibles de Christ,



KJV :

Unto me, who am less than the least of all saints, is this grace given, that I should preach among the Gentiles the unsearchable riches of Christ;


MLG:

Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin'ny olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin'ny jentilisa ny haren'i Kristy tsy hita lany,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--09/10/2016:










Reponse du Quiz du samedi 08/10/2016





Réponse: < /b>
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 8 octobre 2016

Hafatra Baiboly samedi--08/10/2016


Ecclésiaste 3:2





FLS :

un temps pour naître, et un temps pour mourir; un temps pour planter, et un temps pour arracher ce qui a été planté;



KJV :

A time to be born, and a time to die; a time to plant, and a time to pluck up (that which is) planted;


MLG:

Ao ny andro ahaterahana, ary ao ny andro ahafatesana; Ao ny andro ambolena, ary ao ny andro anongotana na nambolena;







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--08/10/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 07/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

vendredi 7 octobre 2016

Hafatra Baiboly vendredi--07/10/2016


Matthieu 12:50





FLS :

Car, quiconque fait la volonté de mon Père qui est dans les cieux, celui-là est mon frère, et ma soeur, et ma mère.



KJV :

For whosoever shall do the will of my Father which is in heaven, the same is my brother, and sister, and mother.


MLG:

Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du vendredi--07/10/2016:










Reponse du Quiz du jeudi 06/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

jeudi 6 octobre 2016

Hafatra Baiboly jeudi--06/10/2016


Psaumes 139:17-18





FLS :

Que tes pensées, ô Dieu, me semblent impénétrables! Que le nombre en est grand! Si je les compte, elles sont plus nombreuses que les grains de sable. Je m'éveille, et je suis encore avec toi.



KJV :

How precious also are thy thoughts unto me, O God! how great is the sum of them! (If) I should count them, they are more in number than the sand: when I awake, I am still with thee.


MLG:

Endrey, zava-tsoa amiko indrindra ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron'ny isany! Raha hanisa azy aho, dia maro isa lavitra noho ny fasika izy; Raha mifoha aho, dia mbola aminao ihany.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du jeudi--06/10/2016:










Reponse du Quiz du mercredi 05/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mercredi 5 octobre 2016

Hafatra Baiboly mercredi--05/10/2016


Ecclésiaste 1:14





FLS :

J'ai vu tout ce qui se fait sous le soleil; et voici, tout est vanité et poursuite du vent.



KJV :

I have seen all the works that are done under the sun; and, behold, all (is) vanity and vexation of spirit.


MLG:

Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao at? ambanin'ny masoandro; fa, indro, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany.[Na: Homan-drivotra]







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mercredi--05/10/2016:










Reponse du Quiz du mardi 04/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

mardi 4 octobre 2016

Hafatra Baiboly mardi--04/10/2016


1 Corinthiens 9:16





FLS :

Si j'annonce l'Évangile, ce n'est pas pour moi un sujet de gloire, car la nécessité m'en est imposée, et malheur à moi si je n'annonce pas l'Évangile!



KJV :

For though I preach the gospel, I have nothing to glory of: for necessity is laid upon me; yea, woe is unto me, if I preach not the gospel!


MLG:

Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho!







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du mardi--04/10/2016:










Reponse du Quiz du lundi 03/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

lundi 3 octobre 2016

Hafatra Baiboly lundi--03/10/2016


Hébreux 10:35-36





FLS :

N'abandonnez donc pas votre assurance, à laquelle est attachée une grande rémunération. Car vous avez besoin de persévérance, afin qu'après avoir accompli la volonté de Dieu, vous obteniez ce qui vous est promis.



KJV :

Cast not away therefore your confidence, which hath great recompence of reward. For ye have need of patience, that, after ye have done the will of God, ye might receive the promise.


MLG:

Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe. Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du lundi--03/10/2016:










Reponse du Quiz du dimanche 02/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

dimanche 2 octobre 2016

Hafatra Baiboly dimanche--02/10/2016


Marc 15:20-21





FLS :

Après s'être ainsi moqués de lui, ils lui ôtèrent la pourpre, lui remirent ses vêtements, et l'emmenèrent pour le crucifier. Ils forcèrent à porter la croix de Jésus un passant qui revenait des champs, Simon de Cyrène, père d'Alexandre et de Rufus;



KJV :

And when they had mocked him, they took off the purple from him, and put his own clothes on him, and led him out to crucify him. And they compel one Simon a Cyrenian, who passed by, coming out of the country, the father of Alexander and Rufus, to bear his cross.


MLG:

Ary rehefa nanao Azy ho fihomehezana izy, dia nanala ilay lamba volomparasy teny aminy, ka nampitafiny Azy indray ny fitafiany; ary dia nentiny hohomboany amin'ny hazo fijaliana Izy. Ary Simona Kyreniana (rain'i Aleksandro sy R ofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian'i Jesosy.







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du dimanche--02/10/2016:










Reponse du Quiz du samedi 01/10/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »

samedi 1 octobre 2016

Hafatra Baiboly samedi--01/10/2016


Colossiens 1:9





FLS :

C'est pour cela que nous aussi, depuis le jour où nous en avons été informés, nous ne cessons de prier Dieu pour vous, et de demander que vous soyez remplis de la connaissance de sa volonté, en toute sagesse et intelligence spirituelle,



KJV :

For this cause we also, since the day we heard (it), do not cease to pray for you, and to desire that ye might be filled with the knowledge of his will in all wisdom and spiritual understanding;


MLG:

[Fivavahan'i Paoly ho an'ny Kolosiana, sy filazana ny fahalehibiazan'ny voninahitr'i Kristy] Ary noho izany izahay koa hatramin'ny andro nandrenesanay dia tsy mitsahatra mivavaka sy mangataka ho anareo, mba hofenoina fahalalana tsara ny sitrapony ianareo amin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina rehetra avy amin 'ny Fanahy,







ANKAMATATRA - QUIZ BIBLIQUE

Quiz du samedi--01/10/2016:










Reponse du Quiz du vendredi 30/09/2016





Réponse:
MLG:
« »
FLS:
« »